nopean'i sarla kely tao ny fkt !!!lool

1. bazylou ( 07/05/2009 18:07)
tena marina ity a.
Araka ny vaovao azoko dia tsy navelan'ny fokonolona hiditra tao amin'ny bureau fkt analamahitsy ilay rangahy nigeste amin'ny complet sy kiraro mangirana, miaraka amin'ilay sipa, efa nandrasan'ny olona tsara ka vao niteny dia nohorakorahan'ny vahoaka. Ni geste niantso téléphone, kanjo tsy nisy nipoitra; rangahy TGV iray no romotra dia nanakenda sipa, saiky matin'ny olona ka lasa niantso police(circulation) tsy nanisy quoi akory rehefa notenenin'ny lona hoe miaro ny ara-dalàna zahay e! angamba tsy namelan'ny fokonolona dia tonga mihitsy racharles.

:-D :-D
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:57
2. klitika ( 07/05/2009 18:26)
Za vao saika hitantara an'io mihintsy Rabazy a

Dia nosamborina daholo izay rehtra voatondro molotra fa nidaroka avy eo
3. xxx ( 07/05/2009 18:30)
dondrona koa ity bazylou ty ka
4. xxx ( 07/05/2009 18:53)
aza omena tsiny ravalotgv fa mila dozy e
snif snif throuf :roll: :roll: :roll:
5. fijo ( 07/05/2009 19:21)
tsy mazava le zavatra resahina
6. Noue ( 07/05/2009 19:25)
zay mba resak'i bazylou ve hatramy ohaviana no mba nazava ee ?? :-D :-D :-D
7. fijo ( 07/05/2009 19:39)
tsy hay mihintsy hoe iza le naninona de iza no naninona
8. bazylou ( 07/05/2009 21:59)
ka ianareo aza gasytsy mahay tenygasy k aatao ahoana moa e!! :-D :-D
9. xxx ( 07/05/2009 22:09)
Efa lasa ambetin-teny ndray le hoe resaka bazily zany rangah a :-D :-D :-D
10. xxx ( 07/05/2009 22:10)
ka ianareo aza gasytsy mahay tenygasy k aatao ahoana moa e!! :-D :-D
11. tsiafoi1 ( 08/05/2009 10:51)
Manao an-keriny Mametraka Sefo fokontany sy sekretera indray ry zalahy HAT mba hanomanana ny hala-bato.

12. andrywui ( 08/05/2009 14:17)
aza taitra elah bazylou rah toa ka ts azon'ny TIM mihits io kozinlah mazava be io a!! efa mahazatra eto io hadondronana io !!
zao manko le kozy lty a !! hitanlh ref miresaka amin'ny TIM ato elah de mila tapakandro maninjitra mihitsy elah mandahatra miadana zay tianlah tenennn ,,, zany ary mbola ts tena azony tsara ze tianlah tenennnn fa iray andro tsy miato eo rah manazava phrase iray elah !!!
ka zay no mampimenomennn ny TIM sasany io oe tsy azony fa avereno ndray io !!!
fa rah miresaka anio amin'ny olona normal elah ry bazylou vao miainga defa kobony ny tinalah volanina !!!
13. fijo ( 08/05/2009 21:57)
ka nareo tsy mahay manazava resaka ko.nenareo herisetra no hainareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385