Tsy nadika taiza taiza io Noue a

1. diana ( 06/05/2009 04:16)
Tsy nadikako io fa za nanoratra fa ny mpitarika legaliste matory. Sur le plan tactik mety ho azoko iany lé hevitra fa ny olana de zao e, ela loatra de lasa miteny ny TGV we resy Ravalo. Nefa ary Rajoelina efa tsy saha miseho am mpanao gazety ntony mitsy. Jereo fa tam journée mondiale de la presse Zaza Ramandimbiarison no nalefan tany. Ny ministra no mamaly ny attaques rehetra oh iray iny Evariste nosamboriny iny.

Les rescapés des leaders commencent à déserter le podium tout comme les fervents défenseurs légalistes ? Qu’est-ce qui se passe ? Est-ce réellement une attitude à prendre ?
Selon les informations, les ministres légalistes se réfugient dans une ambassade étrangère en ville. Aucune information n’indique que ces derniers sont en relation permanente avec les leaders restant. Certainement, je ne suis pas à leur place pour passer les informations suivantes mais j’estime qu’ils sont mieux placés et mieux équipés que moi politiquement parlant :
1. Théoriquement, la disparition de Manandafy subitement de la scène politique entraîne pour la seconde fois un vide institutionnel. Et la question que je pose est toute simple : n’était-il pas possible pour le PM de nommer un intérim pour lui relever pendant son absence où accepte-t-il aussi le fait que malgré que l’autre camp dispose du pouvoir de facto est donc il cède à leurs pratiques ?
2. Cet intérim, s’il y avait eu, devrait assurer la mise en place du cabinet du ministère de la défense comme convenu. Comme cela, la continuité de l’Etat est assurée
3. Si ce schéma ne peut pas étre adopté, les deux chambres parlementaires s’appréteraient-elles à consulter pour cette fois encore la HCC et passer à appliquer l’article de la constitution transférant le pouvoir au président du Sénat car les risques sont des militaires armés de la téte au pied il ne faut pas l’oublier !

Ny atody tsy miady amam-bato fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy e!

Demain sera, certainement un autre jour, mais je pense qu’il faut se rendre compte que le pouvoir de facto joue avec la vie des gens et raisonne autrement alors je pense que les leaders politiques doivent agir en conséquence et ne pas laisser les partisans, sans étre au courant, d’étre victime d’une guerre qui n’est pas la leur ! Certainement, ils veulent du changement mais l’abattage d’une foule ne résoudra pas le problème de Madagascar.

Tout comme vous, j’ai lu à la presse que la communauté internationale à juste statuer que la HAT est anticonstitionnel mais aucune information, du moins ces derniers jours, ne souligne le fait que sa dissolution est un impératif . Ceci dit que rien ne garantira que la cause des malgaches sera entendue et sera traitée correctement et des résolutions allant dans ce sens seront adoptées (ne serait-ce que le début d'un dialogue, un fait qui fait crier Zafy à l'international).


répondu par xxx le 06/05/2009 16:31
2. taralila09 ( 06/05/2009 06:11)
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA

ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON

Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io fandrahonan-kofaty nataon'i Charles tao Ankorondrano io.

Na mahazo vahana io fomba ataony io dia bibilava sinambotr'ankizy isika.
Na voapetraka HAINGANA TSY MISY HATAKA ANDRO @ media rehetra, @ fitsarana sy ny mpiaro zon'olombelona ary indrindra @ mpifandray @ diplomaty dia ASIANA FARANY IO SETRASETRANY IO. Fampiharana ny points 6 sy 8 @ Addis Abeba.

1°- Tsy misy taratasy fiantsoana azy ho eny Ambohibao. Tsy misy mandate mampisambotra fantatra hatr@ fotoana nandehanany teny Ankorondrano. Koa fihazana olona tsy misy lalànany no ataon'io Charles io

2°- Raha ny "prétexte" notabatabainy teny Ankorondrano dia tsy inona fa ny tenin'i Fidèle Razanapiera tao @ VIVA milaza fa mahatantesa i Constant R. fa namaky ady (déclaration de guerre).Nanamafy an'io ny La Verité.
Fantatrareo tsara fa tsy mba fomban'i Constant R. izany.
Angamba io ilay Absaloma (Tsy an-tany tsy an-danitra ny HAT-TGV. Ka na izy mizotra @ làlan'ny tenierana dia sortie de crise, na izy mikiry manaraka an'ireo miaramila lian'ady sy lian-drà ireo dia fantatra fa misy fanaovana azy ny mpanongam-panjakana eran'izao tontolo izao.
Kanefa tsy any no tena izy. Ny tena resaka dia ny famotehana aman-kery ny hetsiky ny ara-dalàna no efa tetiky ny VIVA t@ iny.

Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy

3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina
- Fampahafantarana sy fanetsehana ny "Droits de l'Homme" hatrany ivelany
- Indrindra fametrahana @ diplomaty sy @ antenne opérationnelle groupe de contact eto an-toerana ny fitakiana fampitsaharana ny ataon'i Charles (conforme @ tapaka Addis 1er mai, indrindra ny point 8 momba ny herisetra avy @ "autorités de fait" ary voateny ao mihitsy ny "forces de sécurité"
- Ny fiangonana
Dia ny media kosa mamoaka analyse sy denonciation.
Koa mila mifanampy isika ho fanavontana ny firenena latsaka ankaterena toy izao.Am-bava homana am-po mieritreritra.
Mankahery antsika rehetra mpitolona ho@ ara-dalàna daholo!
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny ara-dalàna
3. xxx ( 06/05/2009 06:13)
Asio sary EEEEEE!!!!!! raha tsy izany de tsy mino izahay.
4. essera ( 06/05/2009 07:14)
Efa hitanay impiry io ry taralila09 fa na mpinamana aza nareo sy ry Noue mba ataovy sujet iray vaovao fa tsy ajapy am dinik'oul rehetra io. Haaaaaaaa.
Maditra le zazakely ty. Ndana 'lalao any alo
5. halloween ( 06/05/2009 08:19)
Maditra le zazakely ty. Ndana 'lalao any alo


hay ve Noue sy Taralila mbola zazakely e ! ary eto ko ah vo gaga oe hay zan miresaka aminjaza foan isik eto hatramzay !!!

fa iza marina io manao copie coller ny forum io e !! sao de tokony hiantsoana an'i hery ary io !! nefa ve i hery haninnnn an'io eo e !!zarany aza sady akamany mpiray antoko aminy io !!!! izy ko aza mbola sahirantsaina ny aminle datin'ny 1er juillet nolazainy fa hirodanan'ny Fanjakana sy ny HAT !! mbola tantara hafa koa iny !! vary mangatsiaka miandry anlery io daty io !! i Oay aloha defa mi-pointe kalandrie isan'andro fa asa oe innnn ndray no fialana pà ataon'io sefo io refa migadona lay andro (1er juillet 2009) !! tadidio daholo zay rankizy ah !! ha ha ha ha TAPITRA
6. Mirananirina ( 06/05/2009 08:28)
ka efa hoe hatsikana daholo no ato :(
7. xxx ( 06/05/2009 16:31)
Lisany ty ve ry zalahy dia mbola manohana fitondrana jadona foana a, tena efa azao lazaina fa olona mitapy anie zany zany hoe mamono ny mpiray tanindrazana aminy nefa mbola tohanana an-jambany fotsiny
diana sy taralila ary mirana tena mendrika tsara izao fihetsika ataonareo izao ary momba anareo tokoa ny mpiandala ny ara-dalàna sy ny hitsiny dia ny ankamaroan-ny vahoaka Malagasy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1392