Ady an-trano

1. sitlo ( 11/05/2009 17:26)
Niantso ny akama aho omaly dia tena gidra be izao eny amin'ny tanàna. Tsy azo atao mihitsy hono ny miteniteny hoe momba an'iza na momba an'iza? Tsy azo atao ny mandeha irery.
Rehefa ny mpitandro ny filaminana tokoa moa no miaraka amin'ny gadra navoaka, inona intsony no filaminana hitoetra?

Mbola fararano ny andro ka mbola misy ny vary. Fa ahoana rehefa maitso ahitra? Ahoana rehefa lany ireo stock-n'ny TIKO?

Na ny ivelany na ny anatiny samy tsy misy mankatoa ny TGV. Izao ange no tena atao hoe fanjakan'ny basy e. Didin'ny olona navela hitondra basy.

Rahampitso ireny basy ireny ho esorina eo aminareo ihany. Dia ho aiza avy eo? Angaha ny ambassade de France ho atonona ny CAPSAT?
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:45
2. benkintana ( 11/05/2009 17:35)
N ahitsoaka any anaty bunker aza ry capsat kely tony fa bombardenay hatrany an-kaboné
3. pikatti ( 11/05/2009 17:37)
Kofehy sisa no mitazona an'io HAT6CAPSAT io ,efa ho lany vatsy ,sady vatsy nangalarina no hireharehana
4. andrywui ( 11/05/2009 17:41)
Niantso ny akama aho omaly dia tena gidra be izao eny amin'ny tanàna. Tsy azo atao mihitsy hono ny miteniteny hoe momba an'iza na momba an'iza? Tsy azo atao ny mandeha irery.
Rehefa ny mpitandro ny filaminana tokoa moa no miaraka amin'ny gadra navoaka, inona intsony no filaminana hitoetra?
pppfffffffff !! sitlo ndray ty marn !

eny e! mahafinaritra ihany ny maeno ny fitarainanlah !!!
Mbola fararano ny andro ka mbola misy ny vary. Fa ahoana rehefa maitso ahitra? Ahoana rehefa lany ireo stock-n'ny TIKO?


f'angah hijannn ho sahirana foana ny fanjakana ry bainnn a!!
vetivety de ho vorecupr reny S be nopehareo TIM tao reny !!
Na ny ivelany na ny anatiny samy tsy misy mankatoa ny TGV.

sao de mba eritreritry ngah entimpo be io fotsiny zany !
5. Noue ( 11/05/2009 18:05)
sitlo:

Niantso ny akama aho omaly dia tena gidra be izao eny amin'ny tanàna. Tsy azo atao mihitsy hono ny miteniteny hoe momba an'iza na momba an'iza? Tsy azo atao ny mandeha irery.
Rehefa ny mpitandro ny filaminana tokoa moa no miaraka amin'ny gadra navoaka, inona intsony no filaminana hitoetra?
tena marina zany satria toa lasa mifampitsikilo daholo ny olona ka lasa mailo satria be loatra ny mpanendaka tsy matahotody eo imasom-bahoaka avy dia mamoaka basy sy antsy!


6. pikatti ( 11/05/2009 18:06)
zay no mahavoa anelah zay ry andrywui misy ihany le zavatra fa hodiny tsy hita fa refa tsy mety de tsy mety na tim io na tgv fa tsy hoe elah tgv de tohanana foana zay ataony
7. halloween ( 11/05/2009 18:54)
pikatti a!! za tsy pour ny tgv fa kosa ny nataondravalo de tsy azoko leferina na ovian na ovian !! ary rah mbola tratrako am x aza iny de mbola petsa kou !
8. Mirananirina ( 11/05/2009 19:31)
pikatti a!! za tsy pour ny tgv fa kosa ny nataondravalo de tsy azoko leferina na ovian na ovian !! ary rah mbola tratrako am x aza iny de mbola petsa kou !
=D> =D> =D> =D> mitovy isika ny amin'izay ,saingy za ny contraire
9. Mirananirina ( 11/05/2009 19:33)
Sitlo,ela ela tsy nanoratra an
Na ny ivelany na ny anatiny samy tsy misy mankatoa ny TGV. Izao ange no tena atao hoe fanjakan'ny basy e. Didin'ny olona navela hitondra basy.

Rahampitso ireny basy ireny ho esorina eo aminareo ihany. Dia ho aiza avy eo? Angaha ny ambassade de France ho atonona ny CAPSAT?

tena marina ny anao =D> =D> =D> =D>
10. ifiona ( 11/05/2009 19:33)
mavitribitrika be mitsy wiwi kel anjoan marina
11. Noue ( 11/05/2009 20:03)
sitlo:
Rahampitso ireny basy ireny ho esorina eo aminareo ihany. Dia ho aiza avy eo? Angaha ny ambassade de France ho atonona ny CAPSAT?
ireo basy ireo aloha dia tsy hesorina mahintsiny eee! satria ireo no hanaovana be sandry


12. ndaty ( 11/05/2009 20:30)
Ravalo no anton'izao rehetra izao:

Tsiranana elu à 96 % janvier 1972, naongan'ny RUEPUBLIQUE t@ mey 1972 nadeha fa tsy nampiady vahoaka, hoe legale sa tsy legale

-zafy pareil
ratsiraka pareil

rehefa niongana mangina , mantsitsiny fa aza mampiady vahoake

badamena ravalo
13. benkintana ( 11/05/2009 21:08)
mba misaina elah ty ndaty ty saoapokako eo ty fitombenana
resaka tsisy mitovy zany refa jerena ,MAZAVA :twisted: :twisted: :twisted:
14. ravalotgv ( 11/05/2009 21:35)
kay reto tsisy eto madagasikara fa gasy fopla daholo hono

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
15. boubounezy ( 11/05/2009 21:54)
hihihihihihi tratra i andrywuiiiiiii fa tô i hallowinn iany an! mba mailo ry zalah a! za ndray alou tsy anatiny politikinareo io e! zé tonga eo na ratsy na tsara d tiaviko fona fa dictature b fona ny any @ tsika ka sô maty2 fona eo aleo manaiky resy sy ambany tsisy fotiny refa basy sy antsy ny manambana anao eo. :(
16. xxx ( 12/05/2009 05:27)
andrywui anie nataon'i pikatti nihinana omaly zay é, nidradradra niantso an'i oay sy raHery teo ,le tary efa malaza fopla ato fa nataon'i pikatti tsy tazana,tsy io irery ny ps ampiasainy ato boubounezy a
17. fijo ( 12/05/2009 22:45)
mba inona tokoa moa izoa no hoataon'ireo HAT ireo rehefa lany ny vary ao e???izoa ny lafarinina efa miakatra be tsy laitra.ny devise efa tsy azo resahina,de haninona koa;ngaha ny vola avy aty ivelany azo alaina aminn'y basy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.182