patrick ramiaramanana

1. bazylou ( 04/05/2009 22:33)
io bandy io noadversan'i tgv tamin'ny fifidianana hoben'ny tananan'ny Iarivo, volana maromaro lasa izay. Rehefa resy tazy dia nalefan'ny le8 any Arabie saoudite!!! en lusn'izany kay tena paingorin'ny le8 efa imbedebe ny vadin'i lery dia nalefany tany fazefa hoe....
Izao i lery mihitsyno mitondra ny arabo hamatsy vola an'ny tgv!!! efa nivadika ny rasa ho aho!! ajanony le tim sy ny trondro maty manara drenirano rehetra!!!! :-D :-D :-D
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 07:48
2. xxx ( 04/05/2009 23:06)
tsy zaka ve ny maina ao ry bazylou :-@
3. bozyboleta ( 05/05/2009 04:40)
Resaka hay resahina f'aza mitonantonana @ zava-tsy hay.

Tsy i Ramiaramanana mitsy no kandida ben'ny tanàna nifaninana t@ tgv fa i Hery Rafalimanana.

Raha dissertation zany de hatrany am-boalohany hors sujet.
4. nancy ( 05/05/2009 04:56)
Nahazo tsara izay i bazy fa miseho milay sy miseho mahay nefa sady tsy milay no tsy mahay. Ataovy ihany e.

bozyboleta:

Resaka hay resahina f'aza mitonantonana @ zava-tsy hay.

Tsy i Ramiaramanana mitsy no kandida ben'ny tanàna nifaninana t@ tgv fa i Hery Rafalimanana.

Raha dissertation zany de hatrany am-boalohany hors sujet.



5. tsiafoi1 ( 05/05/2009 06:09)

Fotoam-pikororohana izao. Mandreraka sy manepotra ny fotoana toy izao, kanefa de ilaina mba hampiavaka tsara ny vary sy ny tsimparifary. Miasa tsara tokoa ny mason-tsivana. Efa nanomboka ny asa ihany ny Filoha Ravalomana fony izy tao an-dapa, saingy tsy ampy izany ho nahalalana izay tena namana tokoa.

Mahay zava-dehibe tokoa Andriamanitra, fa tena nahatsara zavatra ny fisintahan'ny Filoha kely teo @'ny fitondrana, nahitana izay tena namana tokoa, de izay tsy mahafoy amin'ny fotoan-tsarotra rehetra, ary miseho rahalahy hamonjy amin'ny andro fahoriana.

Mbola ho avy ny fotoana, ary tsy hiampita ity taona ity akory, aza kivy manoloana ireo herisetra sy basy aman-tafondro. NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY. Nanao azy ho tsy maty manota anie ry Saddam Hussein ireny, fa rehefa sendra ny mahery noho izy lavo ihany. Manampetra ny zava-drehetra, fa matokia sy minoa an'Andriamanitra fa miasa mangina sy mahery Izy. Mbola ny Filoha Ravalomanana aloa h@'izao no eken'ny rehetra sy eto an-tany ho Filoham-pirenen'i Madagasikara.
6. xxx ( 05/05/2009 06:29)
i bazylou koa anie efa notofirin'i ra8 ny derika dia izay no mahatonga an'i lery hanohana an'i tgv
ravalotgv=bazylou :-P :-P :-P
7. tsiafoi1 ( 05/05/2009 07:48)

Nisy bonbon gasy nalaza izay taloha "bonbon sakay". Raha vao mijabajaba mihinana azy tonga de may. Azo lazaina fa tena diplomate marina aloa Ramiaramanana. Mizara "bonbon sakay" izy zao na koa "sauce pimenté".

Mazotoa homana ry HAT, sady fotoana fohy koa no mba hihinana, ny hohanina koa tsy misy rahateo, ny rehetra tsisy manome de arapaho aloa ze hita, fa rehefa may ve tsy hisotro rano....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431