Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
05/05/2009 06:33)
andaho hifona sy handohalika an'i rasala ry zareo an
tena kivy e ,vao mihetsika kely dia tonga ny capsat hampitahotra,andao ry zareo isika femme legaliste higogogogog eo hanatrehan'i rasarla hangataka famelana...)...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 09:22
essera
(
05/05/2009 06:08)
Aza dia mati-kambo be loatra Ra8 . . .
Niaraha-nahita sy nandre angamba ny resaka an-tel an'i Ravalo sy ny Dir Redaction MATV ireny. Dia mba variana ihany ny tena satria d mbola tsy afaka am le ex-filoha ihany ilay famatisan-kambo trop.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 11:57
essera
(
05/05/2009 06:08)
Tsy ampy 3 volana io ka ... Magro !!!
Hoy RaHery wé :
[quote]Vita io na telo volana aza raha toa ka.
- Tsy fisamborana olona na fanidiana radio no mahamaika fa fikarakarana an'ireo[/quote]
Raha olona manakorontana sy mandeha mitifitra...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:00
penguin
(
05/05/2009 06:03)
Nampian'i Kristy dé nanantona ny ALLAH ny tgvendrana
Nodradradradraina fa tsy miantso Kristy mihintsy ny Filoha Ravalomanana satria miaraka amin'ny demony. Dia noventesin'i andry tgvendrana hatrany ny anaran'i Kristy ary nilaza izy fa nanampy nahazoana ...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/05/2009 14:16
rakaroka
(
05/05/2009 05:27)
Afaka mahavita tena ve ny firenena iray?....
Manoloana ny dépistage ambadika rehetra milaza fa ny vahiny no "FOTOTRA" mampahantra ny firenena iray , no ipetrahan'ny fanontaniana , hoe afaka "ahavita tena" tsy am-pisokafana @ firenena hafa ve iz...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 05/05/2009 17:28
bozyboleta
(
05/05/2009 04:55)
I KOMANDA SARLA zany no manana ny fahefana feno.
Izy no manao ny lalà na, izy no mampandeha ny raharaham-pirenena, ary izy no hita etsy sy eroa manatanteraka ty asa fampihorohorona, fisamborana sy herisetra ty.
Ampahibemaso no anaovany fandrahona...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 05/05/2009 09:00
xxx
(
05/05/2009 03:23)
Ny vhv gasy sy ny fampirafesana
Matetika dia ny lhl gasy no voateny eo @ ity sehatry ny fampirafesana ity. Nefa tsy azo odin-tsy hita fa maro tokoa ireo vhv no mampirafy eto M/car @ izao fotoana izao. Asa angaha , vitsy ny lhl gasy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 12:21
bazylou
(
04/05/2009 22:46)
tonga de vavany
Zotram-pitaterana vaovaon’ny Air Madagascar
Antananarivo-Moroni (Comores)-Nosybe-Paris hanomboka amin’ny volana jona izao ary Antananarivo-Bangkok-Gangzhou (Chine) hanomboka amin’ny volana jo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2009 22:46
bazylou
(
04/05/2009 22:33)
patrick ramiaramanana
io bandy io noadversan'i tgv tamin'ny fifidianana hoben'ny tananan'ny Iarivo, volana maromaro lasa izay. Rehefa resy tazy dia nalefan'ny le8 any Arabie saoudite!!! en lusn'izany kay tena paingorin'ny...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 07:48
sitlo
(
04/05/2009 20:55)
Rajoelina affirme
Tsaroako nisy dinika teto nilaza fa Rajoelina affirme.
Ahoana ary izy izao toa tsy mahita tenenina fa basy sisa no atsangana eny rehetra eny?
Ahoana ity fakana ny vary sy entan'olona amin'ny basy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 21:10
xxx
(
04/05/2009 20:39)
hoan'i commandant charles
rahampitso izay vehivavy legaliste dia handohalika sy higogogogo eo hanatrehanao ry sarla koa raha misy tianao aminay vehivavy legaliste dia tsy maninona amboary izahay na aloha na aoriana fa tsy koi,...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:07
bazylou
(
04/05/2009 20:31)
norma be le action an le8 tao amin'ny matv teo
04/05/0920h45Marc Ravalomanana avait également démentit les accusations sur les détournements de fonds à son encontre et a affirmé son intention de revenir au pays. -
04/05/0920h30A la suite dâ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 10:16
manelatra
(
04/05/2009 19:39)
Tsy misy hevitra na iray aza hiraisako amin'ny lemena
Na iray aza tsy misy hiraisana hevitra less , ary aza mitonatonana any an-tanin'olona fa hopehan'ny capsat rehefa tsy mahay miaina
Dia rehefa tsy mahay miresaka aman'olona eto dia tsotra fotsiny
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 06:36
xxx
(
04/05/2009 19:12)
Tsy nangataka asile politique ny filoha Ravalomanana!
tena mahery mihitsy ireto medias ireto raha hanely tsaho.
21:00 - Le Président de la République Marc Ravalomanana est intervenu en direct sur la chaîne privée MATV. Il dément toutes les accu...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 10:38
diana
(
04/05/2009 18:42)
Erreur politique ou mauvaise fois?
Les rescapés des leaders commencent à déserter le podium tout comme les fervents défenseurs légalistes ? Qu’est-ce qui se passe ? Est-ce réellement une attitude à prendre ?
Selon les informa...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 20:13
lemenakely
(
04/05/2009 18:03)
Zavatra tokana no mba iraisako hevitra @ TGV!.
Mila ampihavanana ny malagasy hoy izy, miombonkevitra aminy tantetaka aho momba io ary zava-dehibe io !
Fa ny fanontaniana manitikitika dia hoe : Rahoviana no atao izy ity?
Inona no andrasan...
tohiny
novalian'i sitlo ny 04/05/2009 20:22
Noue
(
04/05/2009 18:02)
Ho samborina daholo ??? efa nisy koa ny maty
ahoana aza zany democratie-ny tgv zany eee ??? mba diniho kely ity
[size=80][color=red][b]Tous les leaders légalistes sont actuellement menacés d’arrestation. Des mandats d’arrét ont été l...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:21
aivetinakely
(
04/05/2009 16:50)
Ahoana ny ...
Nahoana no mahazo mail hoe misy hafatra tonga kanefa rehefa sokafana ny rohy de tsy hita ao ilay hafatra lazaina ho voaray? Misaotra izay afaka mamaly....
tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 10:57
vanessa19
(
04/05/2009 16:43)
sampina ve za ry reto
Zao ny olako ,za manambady vazaha mipetraka la france mbola tanora ny vadiko fa tsy antitra tsy akory ny olako de rehefa manao zahay za tsy mbola nahare fahafinaretan zany mihitsy marihina aloha fa iz...
tohiny
novalian'i Ahton ny 30/07/2009 10:37
bazylou
(
04/05/2009 16:19)
ry tim no tena manely tsaho
very fhinanana sy be fialonana ry lerony!!! jereo fa tonga ny saosy isan karazany, frantsay, afrikana , Saodiana atsy ho atsy raha tsy efa tonga ny apahany.
Ny anay tgv asa fa tsy tsaho e!!!!! :-D :...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:26
