Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sarxxx ( 10/05/2009 14:20)
mividy vaovao
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara. Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr Manorata dia ho valiana sy omena info iana... tohiny
sarxxx ( 10/05/2009 14:17)
mividy vaovao
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara. Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr Manorata dia ho valiana sy omena info iana... tohiny
sarxxx ( 10/05/2009 14:17)
mividy vaovao
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara. Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr Manorata dia ho valiana sy omena info iana... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/05/2009 15:32
ndaty ( 10/05/2009 12:19)
Manif à Paris le 09/05/09 et le pere URFER
-En 2007, le jesuite père URFER, le Français emmerdeur disait le TIM à l'époque, a osé critiqué Ravalomanana, tout de suite , expulsion manu-militari vers la france. -En 2009: Les GT... tohiny
Novantsoa ( 10/05/2009 11:13)
hiarakivavaka
salut! inona ny vaovao sy maresaka.fa mba rovina vomba hanao spéctacle aty à toliara fa efa miandry mafy izahay aty.dé mba omeo tonon-kira, mitondra ny lohateny hoe" ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 09:58
tywa68 ( 10/05/2009 10:28)
Mitoera ao amiko, ary Izaho hitoetra ao aminareo.
Zany no hafatra ho antsika androany, ahoana no hatao mba hitoerana ao Aminy ? ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/05/2009 12:39
hery ( 10/05/2009 00:00)
Peta-toko ny HAT
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/33315 Tokony ho jerena akaiky ihany ireto hoe investisseurs saodianina ireto! Misy tranga tsara hodidnihina ihany ireto : 1. Nojerena tao @ int... tohiny
novalian'i reeves ny 11/05/2009 10:53
ravalotgv ( 09/05/2009 21:18)
tena mafy HAToka le tgv sniff
tena mafy HAToka le tgv mba namavaky teny za androany sniff tcrouff :@ :@ :@ :@ :@ Le FMI gèle tous les projets de financement à Madagascar car «la plupart des 186 membres du Fonds mon... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/05/2009 14:07
sakamenavody ( 09/05/2009 19:10)
misy ahatsiarovanao ny anarako
ho fahatsiarovana ahy... tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 23:41
xxx ( 09/05/2009 18:53)
2000 a 3000 no teny @ republique a nation
souce navoakany police io teto paris io ,tsy hay intsony raha mba te hiflaté koa ny police,si non efa nanao match nul an'i mpomba ny tgv teo @ 13mai aloha izany ,dia ahoana ry zalahy ahongatsika ve r... tohiny
novalian'i diloo ny 13/05/2009 01:46
xxx ( 09/05/2009 18:02)
Tononkalo atolotra ho any fahombiazany HAT sy ny Capsat
Raha ny olombelona no hazavaina Dia vatana, loha, fanahy ary saina Ka ny saina sy loha dia lehibe indrindra Satria mpitarika sady mpandrindra Ny loha no misy ny zava-dehibe Fa tsy fotsiny hoe: fa... tohiny
bazylou ( 09/05/2009 16:20)
mitombo andro aman'alina !!!
""19h00-Louis Bernard Rakotomanga, député TIM, et 9 autres députés ont officialisé leur soutien à la HAT. Le nombre de parlementaires ayant basculé dans la transition est désormais de 40. - ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/05/2009 14:45
bazylou ( 09/05/2009 15:40)
revolisiona be!!!!
18h10 Le prix du riz rouge local est passé de 1050 ariary a 950 ariary le kilo. - 09/05 hoy orange.mg :-D :-D ... tohiny
novalian'i locl ny 09/05/2009 19:59
lemenakely ( 09/05/2009 15:17)
Ny very asa lasa SDF, mitotongana ny ariary, rano tapaka!..
Ho aiza ary andeha ho aiza izany izao isika ?Toa rehefa dinihina @ saina tsy miangatra dia Manomboka mivarilavo ny fiainan ny gasy @ ankapobeny . Hanova ny fiainan ny malagasy aho hoy i Andry , ary... tohiny
novalian'i 08051972 ny 10/05/2009 14:55
mariposa ( 09/05/2009 12:37)
Raha nareo no eo @ toerako dia ahôna no nataonareo?
Faly be za nahita ty site ty mba hifampizarako ny olana mahazo ahy. Zaho 28ans dia miaraka @ lehilahy divorcé55ans . Hivady tsy ho ela izahay(andro sisa no isaina) ary efa mikarakara ny zava drehe... tohiny
mariposa ( 09/05/2009 12:33)
Raha nareo no eo @ toerako de ahôna no nataonareo?
Faly be za nahita ty site ty mba hifampizarako ny olana mahazo ahy. Zaho 28ans dia miaraka @ lehilahy divorcé55ans . Hivady tsy ho ela izahay(andro sisa no isaina) ary efa mikarakara ny zava drehetr... tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/05/2009 08:07
roxanaha ( 09/05/2009 09:57)
tasy @ helika
Bjr! Sao dia misy mahalala ny fomba fanadiovana helika mba hanalana reny tasy mainty reny. Tsy haiko na lay mi-rase volokelika na lay nanao alamo na déodorant tsy zaka na inona no mahatonga ny helik... tohiny
novalian'i roxanaha ny 18/05/2009 16:59
sadeky ( 09/05/2009 09:05)
100millions Ar izay mikarakara an'i Chrales
http://madalibre.wordpress.com/ io ry zalahy aleo hanaovan'ireo caporal sy adjudant chef ny mission fa malemy be loatra ny legaliste sady tsy legal koa izany saingy rehefa ady dia ady... tohiny
novalian'i sipagasy ny 10/05/2009 09:00
artefy ( 09/05/2009 08:16)
Manchester United vs Barcelone
Izahay maka anglisy eto... tohano aho ry namana... hangotraka io lalao famaranana any Rome io...... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/05/2009 08:00
xxx ( 09/05/2009 07:19)
Tsy hita intsony Andribe
lasa nanao vacance tany mexique dia mbola tsy tonga hatramin'izao ,soa dia mba misy mahalala an'i Andribe mba hampandreha azy fa :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 09/05/2009 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.552