Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i besandry, milahatra araka ny daty
besandry ( 13/05/2009 21:34)
aiza izay merina miady an-trano eo ! tsy ry valovendrana ako
Ndàna ty matory any amin'izay fa manao interpretation diso , merina mifankatia be ireo :* aza manofy e ! tsy fombandrazan'ireo izany Ny hitampoko hitampirenena izao dia ny hoe hafangarondra xxx ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 04:46
besandry ( 13/05/2009 10:44)
pedopsy vao nahita asa ato @ serasera
Be tokoa ny tim mideprime amin'izao crise handalovan'ny firenena izao , indrindra ireny jiolahimboto tarihin'i manandafy lehibe mialasakana ireny , ka ho be tokoa ny asa hosahan'i pedopsy amin'izao fo... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 19:53
besandry ( 13/05/2009 07:35)
OMBAY MITADY KARAVASYVENDRANA
REHEFA RESY DIA MAHAIZA MIHAINA FA AZA MANAO VAVAN NY MATY AN DRANO MBOLA AIZA NO HANAOVANAY IREO MPANAO LALANKITAKISOA IREO MAHENO TENY HOE SURSIS A EXECUTION AZA MAMPIKONETAKA IZANY IZAHAY RAH... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 14:53
besandry ( 10/05/2009 20:16)
fa aiza i ranoue e ! mampatory zazakely injay angà
Rehefa avy nanao fikarohana , dia mampatory zàzà an ! Tandremo 8) rehefa manao politika dia politika fa tsy politika handrangitana no atao Mora kely ny mijery vaovao eto @ net... tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 09:44
besandry ( 10/05/2009 19:18)
MAMPALAHELO I RANOUE FA TSY NAHAHENJIKA AN'I TGV
tgv :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: ranoue :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: Aok'izay fa tsy hahazo azy intsony sao mbola handrovitsihy mihoatra noho izao... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 13:26
besandry ( 05/05/2009 18:09)
LEMENAKELY FAKOFAKO- NA- VIRUS ATAOVY ANY ANTY POUBELLE
TSY MAHARAKA NY RESAKA ATO AKORY TY , EFA TSY VIRUS INTSONY FA ARETINA MAHAFATY MIFINDRA TSOAHY ATO ANATY FOROM ralemenakely FA MAMOFONA OLONA VOATSINDRY LAVA SY BE FIALONANA DIA TSY MAHAVITA MANAN... tohiny
novalian'i xxx ny 06/05/2009 11:46
besandry ( 23/04/2009 07:32)
TSY MISANGY FA KAPOBATANA ATTENTION.. RA8 !!
RAHA MBOLA MISY NY TSY FANARAHANA NY LALANA RAHA MBOLA MISY NY DIDIJADONA RAHA MBOLA MISY AVONAVONA SY MILAZA NY TENANY HO ZAVATRA RAHA MBOLA MISY NY TENY TSY VALIANA DIA FANATATRAREO RY Z... tohiny
novalian'i MONGAB ny 23/04/2009 08:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0189