Tsy misy hevitra na iray aza hiraisako amin'ny lemena
1. manelatra
(
04/05/2009 19:39)
Na iray aza tsy misy hiraisana hevitra less , ary aza mitonatonana any an-tanin'olona fa hopehan'ny capsat rehefa tsy mahay miaina
Dia rehefa tsy mahay miresaka aman'olona eto dia tsotra fotsiny
Aza manao zavatra tsy zakan'ny loha
Manana ny fahendrenay izahay
:idea:
Manana ny fijerinay koa amin'ny zavatra rehetra ka tsy mila ny hevitra avy any
Rehefa manao zavatra raté dia izao fotsiny :
MAHAIZA MIONONA

novalian'i xxx ny 05/05/2009 06:36
2. besandry
(
04/05/2009 19:42)
Mahaiza miaina ianao sinon 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
4. namanabe
(
04/05/2009 19:50)
Mahatatesa , rehefa atao , hahitsy , hanarina ,mbà tsy hanao zavatra mikiliolio intsony
Izahay tsy mahay izany ka dia aza minaonaona rehefa voatefaka
D tt Fçon voaharamaso tsy afaka manaonao foana intsony eeeeeeeeeeeeeee!!!
Izahay tsy mahay izany ka dia aza minaonaona rehefa voatefaka
D tt Fçon voaharamaso tsy afaka manaonao foana intsony eeeeeeeeeeeeeee!!!
5. Noue
(
04/05/2009 19:50)
capsat!!! capsat!! biby fampitahoran'olona sisa nihafarany !!! :^) :^) :^)
6. lemenakely
(
04/05/2009 19:52)
manelatra:
Na iray aza tsy misy hiraisana hevitra less , ary aza mitonatonana any an-tanin'olona fa hopehan'ny capsat rehefa tsy mahay miaina
Dia rehefa tsy mahay miresaka aman'olona eto dia tsotra fotsiny
Aza manao zavatra tsy zakan'ny loha
Manana ny fahendrenay izahay
:idea:
Manana ny fijerinay koa amin'ny zavatra rehetra ka tsy mila ny hevitra avy any
Rehefa manao zavatra raté dia izao fotsiny :
MAHAIZA MIONONA
Tenenina foana ka eeee
Anarina foana ka eeee
Andana manatontena refa tsy te hiaina intsony e!
10. SerzaKomanda
(
04/05/2009 20:27)
lanini ela daoly nga ry Serzan manelatra le bozaka tao anaty kidoro
ary nankaiza ny basiko teo itifirana any noue
ary nankaiza ny basiko teo itifirana any noue
11. xxx
(
04/05/2009 20:35)
lemenakely : Ny hery tsy mahaleo ny fanahy leroa ! Matetika rehefa mifanakaiky ny atidoha sy ny tatavia dia miseho mafy be foana ny olona fa aza omena tsiny ry zareo ireny
12. xxx
(
05/05/2009 06:36)
nanantotena i lemenakely fa tsy zakan'ny lohany ny faharesen'ny marina dia ny capsaty no nanavotra azy , mbà mandoka tena ho mpananatra kanefa jereo ireo mbà soratany dia ny tena no menatra odoy e ! :oops: marina ny an'i manelatra