misy sahy milaza ve hoe nisy 1ere dame de Mada
5. nancy
(
07/05/2009 22:37)
Tsy izany no important amin'izao crise andalovan'ny firenena izao.
Tsy important akory amin'ny fampandrosoana an'i Mcar sy fiadiana amin'ny fahantrana.
Tsy important mitsy manko e, tsy misy dikany izay tarehy tsara rehefa horera ny ao anatiny.
Ary mahaiza mionona fa efa an'i tgv iny.
Mba resaka matotra entina eto fa aza dia zaza saina ohatran'io e.

bazylou:
tsara noho i MIALY RAJOELINA!!
http://www.hat.gov.mg/hatweb/new_galerie.php
:roll: :roll:
6. xxx
(
08/05/2009 05:41)
raha xxx1,amboarin'ra hery ela manao an'io xxx be io,film efa mandeha io alefan'ela io
7. lemenakely
(
08/05/2009 06:17)
xxx:
http://www.redtube.com/
io ko tena milay an
Misy olona tena tsy mendrika mihintsy anie ato izany e !
Mahagaga raha mbola jerena fotsiny izao zavatra izao ?
8. saranga
(
08/05/2009 06:29)
Na première dame io na dame de pique na inona dia izao izahy atao an-tsaina : lalaovin'ny TGV ny vehivavy gasy
10. ramorafr
(
08/05/2009 10:39)
Valiko hatsikana le izy,
Rehefa mitovy taona aminy Zafy Albert i Andry de mba avereno kely le fanontaniana?
Rehefa mitovy taona aminy Zafy Albert i Andry de mba avereno kely le fanontaniana?
11. sapele
(
08/05/2009 16:31)
Ka tsy zay tiany ny saina iany kosa anie no jeren'ny maso e! sao misy tezitra ndray eo fa i mialy aza tsy tezitra,
13. ravalotgv
(
08/05/2009 20:16)
ary tsy ao le sary notifirn ndry zalahy tamin le vovoka milay be iny
tonde sniff
tcroufff
fa tsy farine io an
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
tonde sniff
tcroufff
fa tsy farine io an
:^) :^) :^) :^) :^) :^)