Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
namanabe
(
07/05/2009 09:02)
MISY FAHAVOAZANA ILAY MIAFINA AO AMBADIK I RAZILY1
HANATSARA NY TANINDRAZANA NO TANJONA FA TSY IZAY HAHAZOANA TOERANA
DIA INDRINDRA HANOVANA NY TOETSAIN NY GASY LOMORINA TOA ANAO
MITENY TSY VOAHEVITRA :lol: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/05/2009 09:32
ari.malala
(
07/05/2009 08:38)
Miresaka momba ny
Miala tsiny mialoha aho raha sanatria misy tohina. Ny fanontaniana tiako apetraka, somary endrika sondage iany raha ny marina, satria mila manao presentaion zay za d io no lohahevitra nosafidiako satr...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 11/05/2009 06:09
essera
(
07/05/2009 07:45)
Raha TIM na ara-dalana mora tohina aza mamaky an'ity !!!
Vaovao nivoaka mbola mafana tsara dia :
1/ Tsy nifanaraka i Raharinaivo sy Alain Andriamiseza. Ny lohandohan'ny ara-dalàna ireo. Novakian'ny Andriamiseza batsilana mihitsy moa io teo am Magro omaly....
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:06
penguin
(
07/05/2009 07:34)
Fitaovana vita sinoa tsisy dikany nefa iasan'ny TGV ndray
Rehefa nahatonga ireo fitaovana avy tany Chine ny fitondrana Ravalomanana izay nampiasan'ny EMONAT tamin'izany dia nilaza ny teo amin'ny 13 Mai fa fitaovana tsisy dikany ireo. Ny mahagaga anefa dia ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:09
zoam
(
07/05/2009 07:21)
hidina ny PPN ho faly ny tantsaha mpamokatra
ho 500Ar ny kilao @ vary dia ho faly daholo ny tantsaha 85% ny malagasy
tadidio ny tany haiti firenena mpamboly vary sy manondrana nefa ankehitriny na ny tanimbary hambolanena aza tsy voakarakara int...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:11
namanabe
(
07/05/2009 07:14)
xxx IO NO TENA MPIOVA PSEUDO ETO IO VENDRANA AMBANY IO
NA HIOVA PS IMPOLO AZA IZY ZO-ANY IZANY ? KANEFA TSY MARINA KOA IZANY FORUM ITY RY LE VENDRAMBE ITY A! REHEFA TSY MAHAY NY DIKAN'NY HOE FORUM DIA ARIO HATRAM'NY ORDI AN'ITY
tim vendrana vitsy kely ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 07:17
xxx
(
07/05/2009 07:05)
essera=falyfenosoa=Oay tena tratra fa tsy ampy ny tgvendrana
Misy mpanao politika mafana fo be maro ato manoahana tgvendrana kay ny ps no vrac fa tary kely loha le izy klé =)) =)) =)) =))
ny an'i andywui koa iny moa tsy tambo isaina ,kay olona lataskiny n...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:13
xxx
(
07/05/2009 06:10)
Ravalo vs Baolina kitra
Alahelo tsy homby tratra, nanganohano, fiareta-tory tsy nisy voninkazo. Izany no nahazo alina. Eny, ekeko tokoa fa na dia ny fijalian-dramalagasy amin'izao vano-potoana izao aza dia adinoko tanteraka ...
tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:40
falyfenosoa
(
07/05/2009 05:29)
Tena Ihany no Menatra (TIM)
Mahavariana ihany fa ilay olona nogadraina indray ity no ilàn'ny TIM vonjy, tsy iza fa i Pierrot Rajaonarivelo. Iza izany ilay hoe dia ny Tena Ihany no Menatra....
tohiny
novalian'i falyfenosoa ny 08/05/2009 08:44
Oay
(
07/05/2009 04:53)
Misaotra an'i fijo @ fahasahiana milaza ny marina...
27. Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-05-2009 23:23:28
Lohateny : Re : fijo
hoavliako tokoa ary dia sahy milaza aho eto,fa tena misy zavara marina ireo voalzan'i falyfenosoa ireo.
ny fanontaniana al...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:13
bazylou
(
07/05/2009 00:20)
ny sarin'ny tgv
izao no misolo ireo rehetra any amin'ny misistera sy nyfokotany!!!!!! efa lany daty le le8!!!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:37
xxx
(
07/05/2009 00:17)
MIVERINA MILAHATRA RANO ENY @ PAOMPY NDRAY ZAO NY OLONA
Tena miverina any aoriana 20ans ndray ty ny firenena Mlagasy,
Ny vaovao farany dia milahatra matsaka rano daholo indray zao ny faritra eny Ambohinjatovo Ambondrona Behoririka...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:47
bazylou
(
06/05/2009 23:31)
ZAIN
nygazety tribune omaly dia nilaza mazava tsara fahanao suppression de poste miisa 2000 ny orinasa ZAIN eran 'izao tontolo izao d'ici 2010
ANkamatatra, firy ary no hipitika ao MAdagasikara..??...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/07/2009 20:26
bazylou
(
06/05/2009 23:18)
ny olona ho aho mikandra fa tsy lany andro
sy manely tsaho ary be zity ohatran'dry tim !!
""Transport aérien: un vol direct Paris-Nosy-Be en vue
(06-05-2009 ) - La compagnie nationale aérienne Air Madagascar fait tout pour étendre son ré...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:33
razily1
(
06/05/2009 22:22)
nahazo toerana ka olombaovao
nahazo toerana aho fa aleo hilamina amizay
misaotra anreo mpitsikera
dia raha azo atao ataovy tsara
MISAOTRA
...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 07:20
fijo
(
06/05/2009 21:26)
fijo
misy resak anatsipin'i falyfenosoa momba ahy sy ny havako ato,ka efa novaliako eo ambany eo.
ny tiako lazaina fotsiny dia izao.amiko ts yravalo no toanako eto,fa ny aradalana.ka na i andry na i ratsi...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:45
litika
(
06/05/2009 21:15)
DADA Ô! AZA MIVERINA INTSONY!
Lahatsoratra tao amin'ny Topmada.com:
http://mydago.com/2009/05/plus-de-ravalomanana-au-pouvoir/
8O ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 23:15
Noue
(
06/05/2009 20:01)
Résolution du Parlement européen sur la situation à Madagasc
ity hono zany résolution nataon'ny Parlement européen ka dia ho hita eo ny valiny rahampitso [b]L’adoption ou non du texte sera connue demain 07 mai à 18h, heure malgache[/b]
dia aleo isika Ma...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:03
ravalotgv
(
06/05/2009 19:09)
TAFITA I TGV KELY
SNIFF
MPI WAWAWA SISA TAVELA FA TAFITA IHANY LE BOAIKELY IO AN NA HANAO ZAVATRA TSY MAHAFALY NY MALAGASY AZA IZY DIA HO TAFITA IHANY
O RE OUL OO AZA DE OMENA TSINY RE IZY FA MALAGASY IHANY EE
...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 11:41
Tazana
(
06/05/2009 17:46)
Mihenahena sa tena tia
Hanontany ny lehilahy aho fa tsy mahazo antoka ny tena izy. Ny boky manko boky ihany fa mba te hahazo valiny amin'ny lehilahy aho - indrindra ny malagasy.
Zao àry: raha misy vehivavy mahataitra ana...
tohiny
novalian'i Tazana ny 21/05/2009 23:23
