aiza izay merina miady an-trano eo ! tsy ry valovendrana ako
1. besandry
(
13/05/2009 21:34)
Ndàna ty matory any amin'izay fa manao interpretation diso , merina mifankatia be ireo :* aza manofy e ! tsy fombandrazan'ireo izany
Ny hitampoko hitampirenena izao dia ny hoe hafangarondra xxx ny akoho sy ny vorona
ohatr'ireo foana ny firesak'ireo merina ireo :lol: tanavo nihakatr'i merina angàha ry dokotra e !
Ny hitampoko hitampirenena izao dia ny hoe hafangarondra xxx ny akoho sy ny vorona
ohatr'ireo foana ny firesak'ireo merina ireo :lol: tanavo nihakatr'i merina angàha ry dokotra e !
novalian'i xxx ny 14/05/2009 04:46
3. MONGAB
(
13/05/2009 21:41)
NY TENANAY IHANY NO TAFIHINIREO REHEFA MIHETSIKA IZAY FIHAVANANY IZAY
AIZA VE DIA TOA NY NISY ANDRIAMBY MIHITSY NY TENANAY TAMIN NY TRATRAN NY RAFAL FARANY INY
AIZA VE DIA TOA NY NISY ANDRIAMBY MIHITSY NY TENANAY TAMIN NY TRATRAN NY RAFAL FARANY INY
4. xxx
(
13/05/2009 22:01)
tsy tsaho kosa io fa vao avy nampiriatan' i besandry tao indray ilay tsalo kely iray iny dia mamaly faty .
