be taim-bva be raveloson constant nef mora miforitr !!
1. andrywui
(
07/05/2009 17:44)
Mbol ts voaitifitr akory fa vo ambana sy fampitahorana no atao andry ra-constant d'efa latsaka daholo ny tao anaty pataloh !! mbol aiiza izy zan e !! ny vava anefa mipoapoaka be ery teny amin Magro !! otran'ny oe tena ho voaongany eo no ho eo ery ny fanjakana !! de vava fotsiny any zan fa tsary misy ventiny akory !! vao nanaovana teny oe : haloto aminao ny tanako ra constant d'efa nitory ngama , nametrak fitoriana contre X hono !! matahotr ho petsa angah ???
--zao ty ho tonga ny ejiptiana sy ny sapdiann ka ho menatra be nareo ry TIM fa ho nofy sisa ny kiana fanaonareo eto !!
--sady aleo hazava fa olona efa niasa teto M/car hatramin 1996 ireo olona sreo !!!

novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:01
2. XxxX
(
07/05/2009 17:59)
andrywui:d elà v no nandroka ny latsaka?
Mbol ts voaitifitr akory fa vo ambana sy fampitahorana no atao andry ra-constant d'efa latsaka daholo ny tao anaty pataloh !!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. nancy
(
07/05/2009 18:12)
Izao fotsiny e. Esory eny amin'i sarla iny basy higestiavany eran'ny tanana iny de hita eo raha tsy miforitra izy.
andrywui:
Mbol ts voaitifitr akory fa vo ambana sy fampitahorana no atao andry ra-constant d'efa latsaka daholo ny tao anaty pataloh !! mbol aiiza izy zan e !! ny vava anefa mipoapoaka be ery teny amin Magro !! otran'ny oe tena ho voaongany eo no ho eo ery ny fanjakana !! de vava fotsiny any zan fa tsary misy ventiny akory !! vao nanaovana teny oe : haloto aminao ny tanako ra constant d'efa nitory ngama , nametrak fitoriana contre X hono !! matahotr ho petsa angah ???
--zao ty ho tonga ny ejiptiana sy ny sapdiann ka ho menatra be nareo ry TIM fa ho nofy sisa ny kiana fanaonareo eto !!
--sady aleo hazava fa olona efa niasa teto M/car hatramin 1996 ireo olona sreo !!!
5. fijo
(
07/05/2009 19:37)
mba ahoana tokoa re racharles io rah atsy misy besy eny aminy e???ireny le olona miforitra vao ts misy basy sy namana
6. xxx
(
07/05/2009 22:20)
Manary akanjo reny fijo a, zany no nahazo ny FRS @ 1972 ozy lolo zay zay hoe nihevitra tsy resy elah ,dia fantatsika no niafarany,vita matavy
7. xxx
(
07/05/2009 23:22)
olona maitre konfou io fa tandremo sady mpanao tolonomby hono izy mahavita miady amin ny olona 200 izy irery
9. xxx
(
08/05/2009 23:01)
Iza anefa no tsy be taim-bava teo no tsy nitsaoka ???
Mba misaina ve elah e, voalohany nitsao azy i andry !!!
Fohy fisainana zay bandy namoaka ty dinika ty :twisted: :twisted: