ny olona ho aho mikandra fa tsy lany andro
1. bazylou
(
06/05/2009 23:18)
sy manely tsaho ary be zity ohatran'dry tim !!
""Transport aérien: un vol direct Paris-Nosy-Be en vue
(06-05-2009 ) - La compagnie nationale aérienne Air Madagascar fait tout pour étendre son réseau et étre présent sur le monde aéronautique international. A part les îles voisines, Air Madagascar compte mettre un vol direct au départ de Paris pour Nosy-Be.
Un Boeing 767-300 d'Air Madagascar à l'Aéroport International de Nosy-Be
© DTSA partir du 17 juin prochain, Air Madagascar lancera le vol de nuit direct Paris-Nosy Be. C'est ce qui a été révélé lors du workshop que la compagnie nationale malgache de transport aérien a fait à Nosy-Be le week-end dernier lors du "Nosy-Be en Vie". On ne sait pas pour le moment le nombre de fréquence de ce vol, mais on peut dire que c'est complémentaire à la reprise du vol de nuit Paris-Antananarivo de jeudi prochain qui aura une connexion directe sur Nosy-Be. Mais aussi de l'éventuelle reprise du vol Milan-Nosy-Be de Blue Panorama et Air Italy dans les semaines qui viennent.
Danse traditionnelle d'accueil des visiteurs par les femmes de Nosy-Be HellVille
© ORTNBOutre Paris, Air Madagascar reliera également cette année l'île aux parfums à Mayotte - à partir du 20 août - et Moroni à partir du 18 juin. Tout ceci entre dans l'offre de la compagnie pour la relance du tourisme. D'ailleurs, "Nosy-Be en Vie" entrait exactement dans cet objectif de relance du tourisme de Nosy-Be avec les diverses manifestations sportives, culturelles, artisanales et touristiques les 1er, 2 et 3 mai.
L'occasion était saisie par la Ministre du tourisme pour exposer sa vision de la relance du tourisme sur Nosy-Be en association avec la Commune Urbaine de cette île. Des journalistes venant de Mayotte et de La Réunion ont couvert l’événement durant les trois jours. Ils ont pu voir divers aspects de Nosy-Be grâce à différentes excursions organisées à leur intention dès leur arrivée.
Solofo Andrianjakarivelo
moov.mg""""

novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:33
2. bazylou
(
06/05/2009 23:33)
ny saosin'ny arabie saoudite koa efa vita sonia anio,......
vive tgv :-D :-D
vive tgv :-D :-D
3. xxx
(
06/05/2009 23:38)
Zavatra efa vonona tao lesy io fa hafa no namono dia hafa no miravaka ny vangy,
Tsy fantatrareo ve fa efa nanomboka daholo ny hotely teny é, aiza ary elh zany klé,saingy ny mampalahelo dia tsy zao ny fotoana trouble(nohon'ny fanonganam-pajakana) zao no tokony nanokafana azy saingy ny dakoma sy ny nosy manodidina aloha no mahazo tombony ary voatery tsika nanokatra koa raha tsy izany voadingana
Tsy tokony izao hoy aho satria ny vol tana-paris-tana sy ny ligne retra mifandray @ Madagasikara zao dia tsy feno akory

4. bazylou
(
06/05/2009 23:44)
be fialonana koa itony an!! rehefa tsy misy lazaina dia akombony ny vava e!!! na tianao na tsy tianao dia izao no izy e!! vive tgv!!
Saingy tsy hitan'i le8 sy nytim io, dia eo no be vava eo!!!
MAtoa sokafana sy atao ny vol dia misy ny tanjona mazava!!

5. xxx
(
06/05/2009 23:51)
Ny antony leity adia tsotra a, filoha mati-kambo io ve dia mbola tsy arakareo sa dia efa donto ny saina é
6. bazylou
(
07/05/2009 00:05)
ny olona ry tsamy roa volana mahavita asa analin kisa!! fa tsy hoe be menomenona sy mampandry adrisa ohatran'ilay nilefa tongotr a ama tanana iry !!!
Diniho anieee!!!! resa-body sy vola no nampionganan'ilery teo!! izany no porofo fa olona marefo ireny na miliardera aza e.
Jereo ry ramanandraibe, , tena hita hoe any ambany faladiany le le8nareo!! :-
IZaona atao az ny commande à distance lanyandro fotsiny , tsy misy mamely na ny iray aza!! :-D :-D :-D
Ary le8 koa angaha tsy maty kambo?? nefa imehezan'ny olona rehaf tonga any aminy satria tsy misy hafa tsy ny hataka no mivoaka ny vavany!!!
vive tgv!!! :-D :-D

7. xxx
(
07/05/2009 00:23)
aiza leity zany mba dinika zany a,nisy vazah nanjanaka tavela ve ao @ fitondrana ao é,
par principe dia ny vahoaka no manana ny dernier mot

9. bazylou
(
07/05/2009 10:50)
O ry XXX a, manana ny dernier mot tokoa ny vahoaka an!!!??,
Jereo sy diniho fa ny dernier mot an'ny vahoaka dia ny hiverina amin'y nalohany , deba, dia izay le8 , izao izany dia ry zafy sy pierrot indray no natsoina fa lany bala ny tim!!! :-D :-D :-D :-D

10. xxx
(
07/05/2009 22:33)
Premier mot zany lesy a,dernier mot no lazain'olona,tena rezaka bazily marina ty klé