Reny efa hitanareo reny ny taty Frantsa fanombohany ireny fa ny manetsa be mbola ho avy , Malagasy toa anareo tanteraka izahay na aty an-tany lavitra aza ,ary ireny no ampisehoanay fa tsy manadino ny tanindrazana velively akory izahay fa maharaka tsar ny zava-miseho rehetra any an'toerana
Hita izao fa ny vahoaka madinika no tena mirevy ny CAPSAT fa tsy ireo voay voky nangala-bola ka very seza ireo.
200.000 izahay hoy Rossy ary vonona ny hiaro an'i CAPSAT sy ny miaramila gasy izay tena miaro anay vahoaka amin'ny hetraketrak'ireo voay voky sahala amindry Manandafy sy ravalo.
Rossy ve no réference-nareo klé,tsy haina'elah marina fa mandrora miantsilany zany resaka zany,mody @ anaran-ny vahoaka no miteny nefa ny voay be tsy mety voky no hianteherana i pierrot,ratsyiraka
Olon-dehibe ihany ve de hanao fisainana hoatr'izao
darohako hatrany an-kaboné eo elah kou capsat a capsat