aiza izay merina miady an-trano eo ! tsy ry valovendrana ako

1. besandry ( 13/05/2009 21:34)
Ndàna ty matory any amin'izay fa manao interpretation diso , merina mifankatia be ireo :* aza manofy e ! tsy fombandrazan'ireo izany
Ny hitampoko hitampirenena izao dia ny hoe hafangarondra xxx ny akoho sy ny vorona

ohatr'ireo foana ny firesak'ireo merina ireo :lol: tanavo nihakatr'i merina angàha ry dokotra e !
novalian'i xxx ny 14/05/2009 04:46
2. xxx ( 13/05/2009 21:38)
voa indray ilay saika hanely tsaho etsy ambàny dia ny tena no menatra
3. MONGAB ( 13/05/2009 21:41)
NY TENANAY IHANY NO TAFIHINIREO REHEFA MIHETSIKA IZAY FIHAVANANY IZAY

AIZA VE DIA TOA NY NISY ANDRIAMBY MIHITSY NY TENANAY TAMIN NY TRATRAN NY RAFAL FARANY INY
4. xxx ( 13/05/2009 22:01)
tsy tsaho kosa io fa vao avy nampiriatan' i besandry tao indray ilay tsalo kely iray iny dia mamaly faty .
5. xxx ( 13/05/2009 22:50)
tsy mahazaka dinika le besandry fopla,elah lhany no mpandefa tsaho eo
6. xxx ( 14/05/2009 04:46)
miadiva eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

rouuuutssssskkkkkkkkssssssssss

rombo ooooooooooooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0992