tsy poinsa le teny tsimbazaza e!!

1. bazylou ( 05/05/2009 21:51)
nitsoak nirifatra daholo fa nifarihy ry lerony!!! efa lazainaanie ianreo tim resy ireto fa aleo miova soavaly e!! oviana koa no nisy an'izany hoe olona tsymisy mpitarika dia hihevitra ny andresy!!!! :-D :-D
répondu par Mirananirina le 06/05/2009 11:58
2. xxx ( 05/05/2009 22:04)
Ny adversan'i andry t@ fifidianana ben'ny tànan'Antananarivo aza tsy hain'elah lesy ,tonga soa elah mbola misy mémoires kely ihany ve sa mila manatona psy koa é
3. ravalotgv ( 05/05/2009 22:06)
poritra te pipy ry zalahy de lasa aloha fa mbola hiverina eo angamba fa nisy nanao barofo ny gabone
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@
4. xxx ( 05/05/2009 22:08)
Narehitry benkintana hatrany an-kaboné :-D :-D :-D :-D
5. nancy ( 05/05/2009 22:46)
Ity de faly amin'ny fahorian'ny sasany fotsiny eo. Tsy misy hainy afa-ts'izay ihany.

bazylou:

nitsoak nirifatra daholo fa nifarihy ry lerony!!! efa lazainaanie ianreo tim resy ireto fa aleo miova soavaly e!! oviana koa no nisy an'izany hoe olona tsymisy mpitarika dia hihevitra ny andresy!!!! :-D :-D



6. xxx ( 05/05/2009 23:41)
Olona tsisy saina anie io bazily io é,tsy fantany akory fa Malagasy toa an-drainy sy ny reniny ihany ireny olona henjehina ireny,olona badolahy io ,marina mintsy io voalazan'i xxx1 io
7. xxx ( 06/05/2009 00:22)
aiza koa rrr mbamilalao elakelape iz
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. taralila09 ( 06/05/2009 06:12)
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA

ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON

Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io fandrahonan-kofaty nataon'i Charles tao Ankorondrano io.

Na mahazo vahana io fomba ataony io dia bibilava sinambotr'ankizy isika.
Na voapetraka HAINGANA TSY MISY HATAKA ANDRO @ media rehetra, @ fitsarana sy ny mpiaro zon'olombelona ary indrindra @ mpifandray @ diplomaty dia ASIANA FARANY IO SETRASETRANY IO. Fampiharana ny points 6 sy 8 @ Addis Abeba.

1°- Tsy misy taratasy fiantsoana azy ho eny Ambohibao. Tsy misy mandate mampisambotra fantatra hatr@ fotoana nandehanany teny Ankorondrano. Koa fihazana olona tsy misy lalànany no ataon'io Charles io

2°- Raha ny "prétexte" notabatabainy teny Ankorondrano dia tsy inona fa ny tenin'i Fidèle Razanapiera tao @ VIVA milaza fa mahatantesa i Constant R. fa namaky ady (déclaration de guerre).Nanamafy an'io ny La Verité.
Fantatrareo tsara fa tsy mba fomban'i Constant R. izany.
Angamba io ilay Absaloma (Tsy an-tany tsy an-danitra ny HAT-TGV. Ka na izy mizotra @ làlan'ny tenierana dia sortie de crise, na izy mikiry manaraka an'ireo miaramila lian'ady sy lian-drà ireo dia fantatra fa misy fanaovana azy ny mpanongam-panjakana eran'izao tontolo izao.
Kanefa tsy any no tena izy. Ny tena resaka dia ny famotehana aman-kery ny hetsiky ny ara-dalàna no efa tetiky ny VIVA t@ iny.

Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy

3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina
- Fampahafantarana sy fanetsehana ny "Droits de l'Homme" hatrany ivelany
- Indrindra fametrahana @ diplomaty sy @ antenne opérationnelle groupe de contact eto an-toerana ny fitakiana fampitsaharana ny ataon'i Charles (conforme @ tapaka Addis 1er mai, indrindra ny point 8 momba ny herisetra avy @ "autorités de fait" ary voateny ao mihitsy ny "forces de sécurité"
- Ny fiangonana
Dia ny media kosa mamoaka analyse sy denonciation.
Koa mila mifanampy isika ho fanavontana ny firenena latsaka ankaterena toy izao.Am-bava homana am-po mieritreritra.
Mankahery antsika rehetra mpitolona ho@ ara-dalàna daholo!
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny ara-dalàna
9. xxx ( 06/05/2009 06:14)
Copie coller indray no malaza EEEEE!!!!!!!
10. essera ( 06/05/2009 06:21)
Ô ry ara-dalàna ôôôôôôôôô

Efa tsy ara-dalàna intsony ianareo izao fa tongava saina am zay.
11. xxx ( 06/05/2009 06:47)
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny adalana

12. halloween ( 06/05/2009 07:50)
Nidiran'andro le tim niseho mpiavonavona sy be taimbava fahiny lé !! zao sisa niafarany ! enjehina eraky ny arabe sy ny vodimototra ! ha ha ha
13. Mirananirina ( 06/05/2009 08:34)
mbola hatsikana ihany eto :(
14. KALACK ( 06/05/2009 09:01)
mirana a! tim samborina sy enjehina erky ny arabe ve de hatsikana !?? tsy hoe mampalahelo ve no izy ?? sa mampihomehy ve le tim mitsoaka be ??
15. andrywui ( 06/05/2009 09:26)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. Mirananirina ( 06/05/2009 11:58)
mirana a! tim samborina sy enjehina erky ny arabe ve de hatsikana !?? tsy hoe mampalahelo ve no izy ?? sa mampihomehy ve le tim mitsoaka be ??

non, le resaka mihitsy no mampime
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594