Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
06/05/2009 08:26)
tonga de vavany ihany no ady eo!!
""11h15Le Docteur Jaurès Rabemananjara a été arété hier à son domicile à Ambodin’Isotry par la CNME. Il est soupçonné d’étre le concepteur des tracts anti-HAT répandus dans la capital...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 22:43
xxx
(
06/05/2009 07:46)
voasambotra ny nanisy farine an i mialy rajoelina
voasambotra ilay olona nanisy farine an i mialy rajoelina satria tsimaintsy nitolotena raha tsy zany ampidirina amponja h@ zaza menavava fianakaviany eto madagasikara ka nitolotena tsy fidiny izy.
No...
tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:33
ari.malala
(
06/05/2009 07:19)
Fanjakà n'adala! misambotsambopoana!
[quote]Amparafaravola: Miaramila tsy mazava saika hisava toeram-piasana
(06-05-2009) - Nanambara moa ilay tao amin'ny orinasa fa tsy maintsy miandry ny tale jeneraliny vao azo atao izany. Manambonin...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 08/05/2009 10:15
xxx
(
06/05/2009 06:52)
vita ny mission'i taralila 09
Vita ny mision nampanaovin'ny Tim an-drataralila 09 dia lasa i lery handeha haka sosy any foibe Tim fa vita ny fametrahana afisy sy copy coller tato @ serasera :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:07
essera
(
06/05/2009 05:59)
Fijo mba tairo 600 milliards d'Ariary an aklou !!!
Salama daholo e,
Marary mitsy ny sain'ny mpiondana satria mandray karama ny membre ny HAT nefa iz mianakavy niditra sômazy teknika sy very poste politique ka dia rehefa nisolantsolana teny Tsimbaz...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:25
ari.malala
(
06/05/2009 05:40)
karajia
Miarahaba ny mpiandraikitra sy ny namana rehetra,
Fanontaniana kely hoan'i Hery na mpiandraikitra hafa ao @ karajia azafady, Refa misy olona manirikiry, d misy ilay commande hoe /ignore xxx, d ts m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/05/2009 05:59
taralila09
(
06/05/2009 05:25)
fisamborana!!?!?!?
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA
ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON
Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io f...
tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:40
rakapy
(
06/05/2009 05:01)
Kristianina ve ny ankamaroan'ny Malagasy???
Raha mihaino ny resaky ny ankamaroan'ny Malagasy ianao, raha mijery ny vahoaka rehefa tonga ny alahady ianao, raha mijery ny ankolafiny maro na eto an-toerana na any ampita dia hita fa toa Xana ny ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/05/2009 12:19
diana
(
06/05/2009 04:16)
Tsy nadika taiza taiza io Noue a
Tsy nadikako io fa za nanoratra fa ny mpitarika legaliste matory. Sur le plan tactik mety ho azoko iany lé hevitra fa ny olana de zao e, ela loatra de lasa miteny ny TGV we resy Ravalo. Nefa ary Rajo...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 16:31
bazylou
(
05/05/2009 21:51)
tsy poinsa le teny tsimbazaza e!!
nitsoak nirifatra daholo fa nifarihy ry lerony!!! efa lazainaanie ianreo tim resy ireto fa aleo miova soavaly e!! oviana koa no nisy an'izany hoe olona tsymisy mpitarika dia hihevitra ny andresy!!!! :...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 06/05/2009 11:58
fijo
(
05/05/2009 20:51)
essera
mba fantar'i essera ve hoe hoatrinona izao no karaman'ny ao amin'ny hat???4 000 000 ariary,izany hoe 20 000 000fmg.ka fandaniampoana io sa ahoana,fa ny vahoak anandany andro nametraka azy teo izao mba...
tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:41
JOSIAH
(
05/05/2009 18:59)
hamela ahy ve Andriamanitra
Izaho zay manoratra dia kristianina ,nanao zavatra maro t@ fiainako Atra.ireny anefa de tsy ho voatery arakizay nilaiko fa ao ny tsara ao koa ny ratsy satria mitaiza ny zanany Atra,aiko foana hatramiz...
tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:18
besandry
(
05/05/2009 18:09)
LEMENAKELY FAKOFAKO- NA- VIRUS ATAOVY ANY ANTY POUBELLE
TSY MAHARAKA NY RESAKA ATO AKORY TY , EFA TSY VIRUS INTSONY FA ARETINA MAHAFATY MIFINDRA TSOAHY ATO ANATY FOROM ralemenakely FA MAMOFONA
OLONA VOATSINDRY LAVA SY BE FIALONANA DIA TSY MAHAVITA MANAN...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 11:46
andrywui
(
05/05/2009 17:56)
maninn ra miala tato na manova ps fa ts mtenten foan ny TIM
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:03
niryna
(
05/05/2009 17:09)
Zaraiko ity fa sao mba mahasoa anao
[b]Ny fomba fijery ny hafa :izay matetika dia tsy mijery ny hafa isika ka mety miteraka fifandirana izany na tsy fahafantarana ny marina na koa tonga dia mitsara avy hatrany na manao teny manindrona k...
tohiny
novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:20
niryna
(
05/05/2009 16:41)
Farany afaka niteraka ihany izy: ie, ie !
Zaraiko ity ho antsika rehetra izay tsy nanaraka ilay tantara nalefako any ambadika any
[b]muslim4Jesus[/b]
Fizarana no ataoko eto an ary dia misaotra antsika rehetra nizara ny finoany teto.Tsara...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/05/2009 15:17
Oay
(
05/05/2009 15:52)
Tsy Misy Mafy Be Satria Voahongana...
_"NY FAMPIHELEZANA NY HEVITRA MILAZA FA MAFY BE RY RATSIRAKA SY NY EKIPANY" d azoko adika ihany koa manao hoe:"MIPETRAHA TSARA IANAREO FA MAFY BE RY ZALAHY IREO KA IZAY TSY MIARAKA AMINY D TSY MAINTSY...
tohiny
novalian'i milamm ny 07/05/2009 15:52
Noue
(
05/05/2009 15:49)
L’argent de Ben Laden à Madagascar? Tena mahajamba marina
[URL=http://img219.imageshack.us/my.php?image=bennbc.jpg][IMG]http://img219.imageshack.us/img219/4537/bennbc.jpg[/IMG][/URL]
[b]Tena mahajamba marina ny vola[/b] ka hafakafakao aloha oe midika in...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/05/2009 12:25
lemenakely
(
05/05/2009 14:51)
MILA DIOVINA KELY ITY FORUM ITY RA HERY FA BE VIRUS A!
Mila antivirus tena matanjaka ny forum nao RAHERY fa lasa be virus ity forum ity :SERZAKOMANDA , MANELATRA, NAMANABE ,...
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 18:03
SerzaKomanda
(
05/05/2009 14:12)
miala any ny Kôran
Avoay tany Odon fa ampinanako otrany pastera eo ko elisany
abdullah el mafialeb sy akbar arafat efa milanja basy sy koran hakaty @gaskara...
tohiny
novalian'i vonynive ny 29/09/2010 09:53
