Ah bon, izay no tena mahadondrona le xxx
1. essera
(
07/05/2009 14:14)
Izay vao tsapako RaOay sy falyfenosoa fa mamaky eto ny soratan'lisany a d mandinika tsara ka izao no zavatra tsapako :
- Somary misy analyse na mamaly isan'andininy ny fomba fanoratry tsika telo mitsam.
- Sahirana le xxx manakatra an'ilay izy satria eo amin'ny vatan'orony no faraky ny takatry ny masony.
- Rehefa mamaky lahatsoratra kely izy d mora fanina ka ampitoviany daholo ny olona mba manao fandalinana lalindalina kely na manaitra ny famaliny.
Tsy midoka tena tompoko fa tsy nofanahiniana ny nahay nanao lahatsoratra kely sy mahay mamaly ny hevitry ny sasantsasany. Fa mivoaha elah tao anatin'ny saro-tava rah lehilahy. Ary mivoah ko ndry tao anatin'io Voaly be io rah vehivavy. aaaaaaaa.

novalian'i fijo ny 07/05/2009 19:53
3. Oay
(
07/05/2009 14:33)
essera:
Sao d Raveloson Constant koa ary io bandy io.
:-D :-D :-D :-D :-D
Ô lety ra-essera a! Tandremo fa efa nilaza teto i Oay fa mpiondana MFM ny zokiny an! hihihi...
Ny tiako lazaina les essera d hoe :"Mafy be i Raveloson Constant" fa tsy ambany be otran'ny fomba ny XXX izao ny fanaony a! ka aza ampitoviana ny tsy mitovy!
Fa i XXX efa nolazaiko fona fa domestique ny TIM nedala d mpametaka afisy no sahaza anazy ka io very seza io ny TIM d marary ny andohany satria aiza indray no ahita kandra.
Jereo ny MPANDALINA TIM teto @ forum fa efa tsy mahery fihetsika intsony satria efa zavatra hafa indray izao!
D ilay domestique tsy afaka mihaino varavarana intsony fa satria efa tsy afaka mivory ao @ foibe intsony ny TIM fa matahotra an'i Cdt Charles d tsy mahita lazaina intsony ny domestique d io manondrana io, ny mampalahelo d handeha hanipy tanana ery an-dalambe raha izao no mitohy satria ny Asabotsy hiandrasana an'i Ravalomnana tsy hotapitra klé!
4. essera
(
07/05/2009 14:47)
Marary mihitsy ange zao ny sain'le ary tena lasa adala mihitsy iz satria mba eritrereto ange lti we avy nanoratra eo ambon lah d mamaly eto ambany ty ataoko ity. Voan'ny témaina be angamba lery d ny arbitre indray no eritreretiny ho adversera. Tena pôrna leaza.
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
6. xxx
(
07/05/2009 15:23)
TENA AMBANY SAINA NOHO I xxx SADY TOA MITENY IRERY MARINA :evil: :evil: :evil: :evil:
8. milamm
(
07/05/2009 15:56)
ny hevitra terabary ary tsy fombako ny manambany olona @ faripahalalany fa
mitovy hevitra @ essera aho ny momba an'i Oay tsy mbola fantany ny fototra politika marina ao amintsika sy ny rafitra nolalovana ary ny zvmisy @ izao fotoana ka zo-ny ny milaza ny eritreriny nefa dia diso ny fandalinana ifaharany, te hiresaka nefa tsy ampy fototra ny hevitra ajoromila ezaka be ee

9. benkintana
(
07/05/2009 16:05)
betsaka no mahita anareo tsy ampy fieritreretana ato ry essera sy oay fa mila mani-tena ianareo,@ fo madio no ilazako an'izany
10. xxx
(
07/05/2009 18:43)
reo ry zareo kely loha é! tsy mahagaga ange fa rakely loha andry rajoelina no debany é! hadonay @ rindrina aloha ny lohany lisany mba ho ngeza hafaka hisaina!