capsat m'a tuer

1. xxx ( 11/05/2009 22:05)
tsy isalasala intsony ity famonoana ataon'ny capsat ity mila mivondrona isika a hampitohy ny tolona .Miala tgv roindefo manomboka milahatra eny @ 1mai daholo dem1
2. boubounezy ( 11/05/2009 22:08)
dsl @ ra3x fa zay alou d tsy aiko é! ny aiko d wé mampanaélo b ny tanintsika sy zé mimpetra eo amboniny retra mampanélo, mampanélo, mampanéloBBBBB
3. xxx ( 12/05/2009 05:50)
Reny efa hitanareo reny ny taty Frantsa fanombohany ireny fa ny manetsa be mbola ho avy , Malagasy toa anareo tanteraka izahay na aty an-tany lavitra aza ,ary ireny no ampisehoanay fa tsy manadino ny tanindrazana velively akory izahay fa maharaka tsar ny zava-miseho rehetra any an'toerana
4. kidoropamba ( 12/05/2009 08:32)
Hita izao fa ny vahoaka madinika no tena mirevy ny CAPSAT fa tsy ireo voay voky nangala-bola ka very seza ireo.
200.000 izahay hoy Rossy ary vonona ny hiaro an'i CAPSAT sy ny miaramila gasy izay tena miaro anay vahoaka amin'ny hetraketrak'ireo voay voky sahala amindry Manandafy sy ravalo.

Alefa CAPSAT e
5. benkintana ( 12/05/2009 08:54)
Rossy ve no réference-nareo klé,tsy haina'elah marina fa mandrora miantsilany zany resaka zany,mody @ anaran-ny vahoaka no miteny nefa ny voay be tsy mety voky no hianteherana i pierrot,ratsyiraka
Olon-dehibe ihany ve de hanao fisainana hoatr'izao
darohako hatrany an-kaboné eo elah kou capsat a capsat
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602