ka na hisolelaka ny pdt ny firenena rehetra eto antany aza

1. bazylou ( 12/05/2009 07:29)
i le8 de tsy hisy le fiverenana e!!!
""10h00Lors de sa visite au palais d’Ambohimanga, Gilbert Raharizatovo a annoncé que «les travaux de réhabilitation du Palais de la Reine Manjakamiadana doivent se poursuivre et prendre fin en 2010». -

12/05/0909h30 Le verdict du procès d’Evariste Ramanantsoavina, le journaliste de Radio Mada arrété, sera rendu le 20 mai prochain. -

12/05/0909h00 Une campagne d’assainissement de deux jours auprès de 92 fokontany débutera demain. -

12/05/0908h20Le groupe international de contact demande la mise en place d’un « comité des sages » composé de Richard Andriamanjato, Odon Marie Arsène Razanakolona, Albert Zafy et Norbert Lala Ratsirahonana. -

12/05/0908h17Selon un communiqué qui nous est parvenu, Marc Ravalomanana s’est hier longuement entretenu avec l’ancien président américain Jimmy Carter. Ils ont discuté longuement de "la nécessité du retour rapide a l’ordre constitutionnel.
:-D
:-D
répondu par xxx le 12/05/2009 10:29
2. xxx ( 12/05/2009 08:31)
soa fa misy ny nofy dia mba afaka mandrevirevy daholo ny olona

Efa hita zao fa HAT aloha noo eo, de mbola misy manofy ihany,

Le8 zany moa dia manofy dia manofy ny hoe mbola prezida,

Eny e , soa ho aho fa misy ny nofy,

zah zao koa anie ka mba ministra e, marina eeeeee
:-D :-D :-D :-D
3. andrywui ( 12/05/2009 08:51)
Ka ny tena mapmé amle izy kou ane lety ry bazylou de olona efa ex-prezida no tetezin'idada any fa tsy mba Obama , na Sarko e!! ary sao ary defa mipika amle Fitondrana very lery??
4. locl ( 12/05/2009 08:51)
Ka le nofy foana no tanteraka ry xxx a!
Mbola hiverina eo le8 ry andrywi a! Tsara rehefa nahay nihetsiketsika i Gilbert Raharijatovo, fa tsy nanmpoiziko hoe iny lahilahy iny koa tafiditra @ HAT, raha ny fanombanana azy teo @ fiainany ankapobeany, izany le hoe tsy misy tandroka tokoa ny ratsy
5. andrywui ( 12/05/2009 08:57)
ay ay ay :!!! zay le foto pisainana voapetaka vy mahamay ny an'i locl == f'angah raha HAT de de hoe ratsy
tafiditra @ HAT, raha ny fanombanana azy teo @ fiainany ankapobeany, izany le hoe tsy misy tandroka tokoa ny ratsy
voapetaky ra8 vy mahamay oa ny atidohanlah de tsy mahalala biby afatsy soavaly !! ahodino ny saina bainnnn de mba alefaso lavidavitra kely a! amin'i toi zan de ref HAT na Tgv de ratsy zay , demony zay , ... nefa jereo ny zavamisy sy ny réel !!! de mbà hendry amzay am sisa
6. xxx ( 12/05/2009 09:03)
Mbola hiverina eo le8 ry andrywi a!
:-D :-D

de mbola manofy ndray
7. andrywui ( 12/05/2009 09:06)
Anarina foana ny Tim fa ehé !!
tenenina foana fa ehé !
lazaina ny marina ka tsy azony foana !
8. xxx ( 12/05/2009 09:11)
Voadona mafy vao maraina zany lohanao zany ry andrywui,fa nahita tory tsara ve é
Mahita tany sy mkaondoha @ olom-pirenena R8
ary i Andry tsy sahy mivoaka ny mada ,efa mba fantatrao ve ny antony ,
zay aloha diniho fa aza malahelo be hoatr'izao
9. andrywui ( 12/05/2009 09:14)
hoy locl
Mahita tany sy mkaondoha @ olom-pirenena R8
ary i Andry tsy sahy mivoaka ny mada

ny tena mapmé amle izy kou ane lety de olona efa ex-prezida no tetezin'idada any fa tsy mba Obama , na Sarko e!! ary sao ary defa mipika amle Fitondrana very lery??
10. xxx ( 12/05/2009 09:17)
Andry mba avohay ao @ zay hoe jerena raha sahy
11. andrywui ( 12/05/2009 10:26)
afaka mivoaka naiza naiza izy ry bainnnn fa tsy handany andro toa andravalo mibalady erky ny vodimototr'olona nefa tsisy asampanjakna vitany a!!!
12. xxx ( 12/05/2009 10:29)
mila vola ragahy ty ny firenena ary mila mivoaka tao io , fa nahoana no tsy sahy é,
tsy voavalinao ny fanontaniako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0599