Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Oay ( 08/05/2009 07:55)
Inona Ny Fositra Eto Madagasikara?
Inona ny fositra eto Madagasikara ! Mila manontany tena isika Malagasy @ fanonganampanjakana mitranga matetika eto Madagasikara ! Izany d mitarika antsika hametraka fanontaniana maro izay tsy ho vo... tohiny
bazylou ( 08/05/2009 07:51)
mbola feno revingadra ny tim
hoy top mada ""La HAT doit d’abord étre dissoute 7 mai 2009 Avant toute discussion, les légalistes demandent l’arrét des violences et des arrestations et la libération des personnes qui on... tohiny
saranga ( 08/05/2009 06:23)
Pierrot Rajaonarivelo sy ny HAT
Efa mandehandeha any ny didy hampisambotra an'i Pierrot Rajaonarivelo avy any amin'ny PM Monja Roindefo. Fampiharana ny didy fampisamborana nataon'ny fitsarana tamin'ny 2006 izany. De hisy raha eto ra... tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:46
rabaradaka ( 08/05/2009 05:49)
Manomboka ankahalain'ny HAT i Alain Ramaroson
Ady sy savorovoro no misy ao Ambohitsorohitra efa ho herinandro izay ry dadatoa a ! Mifanipaka toa valala an-karona ry Sareraka sy Ratsirahonana ary Alain. Ity farany zao dia halan'ny HAT satria na ny... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 22:48
hery ( 08/05/2009 00:29)
Sarin-tava
Efa vita mitokana amin'izao ny takelaka fanamboarana sarin-tava. Jereo ao amin'ny [url]http://avatar.serasera.org[/url] Raha misy olana dia lazao eto.... tohiny
novalian'i halloween ny 13/05/2009 20:04
soanja ( 08/05/2009 00:19)
Ny 21 Dec 2012
Araka ny famakafakana ireo faminaniana isan-karazany izay efa nisy, indrindra ny zavatra nitranga izay hita tamin'ireo faminaniana ireo ka nitranga tokoa. Dia nilaza ny mpahita zavatra alohan'ny fotoa... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/06/2009 22:20
bazylou ( 07/05/2009 22:19)
misy sahy milaza ve hoe nisy 1ere dame de Mada
tsara noho i MIALY RAJOELINA!! http://www.hat.gov.mg/hatweb/new_galerie.php :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:52
fijo ( 07/05/2009 20:40)
isika namana eto
mamaky ny resak aao ambany ao aho momba ilay resaka nataon'i oay,valin'ny fanazavana nomeko. ny tsikaritra dia lasa fifanalana vangy ilay resaky ny sasany. ny antony mahatonga izany dia maro amintsi... tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:55
fijo ( 07/05/2009 19:42)
dinika tsy misy bedy
saly , maninona rahery n omisy namana efa ekena nef atsy mety tafiditra ao amin'ilay dinika????... tohiny
bazylou ( 07/05/2009 19:20)
la chasse est ouverte
USD 45 million for Marc Ravalomanana’s head 07-05-2009| Écrit par Webmaster Fidihasina Rakotomavo attests it : «Marc Ravalomanana’s head has been appraised for USD 45 million.» To this na... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 00:13
bazylou ( 07/05/2009 18:07)
nopean'i sarla kely tao ny fkt !!!lool
tena marina ity a. Araka ny vaovao azoko dia tsy navelan'ny fokonolona hiditra tao amin'ny bureau fkt analamahitsy ilay rangahy nigeste amin'ny complet sy kiraro mangirana, miaraka amin'ilay sipa, ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:57
hery ( 07/05/2009 18:06)
Ofisialy izao: Manohitra ny HAT ny Parlement Européen
Lanin'ny Parlement Européen io hariva io ny filazana izay manameloka ny HAT eto Madagasikara. Anisan'ny lazainy amin'izany ny: - Fanamelohana ny fanonganam-panjakana misy eto Madagasikara - Fangata... tohiny
andrywui ( 07/05/2009 17:44)
be taim-bva be raveloson constant nef mora miforitr !!
Mbol ts voaitifitr akory fa vo ambana sy fampitahorana no atao andry ra-constant d'efa latsaka daholo ny tao anaty pataloh !! mbol aiiza izy zan e !! ny vava anefa mipoapoaka be ery teny amin Magro !!... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:01
benkintana ( 07/05/2009 15:59)
HAY ve namabe ihany le xxx é
Tratran-draHery ao ambany ao lery hoa e, ary efa fampiasan'i andryui ihany io ps io , ary elah ty zany tim refa xxx , de mifadika tgv refa mipoitra klé :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:40
Noue ( 07/05/2009 14:30)
inona no mahasamy hafa an'ilay PROJET Daewoo sy hafa
Mampanontany tena mahintsiny oe inona no mahasamy hafa ilay [b]PROJET Daewoo sy ny zava-mitranga ankehitriny ???[/b] zao manko ee: [size=70][color=red][b]L’observateur n’a pu rester indiffé... tohiny
novalian'i Noue ny 07/05/2009 19:54
essera ( 07/05/2009 14:14)
Ah bon, izay no tena mahadondrona le xxx
Izay vao tsapako RaOay sy falyfenosoa fa mamaky eto ny soratan'lisany a d mandinika tsara ka izao no zavatra tsapako : - Somary misy analyse na mamaly isan'andininy ny fomba fanoratry tsika telo mits... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:53
dylane83 ( 07/05/2009 12:27)
polotika
o ra malagasy o;mba miova ty toe tsaina fa aza manao ory havamananaé;aza de manaiky ataony oul fitovana fotsiny zao ny vokany;tadidio fa reo oul mibodo toerana reo nge ka(ils mangent a leur faim e) ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:00
hihihihihi ( 07/05/2009 11:31)
saika ho any @ toillete dia niverina i ra8
Inona koa no dikan'ireny i manadafy efa poritra be , mbola nampiandrasana ihany dia nadine indray no nibitsibitsihina sao dia mifosa ary ra8 TANDREMO A ! Tsy interpretation diso io fa zava-misy dia ... tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:05
bazylou ( 07/05/2009 11:04)
Les légalistes prévoient la chute de la HAT dans la semaine
hoy madatimes.com!!!!!! mandrak'anio mbola ao ihany ny tgv!!! vive tgv :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:57
xxx ( 07/05/2009 10:41)
Resy izahay ka dia manangana saina fotsy
13:00 - Ouverture chez les légalistes : les parlementaires légalistes, réunis en conférence de presse, demandent aux forces armées de baisser les armes et de libérer les parlementaires, Premier ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8443