Les légalistes prévoient la chute de la HAT dans la semaine

1. bazylou ( 07/05/2009 11:04)
hoy madatimes.com!!!!!!

mandrak'anio mbola ao ihany ny tgv!!! vive tgv :-D :-D
novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:57
2. bazylou ( 07/05/2009 11:16)
http://fidioo.wordpress.com/
3. xxx ( 07/05/2009 11:57)
ory ravalotgv an ,miovahy ela ps fa tsy mahazo kil itsony isika,oay aza lesy nivadika essera en fin wiwi kely national moa efa nivadika halloween nefa efa hoavy ny 26juin ity hijerena defilé capsat
tsika dia ampy e :-D :-D :-D
4. bazylou ( 07/05/2009 12:20)
izahay bazylou dia manana hazon damosina, ary tsy misy mivadika ps izany !!! bazylou no bazylou!!!
5. essera ( 07/05/2009 14:06)
xxx:

ory ravalotgv an ,miovahy ela ps fa tsy mahazo kil itsony isika,oay aza lesy nivadika essera en fin wiwi kely national moa efa nivadika halloween nefa efa hoavy ny 26juin ity hijerena defilé capsat
tsika dia ampy e :-D :-D :-D

Ty bandy ty efa mis voa kely ny saina, fa izao no mba hilako valiny mazava tsara am ty xxx manao sarontava ity :
1/ Jereo ny daty nisoratako anarana sy nisoratan'i Oay tato amin'ny serasera.org.
2/ Tsy noforonina nandritra ny dinika politika nafampana ilay ps fa efa nisy hatry ny ela ka ahoana moa no ilazan-ndragah fa olona iray ireo ?

Valio misaraka tsara mihitsy ilay izy. Ny xxx ato am serasera.org no tena nandra be mihitsy satria afaka mijapy hevitr'olona.

Manantena ny famalianao azy tena milay tsara mihts ary ny tenako.
6. essera ( 07/05/2009 14:07)
Manofy atoandro be nanahary.
7. Oay ( 07/05/2009 14:25)
xxx:


ory ravalotgv an ,miovahy ela ps fa tsy mahazo kil itsony isika,oay aza lesy nivadika essera en fin wiwi kely national moa efa nivadika halloween nefa efa hoavy ny 26juin ity hijerena defilé capsat
tsika dia ampy e :-D :-D :-D



Ô ry XXX efa nilazana fona XXX fa mba hamarino aloha ny zavatra omena sy lazaina fa tsy ampy ny hoe :

_Minoa fotsiny ihany
_Farafaharatsiny ny Malagasy hanana 4L isantokatrano.
_Tsapao aloha ny herinareo...
_Ho avy aho @ sabotsy... akoho tsy naneno otranizay lany kary!

Zao ry XXX tsy mahita afisy apetaka d manao campagne de dénigrement sisa!
i Oay indray aloha d efa kopy fa raha resaka déstabilisation otran'izao coup bas d tsy mampihontsona anazy fa ny reputation an'ilay site no remise en cause satria tsy maître ao an-tranony intsony ny tompony é!

Eritrereto hono hoe ao an-tranon'i hery isika izao no miresaka d eo imason'ny vady amanjanak'i ra-hery raikitra ny teny ratsy d zakan'i ra-hery ve sa efa aveu d'impuissance ilay izy.Tsiky d Ampy é!

Za moa efa nikozy hoe AFAKA MANDEFA HAFATRA ATY AMIKO I XXX @ alalan'ny PS-KO d hitantsika avy eo ny hi-reglena anazy!


8. essera ( 07/05/2009 14:49)
ampinano les ry Oay fa raha tena mafy be marina izy. Ady hevitra io.
Ataovy fanina mitsirepirepy otran'ny akoho tratran'ny fantsy reny.
9. xxx ( 07/05/2009 15:29)
Resaky ny lany asa ny an'lesany.
10. fijo ( 07/05/2009 19:57)
hoavy eo i charles fa haratsio eo anie ry oay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6403