Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 05/05/2009 14:08)
mifona re cdt charles o mamela ny helokay
efa dia milela paladia mihitsy ny femme legaliste mbola tonga ihany charles androany teny tsimbazaza mitady an'i ravelson costant aoka re ry sarle kely o aleo izahay mba hitokona eto hiandry an'i dad... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 20:53
SerzaKomanda ( 05/05/2009 14:04)
je vai rezoudre sà par la forse
CAPSAT forever aiza Odon oa fa elisany ve aona e... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/05/2009 23:05
milamm ( 05/05/2009 13:54)
L'ingerence politique a M.car et le terrorisme
Ho an'izay mbola manotany tena @ asa ratsiny ratsy iraka ,pierrot,tantely ary ny tsikombakomba @ frantsay sy ny antony nampitsoaka an'i A.toa Ravalomanana ao antanindrazana dia araho tsara ity ampahan... tohiny
novalian'i milamm ny 07/05/2009 15:46
SerzaKomanda ( 05/05/2009 13:51)
any andrywui
fa laniny elisany sy manelatra nga lety le bozaka tanaty kidoro CAPSAT fa peany ratsianaorana eo elisany tifiriko @basy mitraiez eo ela apafiriny ambojatovo sy carlton lety a fa ambojatovo aza tifiri... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 14:22
xxx ( 05/05/2009 13:04)
MIHEVITRA NY TGV FA HAMPIASA VOLA BOJY NG0 NY ARABO ETO M/CA
Tena misy olona tsy misaina fa mihevitra fa hampiasa vola maimaim-poana hono ny arabo eto amintsika , Refa tsy mahazo vola avy any @ tandrefana ve enao tsy fantany fa latsaka an-katerena va mitsontso... tohiny
SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:53)
Tsy mila bekitana eropa sino japone afrika
arabo+basy ihany... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:08
Mandefitra ( 05/05/2009 12:26)
Lesona ho an' Iarivo
Vive Antananarivo ! En moins de six mois, l’infrastructure urbaine d’Antananarivo s’est dégradée. Et pourtant, il n’y a eu ni cyclone puissant, ni tempéte violente. Ce qui a... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 21:27
xxx ( 05/05/2009 12:23)
Izay tena malahelo an'i dada
tena mahakamo be mihitsy ty atan'ny capsat sy HAT ity ka ity izany misy hira kely ho antsika legaliste http://video.google.com/videosearch?q=tana%20in%20love%202004&rls=com.microsoft:*:IE-SearchBox... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 13:34
SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:07)
Hafindra eto @tanàna ny palestiniana
miampy rokety sy grenady ndray ny CAPSAT fa ny israely akaman'ny BANI aiza ny basiko aiza ny basiko... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 21:21
hery ( 05/05/2009 11:15)
Tsy misy resa-pivavahana hoy andrywui?
Gaga ihany ny tenanay maheno ny resaky ny TGV eto rehefa lazaina hoe tsy mamely io resaka Arabo tafiditra amin'ny fotoana tsy tokony idirana io. Ny mampieritreritra, saingy tsy takatry ny TGV, d... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:36
penguin ( 05/05/2009 10:59)
"Shariah Finance" sy ny mpanao politika tgvendrana
Ny "Shariah Finance" dia nahitan'olona fahombiazana ary efa miely sy manomboka malaza eran'izao tontolo izao. Na ny tany mandroso izay hianteheran'ny Malagasy aza mandinika fatratra izany "Islamic Ban... tohiny
novalian'i penguin ny 06/05/2009 13:44
andrywui ( 05/05/2009 10:55)
rehefa mody fannnn ry penguin de akombony ny vava a
Inonnn no hidiran'ny fifampidirana sy fifanarahana ara tsosialy ny zava panahy ry nandra a! ny an'i Ravalomanana andrangah de tsotra !!! tsy sahy miantso hoe Jesosy Kristy na Jehovah (nom propre) in... tohiny
novalian'i Oay ny 06/05/2009 05:41
cmbolatiana ( 05/05/2009 10:51)
ze mitsikoro mokotse - Manaly
Manahoana daholo e Mba mangataka ny hiran'i Manaly "Ze mitsikoro mokotse" izay mba manana fa mahafinaritra ilay hira kanefa tsisy fantatray ilay teneniny. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Bditra ny 18/06/2009 16:10
TEGEVE ( 05/05/2009 10:13)
FIKA BE MAHATSIRAVINA NO KOTREHINA ATO @ FOIBE TGV
Anaka isany -ny antony andefasana ny capsat foana, -ny tsy hipoiran'ny fahefana Polifika be le izy ,dia izao; Vaky tanteraka ny lohanay ato @ foibe fa tsy mahita vola intsony hanohizany ity f... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 05/05/2009 22:15
artefy ( 05/05/2009 10:00)
Mahatsikaiky
Nisy ankizikely efa nahazohazo taona nanjono trondron-dranomasina tetsy amin'ny reniranon'i Marais Masay, gaga ery dadaben'i kaina sy abela nahita azy nahazo trondro maina mbola velona... tena pur por... tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:11
dragostea ( 05/05/2009 08:57)
adresy
nanova adresy za de novaliana hoe voaova ny adresy nefa tsy miova fa nahoana ... tohiny
novalian'i hery ny 05/05/2009 10:28
Noue ( 05/05/2009 07:46)
Fa ianao moa no izy no mampihorohoro ny vahoaka ??
[URL=http://img528.imageshack.us/my.php?image=unesbiby.jpg][IMG]http://img528.imageshack.us/img528/7713/unesbiby.jpg[/IMG][/URL] Fa ianao no iza no miseho milay @ ity mampihorohoro ny vahoaka ity??... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 22:28
xxx ( 05/05/2009 07:43)
resy ra8 na eto @ serasera aza tsiky de tezitra ny tgv
resy ra8 sy tgv fa ny capsat zao no mitondra satria na i andry tgv aza tsy mahazo manakana azy ireo mampitandrina koa izy ireo fa raha manakorotana ny tgv dia hosamborina ataon i ndefo mirehitra da... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 05/05/2009 10:39
artefy ( 05/05/2009 07:27)
y zit: mitady vehivavy malagasy hiarahana...
To ny nofinofin'i y zit fa nahazaka sipa marobe mihitsy izy tetsy antsahamanitra, talohan'ny asabotsy manko dia nitady sipa malagasy hiarahana manala azy tetsy antsahamanitra izy sy marion ary shy'n k... tohiny
novalian'i artefy ny 15/05/2009 10:17
captsaty ( 05/05/2009 07:24)
redemption song
salut jiaby !! za mba mitady ny accord de guitare n'ny hiran bob marley le hoe redemption song !! sady io vazo io milay be !! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i IMR ny 08/05/2009 16:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6995