Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zoam ( 12/05/2009 08:46)
pros hono ny ry sarla ,sy lylison nefa toa vendrana ihany
Izany procedure fanaovana arrestation izany aloha dia tena mbola tsy hain'ireto olona voalaza anarana ireto izany,mety ny fahaizana no tsy ampy ve?,satria raha hitady olona ianao dia mila mandefa conv... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:35
accolade ( 12/05/2009 08:44)
La taille d'une femme
Trois hommes discutent entre eux de la taille de leur douce moitié. L'un dit: - Moi, ma femme a une taille de guépe, ce soir je vais la "piquer". Le deuxième dit: - Moi, ma femme a une tail... tohiny
novalian'i rova30 ny 12/05/2009 19:39
kidoropamba ( 12/05/2009 08:36)
Tsy misy Rova azo dorana intsony hanakànana ny tanindrana
Inona ary no atao? Tsy misy Rova dorana mihitsy ny dada sy zanany hanakànana an'ireto tanindrana ireto hiverina @ fitondrana. Ity CAPSAT ity angamba no azo tsakotsakoina ka lazaina fa hoe tanindran... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 09:40
bazylou ( 12/05/2009 07:29)
ka na hisolelaka ny pdt ny firenena rehetra eto antany aza
i le8 de tsy hisy le fiverenana e!!! ""10h00Lors de sa visite au palais d’Ambohimanga, Gilbert Raharizatovo a annoncé que «les travaux de réhabilitation du Palais de la Reine Manjakamiadana do... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:29
rpetit ( 12/05/2009 06:53)
zavatra nisy 2002 vraie histoire
Raikitra ny tolona tam 2002 .niara niainky isika teto -vaky ny banky centrale ,very tao ny vola 25000 miisa 5 contenaira ireto avy no nahazo ny vola dia araho tsara ny tantara sofia-tantely andri... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 10:40
penguin ( 12/05/2009 06:38)
Esorina ny Razana rehefa amboarina ny Fasana ry TGVendrana a
Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa ts... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:40
Noue ( 12/05/2009 06:26)
Mbola milamina tsara ve ny HAT ?
[size=70][color=red][b]Les militaires rebelles du Capsat se rangeraient majoritairement derrière Pierrot Rajaonarivelo, candidat certain aux futures élections présidentielles. Le ministre de la Sé... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 11:15
dapiste ( 12/05/2009 05:34)
Ze mitsiko ro mokotse
:-D bonjour daholo e mbo mitady ity tonokira ity re aho raha mbo misy any aminareo any e MANALY no mpihira inty ny lohateniny " ze mitsiko ro mokotse" de merci d'avance re tompoto ko :roll: :... tohiny
essera ( 12/05/2009 04:29)
Pikatti
[quote=pikatti]essera sy ny lainga perso tsy manaitra olona akory zay resaka foronin'elah zany lesy a ary aza manely tsaho eo elah refa tsy mahita lazaina Samy diso lisany roalahy é , trimestre ,2... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/05/2009 20:54
hery ( 12/05/2009 03:48)
Jery todika atsasa-dalana
Araka ny re dia manao jery todika nandritra izay 50 andro nijoroany izay ny HAT [quote]"As you know, we have already almost 50 days on the government and we are making the report of these 50 days. I... tohiny
novalian'i essera ny 12/05/2009 12:53
boubounezy ( 11/05/2009 22:23)
betakolaka maimbo vava!!
ty zany nisy tantara mba eniko efa t@ ela b; misy rangah d nody tany antrano efa all b sady efa dozy b kouizy zany, d niakatra ambony fandrina teo akaikiny vadiny izy natory, d refa natory kely2 d nis... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/05/2009 15:49
xxx ( 11/05/2009 22:05)
capsat m'a tuer
tsy isalasala intsony ity famonoana ataon'ny capsat ity mila mivondrona isika a hampitohy ny tolona .Miala tgv roindefo manomboka milahatra eny @ 1mai daholo dem1... tohiny
ravalotgv ( 11/05/2009 21:33)
Les faux Malgaches d’ailleurs
Que savent-ils exactement de Madagascar, dans la semaine ? De l’intox sur Internet. Merci sobika.com Jeannot Ramambazafy - Journaliste http://www.madagate.com/reportage-photo/999-les-faux-m... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 16:11
lemenakely ( 11/05/2009 21:30)
TGV= Zafy Albert ?....
Raha ny fandinihako azy dia misy ifandraisany ny zavatra nataon i Zafy Albert sy Andry TGV @ izao . Atao daholo izay zavatra nifanohitra t@ ilay mpitondra teo aloha , farany namato - tena toy ny s... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 08:55
sitlo ( 11/05/2009 17:26)
Ady an-trano
Niantso ny akama aho omaly dia tena gidra be izao eny amin'ny tanàna. Tsy azo atao mihitsy hono ny miteniteny hoe momba an'iza na momba an'iza? Tsy azo atao ny mandeha irery. Rehefa ny mpitandro ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:45
andrywui ( 11/05/2009 17:09)
Antso ho an'i HERY ty! mbol mipetrak tsar h@zao le 3mois an?
Rehefa tonga eo i Oay de mbola hanamafy ity antso filazana ho an'ny mpisera sy indrindra ho an'i Hery ty !! -Ka hatramin'izao zany aloha ry ingahy mpiandraikitra de mbola mitana lay teninao oe tel... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 11/05/2009 21:37
sitlo ( 11/05/2009 17:03)
TGV foza orana
[center][img]http://img.over-blog.com/646x293/2/58/86/83/ecrevisse.jpg[/img] [img]http://img.over-blog.com/646x325/2/58/86/83/lery.jpg[/img][/center] =)) http://tandem2009.over-blog.com/article-3... tohiny
novalian'i mmmhh ny 13/05/2009 13:59
lemenakely ( 11/05/2009 16:29)
Ny fahantrana no tena olan ny gasy ,ny mpitondra anefa...
Ny fahantrana no tena olana ary nandrendrika ny soatoavina mahaolona ( valeur humaine) ho an ny malagasy ! Etsy andaniny ireo mpitondra nifanesy dia Tia Kely sy nanao akamakama nihinana ny volam- ... tohiny
ktsif ( 11/05/2009 15:56)
voan'ny inona re tony e
efa nisy indroa tetsy ambany dia mbola ho voa koa ve ianao eto e? valio ny hevitra dia mba misy namana ianao fa aiza no dia ianao irery no ho voa ato... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:25
essera ( 11/05/2009 15:41)
Peta-toko ny HAT
Salama daholo a, Indrindra Rahery. Efa atomotra ity ilay trimestre ka asa na voaloa ny karaman'ny mpiasam-panjakana na tsia fa efa pari napetraka mantsy iny. Ny zavatra mahavariana kely ahy na d... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 17:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2044