maninn ra miala tato na manova ps fa ts mtenten foan ny TIM
1. andrywui
(
05/05/2009 17:56)
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy hamaly ary hanohitra be fahatany ry zareo nefa tsy arakarakizay ny zavamisy fa efa resy tanteraka !!! alefa daholo zao resak mapme rehetr zao !!! zao de misy resak arabo ndray zao oe maninnnn ndray mo ry penguin ??? tena efa midelira !!! azafadyoooo TAPITRA
novalian'i xxx ny 06/05/2009 13:03
2. xxx
(
05/05/2009 18:10)
izao ny arabo indray izany no hanao monopole eto @ tanana raha ny resaka PPN,fa nodakana ny tiko .Sady raha tena te hanampy antsika gasy ny arabie saoudite ny palestina,alezeriana ,soudan,comore,afghanistan .Tsy haiko na fanattsika eto fa i arabie saoudite anie no mifinancé ny fanaovana mosqué sunite era tany saingy eto france tsy havelan'ny frantsay.Misy dikany be io
3. nancy
(
05/05/2009 18:16)
ka maninn raha i andriwui mihitsy no miala ato e. Tsy an'ny tgv anie ity forum ity ka asainao miala ato ny olona sasany e.
quote=andrywui]
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy hamaly ary hanohitra be fahatany ry zareo nefa tsy arakarakizay ny zavamisy fa efa resy tanteraka !!! alefa daholo zao resak mapme rehetr zao !!! zao de misy resak arabo ndray zao oe maninnnn ndray mo ry penguin ??? tena efa midelira !!! azafadyoooo TAPITRA
[/quote]

4. locl
(
05/05/2009 19:16)
tena i andrywi no tokony hiala satria tsy misy atokona intsony.
Fa hno hoy aho? dia mba miereitreritra ve ry Andry fa hanome ny volany amin'izao fotsiny ireo arabo ireo.Sa dia hoe tsy ho rahirahiana ny Malagasy izay Kristianina no maro an'isa fa ny vola ihany no masaka andoha

5. xxx
(
05/05/2009 20:14)
andrywui:tsara rehefa mahatsapa tena Andrywui,efa tena niova é! sady firy koa moa zay ny PS n'Andrywui ato? Azafadyoooooooooooo
Tena toro hevitra ty ry zareo a! maninnn hoa rah miala tato aloh ao anatin'ny fotoana vitsy de manova ps tanteraka mihitsy rah mbol te hiresaka ato !! f ny fahitako azy an !! de mbola tehiresaka sy hamaly ary hanohitra be fahatany ry zareo nefa tsy arakarakizay ny zavamisy fa efa resy tanteraka !!! alefa daholo zao resak mapme rehetr zao !!! zao de misy resak arabo ndray zao oe maninnnn ndray mo ry penguin ??? tena efa midelira !!! azafadyoooo TAPITRA
TAPITRA
6. xxx
(
05/05/2009 20:22)
Tsy mila arabo izahay handidy ny ekonomian' i Mada ,dia efa voahafatra izay hiantefan' izany !! :twisted:
7. patrick2002
(
05/05/2009 20:23)
tsotra ny valiny raha andrywui ah! tsy mbola misy an`i commandant charles eto ka afaka manara-po ny TIM miteniteny foana, mampiorohoro ,mamafy lainga ,manala baraka ,mandrangidra adi-poko ,
8. xxx
(
05/05/2009 20:29)
patrick2002:tena voalazan-rapatrick2002 mihintsy ny fomba fanaon'ny tgvendrana!soahiany!
tsotra ny valiny raha andrywui ah! tsy mbola misy an`i commandant charles eto ka afaka manara-po ny TIM miteniteny foana, mampiorohoro ,mamafy lainga ,manala baraka ,mandrangidra adi-poko ,
9. xxx
(
05/05/2009 20:46)
Ary mety rahalahin'i patrick2002 iny ihany le charlot iny raha izany
Zany ve sisa mba resaka ataon'ity bandy ty klé,efa tsy mahita ho lazaina ve ianao @ reo dinika be de be ireo é,misy azonao hanaovana fandalinana tsara ,aza manao resaka andrywui zany enao(mamindra io havendranana io) fa reny efa mipika fa le enao taloha ireny mba hitako mba nisy fanahy ihany

10. essera
(
06/05/2009 06:37)
Aleo izy hitabataba eo ra-Andry fa efa mitsipatsipaka mandrovi-tsihy sisa ny TIM sy ny mpiondana isany.
11. halloween
(
06/05/2009 08:00)
ha ha ha ! mampalahelo le TIM klé !! firy ozy nareo ry locl sy nancy ny ps n'i andrywui ato ??? ity halloween ty zao za andrywui ty ! de ahoana ?? hanorana sa hanerika nancy sy locl !!! ha ha ha !!!! zao fotsiny ee !! mietseha eo anie ry TIM kely endaka reto fa tonga de cdt charles avy hatrany !!!!! ha ha ha !!! sady zao kou e :: inonn mo ny blemmm nareo rah hampiditr ny arabo hisolo ny TIKO na fanjakana ?? ny TIKO zay nanao entana lafobe sy fangalarana ankolaka sa mivantana ny malagasy io avy !!!! bon ny vidin'entana ho antin arabo de latsakaiva 50% amin'ny any TIKO taloha !! donk lasa miainga any ny TIKO fa tsy mikol tsony !! TAPITRA
13. andrywui
(
06/05/2009 09:24)
hoy halloween
navoakanlah letsy ny marina ry halloween ! innn ary ty natao ? ha haha !!!!

14. xxx
(
06/05/2009 13:03)
Tsisy mpanohana le fanjakana ara(basy é, de aleon'i andrwyui manao ps bobaka be de eo lery mampiresaka ps eo ,tsss tena lasa adala le tarikely