essera=falyfenosoa=Oay tena tratra fa tsy ampy ny tgvendrana
1. xxx
(
07/05/2009 07:05)
Misy mpanao politika mafana fo be maro ato manoahana tgvendrana kay ny ps no vrac fa tary kely loha le izy klé =)) =)) =)) =))
ny an'i andywui koa iny moa tsy tambo isaina ,kay olona lataskiny ny dimy refa atao ny tena konty :-D :-D :-D :-D
ny an'i andywui koa iny moa tsy tambo isaina ,kay olona lataskiny ny dimy refa atao ny tena konty :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:13
2. xxx
(
07/05/2009 07:08)
ny an'i andrywui koa any ry mpitsongo dia avoay tao daholo a,
lasa mpanohana an-jambany mitovy daholo ihany zany ry zalahy ireo :@ :@ :@ :@
lasa mpanohana an-jambany mitovy daholo ihany zany ry zalahy ireo :@ :@ :@ :@
3. essera
(
07/05/2009 07:29)
ra-xxx. Zavatra tsotra ange izany.
ANGATAHANA I HERY TOMPON'NY SITE HANAMARINA AN ZANY. ADRESSE IP IO D EFA VITA FA INN AR TY.
Elah ra-xxx no efa zatra no-booster-ndra8 tany ka manao alahelon-kanina. Aiza zay zé lena eo, aiza zay zé vizan'eo, aiza zay zé betsaka eo.
Tonga d kôzio daolo ny ekipan'lisan fa efa hifarana tsy hoe ela we ny tolona ny anareo.

4. Oay
(
07/05/2009 08:42)
essera:

Aza mikorapaka ra-essera fa resakin'ny mpametaka afisy ireny a!
Ezahany pertuber-na isika d tsy haneho hevitra eto intsony jereo ny hahabehan'ny lohany é, zavatra tsy takatrin'ny olona nianatra no avokany!
Nandova an'i Ravalomanana @ ilay resaka paranoïa d milaza fa tous ceux qui m'entourent sont des conspirateurs, satria misy ohabolana izay manao hoe :"NY fatra mpanidy trano fangalarana ary ny fatra mpiahiahy fangalarana" raha ohatra ka tsy d havanana loatra @ teny netindrazana i XXX d izao ny FANAON' ELAH NO HEVERIN'ELAH FA ATAON'NY OLONA!
Eto i Oay d mitodika manonkana @ i hery: efa imbetsaka i Oay no nilaza fa tsy tsara ny fifanambaniana sy ny fifanompana koa RAHA TENA LEHILAHY MIJORO @ HEVINY i ra-Hery d azavao @ i XXX ny resaka satria hanananao ny porofo momba ny adresse IP ampiasain'ny mpisera eto!
Za ra-hery d tsotra ny koziko fa za mi-assumer izay lazaiko na ho aiza isika na ho aiza, noho izany d ataovy ny asanao manoloana ny mpanankorontana satria resaka déstabilisation ny ataon'i XXX:
_Ompainy ny olona.
_Ambaniany ny olona
D rehefa avy eo ny olona hokivy satria lasa resa-jaza ilay resaka eto ka tsy ho avy eto intsony ohatra amin'izany: i Soanja, Yuka, ifiona ..., tadidio anefa fa misy fahendrena milaza fa ny hevitra tsy azo raha tsy @ olombelona ka mbola averiko fa tsy azontsika atao amabaninjavatra ny chance ananantsika manana itony fitaovana itony ahafahana mampita ny hevitra @ mpiray tanindrazana any lavitra any!
5. xxx
(
07/05/2009 08:47)
aza be resaka eo ilahy ry oay an,sa antsoy koa i sarla kely hisambotra an'ireo izay tsy mitovy hevitra amin elahy eto an,serasera ity sy maintsy misy ny mpandrangitra sy ny manopa mihitsy aza ,