Ho samborina daholo ??? efa nisy koa ny maty

1. Noue ( 04/05/2009 18:02)
ahoana aza zany democratie-ny tgv zany eee ??? mba diniho kely ity

[size=80]Tous les leaders légalistes sont actuellement menacés d’arrestation. Des mandats d’arrét ont été lancés par la HAT

- Les militaires de la HAT menés par le Commandant Charles sont intervenus à Magro Ankorondrano pour « arréter les leaders » légalistes. Ce dernier a dit avoir une liste de militaires légalistes qu’il compte arréter ou tuer pour d’autres. Personne ne l’arrétera selon lui, il est « le plus fort », il a méme menacé devant les manifestants de « tuer Constant Raveloson », pour reprendre ses termes, et cela dès qu’il le trouvera

Le Directeur de Magro Fianarantsoa, Ratovondrahona Raymond, adversaire politique de Pety Rakotoniaina pour la municipalité de Fianarantsoa, a été trouvé mort, empoisonné, à son domicile à Mahamasina vendredi dernier
[/size]
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:21
2. Noue ( 04/05/2009 18:03)
dia ahoana ozy essera sy bazylou @ zao??? dia mbola sahy hilaza ihany ve ianareo oe ny TIM no mpamely tsaho???? :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 04/05/2009 18:57)
aleo rangahy samboriny any rehefa tsy misy action mihitsy e akoho tsy naneno tahaka izany efa lanin'ny kary.Ny president izany mila olona fetsy sy sahi2 fa tsy bonaika be ,raha sahy ra8 ataovy mise a prix ny tete capsat fa rapide izao tolona izao dia hiravina
4. xxx ( 04/05/2009 19:04)
faly essera sy bazylou , ireo HAT ireo angaha mahavita inona raha tsy eo Ra Charles devoly misy tandroka mandehandeha !!!

Hilaza indray izao zareo fa Ra Charles dia tena olona milay ... ntssssssssss
5. ravalotgv ( 04/05/2009 19:51)
MBOLA MITOHY NY GERA FROIDE

Sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. sitlo ( 04/05/2009 20:20)
Izay ilay fihavanana.
7. bazylou ( 04/05/2009 20:34)
ny tim no mpanlely tsaho raha tsy izany ve samborina daholo ireo ???!!! :-D :-D
Dia naninoan izao raha nanaiky miadana fotsiny dia any amin'ny fifidianan vao milaz any heviny ??naninona ?? izao ataon'ny olona haza lambo fotsiny!! lany andro eo,, le8 mbola mapexcité ihany ao amin'ny matv!!!! alao hanao eo ihany e.... :-D :-D
8. xxx ( 04/05/2009 21:28)
aleo hisy tsaho fa il faut precher le faux pour avoir le vrais ka tandremo sao mivadidela mamoaka secret eo ry bazylou

9. tsiafoi1 ( 05/05/2009 05:35)
Zao le Democratie ny basy aman-tafondro. Ze miteny de pan pan.... "Democratie à la TGV"

Iza moa ny fitondrana tsy niantehitra t@'ny basy aman-tafondro teto an-tany, fa rehefa nivadihan'ny basy nitsingaona ihany (tao ry Stalline, Gorbatchev, Sadam Hussein, Ratsiraka ....

NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY. Fa aza mifaly raha lavo ny fahavalonao f'andrao mba ataon'Andriamanitra mitsingerina aminao koa izany.

Mbola ho avy ny fotoana, ary tsy ho ela fa amin'ity taona ity ihany.
10. xxx ( 05/05/2009 06:27)
bazylou:

ny tim no mpanlely tsaho raha tsy izany ve samborina daholo ireo ???!!! :-D :-D
Dia naninoan izao raha nanaiky miadana fotsiny dia any amin'ny fifidianan vao milaz any heviny ??naninona ?? izao ataon'ny olona haza lambo fotsiny!! lany andro eo,, le8 mbola mapexcité ihany ao amin'ny matv!!!! alao hanao eo ihany e.... :-D :-D


inn tokoa moa no tsy niandrasan'ny TGV fifidianana ry bazylou

11. fijo ( 05/05/2009 21:21)
za koa manao hoe rehefa tsy hietsika aleo ataony any.misy miaramila tsy manaiky ny ataon'i charles,nefa de tsy sahy manao inona.de tsy itako izay dikany raha izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0364