Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
doulakely ( 11/05/2009 15:11)
maratra hambompo (mage4)
Salama avy e!!!!misaotra mialoha fa mba mangataka ny tonin io hira io raha azo hatao :lol: DOULAKELY batteur group RADARA anjanahary!!!! mba tsy haratra ampo zany ny tenanay e!!!aty tany lavitra!!!me... tohiny
benasy ( 11/05/2009 14:51)
Magicien
Lors d'une soirée un homme accoste une belle jeune femme et lui propose un dernier verre chez lui, il insiste en lui précisant qu'il est magicien et qu'il lui montrera un tour de magie. Arrivés c... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:14
accolade ( 11/05/2009 14:41)
Femme & chien
Votre femme est devant la porte d'entrée en train de vous aboyer dessus Votre chien est à la porte de derrière en train d'aboyer pour rentrer Lequel des deux devez-vous faire rentrer? ... L... tohiny
novalian'i accolade ny 19/05/2009 11:49
andrywui ( 11/05/2009 13:59)
Mpetraka tsara sy hendry be ny TIM fa mataoatra Sarla !
mipitsapitsa kely eny antsisiny tsy sahy mikozy be tsony ny TIM fa mataoatra CHARLES !! hi! hi! hi! ny ato amin forum sisa no mbola be vava xbe satria mahatoky tena fa tsy hitan Charles ny ato , sady... tohiny
novalian'i halloween ny 11/05/2009 18:56
ndaty ( 11/05/2009 13:53)
Monja Roindefo : REVEKO ny adinao
Eh oui, nous on est pas de tapette, on lui dit en face, c'est du franc parler, c'est du sud, c'est du ndaty, c'est du lourd, et c'est bien, henteo @ saina tsy tsy miangatse kosa: Diplomatie no ata... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 18:01
Tazana ( 11/05/2009 12:51)
malagasy sa madagascan
Misy manontany za satria hatramin'izay rehefa misy manontany dia milaza foana aho hoe Malagasy no fitenintsika ary koa Malagasy no anaran'ny mponina ao amintsika. Zao nefa ny vaovao milaza foana hoe m... tohiny
novalian'i Zozoro ny 11/05/2009 15:15
rabaradaka ( 11/05/2009 12:30)
Tokony hanome amnistie Ravalo
Nisy betsaka taminareo no nanakiana ity hevitro ity nefa taorian'ireny kabarin'ny M. Boidin ao amin'ny Vondrona Eropeana ireny dia izao : ampiova tanteraka ny toejavamisy politika ankehitriny ny hanom... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:53
rabaradaka ( 11/05/2009 12:14)
Avereno ny KARAJIA ao amin'ny Radio Don Bosco
Dadatoa a, Toa nangina daholo ireo nitaky ny hamerenana ny fandaharana KARAJIA ao amin'ny RDB. Izao no fotoana tokony hamerenana izany raha sahy i Odon Razanakolona. Manahy aho fa tsy ho sahy io ranam... tohiny
xxx ( 11/05/2009 12:06)
kiakin'ny manina
mba mangataka ny tononkira azafady e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 13:55
kidoropamba ( 11/05/2009 11:44)
Iza moa CAPSAT?
[b]Les soldats, sous-officiers et officiers de la CAPSAT[/b] ([i][b]Corps des personnels et des services administratifs et techniques[/b][/i]) de Soanierana, conduits par le colonel Rakotonandrasana N... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 16:33
kidoropamba ( 11/05/2009 11:20)
Hisaorana ry cdt Charles, lilison sy ny CAPSAT
Afaka mitomany izay very seza sy mpamono olona fa manana ry cdt charles sy ny CAPSAT dia manana adidy hitrongy ny fahavalom-pirenena mpamono olona. Raha tsy teo CAPSAT dia efa exilé izao Andry TG... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 15:08
zoam ( 11/05/2009 10:46)
bandy tsy misaina ry charles,lylison,cemgam,rakotonandrasana
mihevitra ny tenany ho rambo nefa basy no mba hireherehana hoe pros,izao ry zalahy izany mandeha irery izany tsy sahiny atao intsony,indrindra moa fa hoe handeha tongotra tsy mirongo basy,mila mailoma... tohiny
novalian'i ralevazou ny 12/05/2009 07:23
penguin ( 11/05/2009 10:25)
CAPSAT manimba ny rafi-pifehezana sy ny toe-karena
Efa lasa verbe ankehitriny ny hoe CAPSATER. Misy manoratra atsy ambany hoe hisaorana ny CAPSAT saingy aminay dia tsy misy dera tokony omena ireo CAPSAT ireo na kely aza. Ny rafitra dia mikorontana sat... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:49
bazylou ( 11/05/2009 10:20)
efa maty sy reraka ny tim!!!!
13h05 Selon des témoins présents sur place, le rassemblement des "légalistes" au Magro Ankorondrano connait une faible affluence ce jour. :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2009 08:28
xxx ( 11/05/2009 09:35)
resin'ny GTT ny TGV teo @ 13mai
mahavelombolo tokoa izahay nilahatra teto paris nahatratra 3000 selon la police,ry tgv milaza azy ho manana vahoakabe tsy nahangona afatsy 3000 partisan teo @ 13mai,mba niandry ihany hoe hisy hiteny ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2009 22:42
kidoropamba ( 11/05/2009 09:20)
Maro ny ray amandreny nanao CAPSAT ny anaran-janany
Tena mahavelom-bola aloha ireto miaramilan'ny CAPSAT ireto e. Hita fa mbola misy miaramila tia tanindrazana ihany ka tsy manaiky vidim-bola sahala amin'ireo jeneraly vitsivisty. Porofo fa tiam-bah... tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 12:57
bazylou ( 11/05/2009 09:09)
hitanareo izao fa mpangalatra
sy mpametsifetsy ary mpanompo sampy i le8 "Patrimoine Des reliques royales trafiquées Des responsables du Rova d’Ambohimanga témoignent du transfert clandestin des reliques royales en prove... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 18:52
ARICO ( 11/05/2009 09:00)
Nanehoan'A/tra ny voninahiny ny VAHAO NY OLOKO
Ny masoko no nahita ary resy lahatra aho tamin'ny Asabotsy teo fa be ny olona tonga teny Ambohijatovo no nihetsika devoly rehefa natao ny vavaka mahery vaika .Tena be ny olona novoafatotra ankehitriny... tohiny
bazylou ( 11/05/2009 08:45)
izanyny anay e!! tonga dia vavany
11h30 A l’issue du conseil des ministres de la HAT, il a été décidé que la baisse effective des tarifs de la JIRAMA sera effective dès ce jour. - 11/05/0911h00 Les cours gratuits pour les c... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 13:53
deric ( 11/05/2009 06:04)
HALA-PATY AVO LENTA
Tena nahavariana kosa ilay vaovao omaly fa nanagariny tamin'ny andro alina ny fat'ny mpanjaka dia nentina tamin'ny 3CV ka nafindra antsokosoko. Tsy fantatra ho inona no tena dikany. Raha voalaza fa ... tohiny
novalian'i rajy ny 11/05/2009 19:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9629