Hisaorana ry cdt Charles, lilison sy ny CAPSAT
1. kidoropamba
(
11/05/2009 11:20)
Afaka mitomany izay very seza sy mpamono olona fa manana ry cdt charles sy ny CAPSAT dia manana adidy hitrongy ny fahavalom-pirenena mpamono olona.
Raha tsy teo CAPSAT dia efa exilé izao Andry TGV
Raha tsy teo CAPSAT dia efa an'arivony ny vahoaka malagasy maty novonoin-dry jeneraly Raolina sy Ravalo.
Raha tsy teo CAPSAT dia mbola niaina tao anatin'ny jadona ny firenena malagasy
Raha tsy teo CAPSAT dia mbola nanohy ny famonoana olona ry Manandafy mianakavy.
Raha tsy teo CAPSAT dia efa lafo t@ Daewoo ny tanindrazana.
Raha tsy teo CAPSAT dia efa nandany volam-bahoaka t@ airforce one 2 levalo
Raha tsy teo CAPSAT dia efa donton'ny MAP ny vahoaka.
Hisaorana aloha ny CAPSAT e, fa mbola misy miaramila ihany kay tena tia tanindrazana.
Tsy mahagaga raha ireo very fihinana no manohitra an'i CAPSAT izay nitrongy an-dravalo.

novalian'i pikatti ny 11/05/2009 15:08
2. Mirananirina
(
11/05/2009 12:05)
Tsy mahagaga raha ireo very fihinana no manohitra an'i CAPSAT izay nitrongy an-dravalo.
Aoka aloha hazava?????????? 8O
Inona no haninay tao????????????? :)
CAPSAT=MPAMONO OLONA ,VATATAY DAHOLO NO AMPIASAINA
Ny sefo tsy manana expérience,tsisy stage vita,alefaso aty aloha izy hiofana kely fa vendrara be loatra
3. penguin
(
11/05/2009 12:27)
Tsy misy ilavanay izany CAPSAT izany raha ny resaka fitantanam-pirenena no resahina. Mpanao barofo no fahalalanay izany capsat izany.
4. kidoropamba
(
11/05/2009 12:34)
Ravalo sy jeneraly Raoelina aloha no namono olona ary mitady hamono hatrany.
Soa fa teo CAPSAT nanakana an'izany habibiana sy tetidratsy izany. Raraka pataloha Manandafy niafina tany @ gabone.
Misaotra CAPSAT e.

5. ndaty
(
11/05/2009 13:05)
depuis nisamborana ny sasany izay (manandafy et consort),
dia tsy nisy intsony ny olona maty teny ambohijatovo...
mahagagaga an!
CAPSAT c'est du lourd, c'est l'ordre, ce sont les meilleurs
the tree B (Big, Boss, Best) : the 3 B man

6. andrywui
(
11/05/2009 14:14)
Raha tsy teo CAPSAT dia efa exilé izao Andry TGV
Raha tsy teo CAPSAT dia efa an'arivony ny vahoaka malagasy maty novonoin-dry jeneraly Raolina sy Ravalo.
Raha tsy teo CAPSAT dia mbola niaina tao anatin'ny jadona ny firenena malagasy
Raha tsy teo CAPSAT dia mbola nanohy ny famonoana olona ry Manandafy mianakavy.
Raha tsy teo CAPSAT dia efa lafo t@ Daewoo ny tanindrazana.
Raha tsy teo CAPSAT dia efa nandany volam-bahoaka t@ airforce one 2 levalo
Raha tsy teo CAPSAT dia efa donton'ny MAP ny vahoaka.
marina letsy zany kidoro a!! tena zay mihitsy no marina fa reto tim reto mantsy efa voapetaky ny vy mahamay ny lohany sy ny sainy ka na efa ronono antavy(po) zao aza no omena azy de mbola sotroina foana ! donto!!
-maty ankazo tokana foana na efa ho faty sy miha sahirana andro amanalina aza ny vahoaka nentin'ny TIM teo reny !! mbola dada ihany ,mbol avereno ihany dada !! donto !! TAPITRA
7. pikatti
(
11/05/2009 14:27)
ary elah ty ve ry andrywui tsy mahita lazaina raha tsy hoe dada a dada a, kamboty ray angamba ty bandy ty
,aza manao an'zany hoe io le kosintsika tary @ café omaly é,
tsy mampanino anah mintsy ny manampy anelah hijery psy

8. Mirananirina
(
11/05/2009 14:32)
ary elah ty ve ry andrywui tsy mahita lazaina raha tsy hoe dada a dada a, kamboty ray angamba ty bandy ty
,aza manao an'zany hoe io le kosintsika tary @ café omaly é,
tsy mampanino anah mintsy ny manampy anelah hijery psy
Pikatti,hihihi
tsy haiko hoa fa tena mampime ana daholo izay rehetra ato aminy politika e :lol: :lol: :lol:
9. andrywui
(
11/05/2009 14:40)
café ve no mba foinlah ho anah lets pikatti ?? f'anga de tena tsis S mihits elah ?? le sorà nokozinlah aza lets ts nomenlah elah !!
10. pikatti
(
11/05/2009 15:08)
elah anie akama ihany é, fa mbola ho tonga lesy le tena resaka ambony latabatra fa reto tary retara eto @ serasera reto hifandray tanàna avokoa a, zay no fanirina ,ny ahy iny sanngisangy