MISY FAHAVOAZANA ILAY MIAFINA AO AMBADIK I RAZILY1

1. namanabe ( 07/05/2009 09:02)
HANATSARA NY TANINDRAZANA NO TANJONA FA TSY IZAY HAHAZOANA TOERANA

DIA INDRINDRA HANOVANA NY TOETSAIN NY GASY LOMORINA TOA ANAO

MITENY TSY VOAHEVITRA :lol:
2. razily1 ( 07/05/2009 09:48)
tena tsy namana ianao ry namanabe nahoana no mifanao an izao nef samu malagasy zao sa mialona ianao fa efa nahazo toerana aho
8O 8O 8O 8O 8O
3. Mirananirina ( 07/05/2009 10:41)
zao mo no eto ka aiza za no tsy hivanitika fotsiny :lol: :lol: :lol: ,
Essera inona hono no ho lazaiko amin'izao,lazainao tsy mahita ambara manko ny tenanay
4. xxx ( 07/05/2009 11:12)
Tsy misy minamana amin'izy misy kely toa an'élà ,miafina ao amabadiky ny pseudo razily1 , ary aza miteny irery , fantatr'élà tsara ny zavatra tian'élà ho tenenina ,ary tsy amin'ny tenanay no hanaovana mody adala, aiza no tsy norihatan'ny capast tsy nahasahy namaly akory , dia nopehan'ilay olona ataonao hoe razily ny solon'anarany
nihorohoro fotsiny na ny zazakely aza mbola nahasahy nanokabava ry le dinkind ty

Tsy ampiampy kely élà letia
5. namanabe ( 07/05/2009 11:17)
ty manana pseudo razily ity lé gasy complexé befialonana mpampiady olona ireny
manoratsora-poana , tsy mety tafita nohon'ny fandaniana andro eto dia mpmorina atsanga tsy aman'oroana
6. namanabe ( 07/05/2009 11:18)
razily1 :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
7. namanabe ( 07/05/2009 11:20)
samy malagasy razily1 a ! fa ianao fakofako -na - Malagasy
8. namanabe ( 07/05/2009 11:21)
efa vakibarara tany tony , very pouvoir , very ny rehetrarehetra ka wawawawawa
sisa :/
9. xxx ( 07/05/2009 11:23)
aok'izay fa sao mivadika boudiste eo razily1 , mbola hianatra teny sinoa sinon tsy afa-miforum @ ry kely maso
10. xxx ( 07/05/2009 11:26)
zaran'ny miranirina aza mbà misy hivanitihana , fa toa tsy manana fialamboly afa-tsy ny eto ,nareo , fidèle au poste tsy manana pause hisakafoanana akory
njekaky o! manorimponenana eto mahintsy a!
11. hery ( 07/05/2009 11:27)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] (namanabe)
8. Mpandefa : xxx [ Valio ] (namanabe)

Rehefa miresaka dia miresaha tsara namanabe
12. xxx ( 07/05/2009 11:33)
rahery koa mbà tsssssssssssssssssss
13. xxx ( 07/05/2009 11:34)
Fa angaha kosa nisy ompa na teny ratsy teo e !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! avelao izy hanao izay tiany rehefa tsy mila ady
14. Mirananirina ( 07/05/2009 11:34)
zaran'ny miranirina aza mbà misy hivanitihana , fa toa tsy manana fialamboly afa-tsy ny eto ,nareo , fidèle au poste tsy manana pause hisakafoanana akory
njekaky o! manorimponenana eto mahintsy a!

xxx,a zay indrindra,hitovizantsika sy enao io sa ahoana.
Tsara eto amiko ,mazava ve :lol: ,lay misakafo ndray tsy mihinana ny tenanay fa manao régime :lol:
15. xxx ( 07/05/2009 11:38)
Azafady tsy hitovizantsika io , ny tenanay tsy manao regime fa mahay misakafo ,
tsy nisy niteny hoa ratsy eto mazava ve :lol: dia aza raisina zavtra hafa ramirana ! mazotoa homana!

16. razily2 ( 07/05/2009 12:26)
izao fialonana izao no mahatonga ny olona toa an i andry tgv hitsangana hanakorotana ka hampijaly ireo manambola

isaorana izy
17. razily2 ( 07/05/2009 12:34)
ary misy tezitra be mihintsy amin i razily1 zany an efa nosakanan i hery izy satria nivadika hat
18. xxx ( 07/05/2009 12:44)
Inona no ialonana anao rangahy ty , élà no be fialonana andry tgv fatambahoaka
izao resy dia manasavangy eto sisa
19. razily2 ( 07/05/2009 15:06)
mety hisy razily3 tampoka ndray eo raha izao no mitohy
20. Noue ( 07/05/2009 15:19)
asa re mba politikan'inona koa ny ato zany ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1021