Monja Roindefo : REVEKO ny adinao
1. ndaty
(
11/05/2009 13:53)
Eh oui, nous on est pas de tapette, on lui dit en face, c'est du franc parler, c'est du sud, c'est du ndaty, c'est du lourd, et c'est bien, henteo @ saina tsy tsy miangatse kosa:
Diplomatie no atao, de quel droit, se permet-il, cet ambassadeur, à nous donner de leçon publiquement
Ny pression hay fa misy, ny ambassadeur rehetra manao izany, ary manana ny heviny, fa diplomatie io, atao any ambadika le raha fa tsy horakorahana eran'ny radio.
Tokony hesorin'i OBAMA aza leiry fa tsy mahay diplomatie
hafa ny GTT kritika frantsay atsy ambadika, avy eo milahatra sy mangataka antanandroa @ la france hanampy azy en face (hipocrite va....)

novalian'i pikatti ny 11/05/2009 18:01
2. xxx
(
11/05/2009 14:18)
Ndao moa ...tohizo fa tsara, atsangano fahavalo aby ny tany rehetra fa nareo mazana be
3. Mirananirina
(
11/05/2009 14:18)
Tokony hesorin'i OBAMA aza leiry fa tsy mahay diplomatie
hafa ny GTT kritika frantsay atsy ambadika, avy eo milahatra sy mangataka antanandroa @ la france hanampy azy en face (hipocrite va....)
mampime ko zany
4. andrywui
(
11/05/2009 14:28)
salut letsy ndaty !!! karakory a sud ao leroa ! marigny rah koranigno ngah ty fo koa anao mamango andreo ato vangoy mare leroa ! reo ty bonko mila rah mafy tena ankitiny fa mikoragna zegny rah azon'ny vavandreo fo !!
5. pikatti
(
11/05/2009 14:34)
aza mitaditady avao eo elah ry andrywui a, tsy hitan'elah ve le resatsika omaly iny hoe aoka zay reto capsat reto fa simba le firenena klé
6. andrywui
(
11/05/2009 14:37)
Pikatti a !! tsy hiady aminlah tsony fa hay ve elah dessin animé kely filalaon'ny ankizy eee!! omena bonbon zany elah de ndana matory any !! na biberon .... ha ha ha
7. benkintana
(
11/05/2009 14:41)
ao elah darohako zany ,
adalain'i pikatti ato elah de fanina eto fotsiny ,
ty le baomba fa aza manao fozaorana eo elah

10. pikatti
(
11/05/2009 14:47)
io le basy nanafay an'i kidoro , elah ndray no hiditra , mankanesa eo elah, laingako lesy zany zah ve hititra olona tra-boina , ao fa omeko c&fé elah de mba eto madama
11. andrywui
(
11/05/2009 14:52)
-- fa elah tsisy S tsony no tena nampalaelo be lets ry pikatti ref nody!! nomena ahy le 2euro nividianako bebab (zany aza mbola nampiako fa 6euro ny kebab) de borona lery de nibatre avy any amin'ny 93 nody any amin'ny 92 !! adiny 10h nanala ny periph antongotra !!
12. pikatti
(
11/05/2009 14:56)
zah aza saika hanatitra anelah fa sao maibo fromm le daba klé,aza menatra mangataka fa omena elah anie akama ihany natsy mitovy hevitra tsika eto é :-D :-D :-D
13. andrywui
(
11/05/2009 15:02)
Mirana a! le 2euro kambony sisa tany amin'i pikatti fa menatra izy ny hiteny anzany eto ony !! fa tam mesazy lery no niteny tamiko teo oe mody kozio ao am forum ao, letsy ra- andrywui oe mbola nisy S bobaka taty a!! fa tena lazaiko amin'i Mirana fa 2euro sisa tany amin'i pikatti de nomeny ah hividianako sorà, zay de nandeha antongotra lery nody any am 92 nefa avy aty amin 93 !! zay no marina mirana a !!!
14. Mirananirina
(
11/05/2009 15:02)
-- fa elah tsisy S tsony no tena nampalaelo be lets ry pikatti ref nody!! nomena ahy le 2euro nividianako bebab (zany aza mbola nampiako fa 6euro ny kebab) de borona lery de nibatre avy any amin'ny 93 nody any amin'ny 92 !! adiny 10h nanala ny periph antongotra !!
zah aza saika hanatitra anelah fa sao maibo fromm le daba klé,aza menatra mangataka fa omena elah anie akama ihany natsy mitovy hevitra tsika eto é
hi hi hi,tena ho lena ny akanjoko raha izao no mitohy
15. andrywui
(
11/05/2009 15:04)
Mirana a! le 2euro kambony sisa tany amin'i pikatti fa menatra izy ny hiteny anzany eto ony !! fa tam mesazy lery no niteny tamiko teo oe mody kozio ao am forum ao, letsy ra- andrywui oe mbola nisy S bobaka taty a!! fa tena lazaiko amin'i Mirana fa 2euro sisa tany amin'i pikatti de nomeny ah hividianako sorà, zay de nandeha antongotra lery nody any am 92 nefa avy aty amin 93 !! zay no marina mirana a !!!
16. pikatti
(
11/05/2009 15:11)
argent de poche lesy iny an, ny tena izy tsy hitan'elah akory , fa homeko sorà elah @ manaraka é,
ary aza be taraina @ mirana eo elah hotran'ny zazakely

17. Mirananirina
(
11/05/2009 15:13)
Mirana a! le 2euro kambony sisa tany amin'i pikatti fa menatra izy ny hiteny anzany eto ony !! fa tam mesazy lery no niteny tamiko teo oe mody kozio ao am forum ao, letsy ra- andrywui oe mbola nisy S bobaka taty a!! fa tena lazaiko amin'i Mirana fa 2euro sisa tany amin'i pikatti de nomeny ah hividianako sorà, zay de nandeha antongotra lery nody any am 92 nefa avy aty amin 93 !! zay no marina mirana a !!!
argent de poche lesy iny an, ny tena izy tsy hitan'elah akory , fa homeko sorà elah @ manaraka é,
ary aza be taraina @ mirana eo elah hotran'ny zazakely
mbola mitohy ihany ve hihihi
18. pikatti
(
11/05/2009 15:21)
mirana tsika ndray @ manaraka é, mahafinaritra anie refa mba mifankatia sika malagasy é, ampy zay hampivoitra ny hiady lava zao,ny eo ary efa tsy fidiny
19. andrywui
(
11/05/2009 15:27)
Ary elah aza miangolangola amin'i Mirana eo fa tssss !! rah tsy zazakely mangataka nono letsy ko mifankatia à mifankatia !!
--afaka miresaka tsara elah sy Mirana fa samy vehivavy nareo fa aza mifampiangola eo e !!! fantatro tsara anie pikatti ee!!! ny tena anaran'i Pikatti !! efa niresaka tamiko tam Ps hafa elah !! ha ha ha !! tadidy ve ???

20. pikatti
(
11/05/2009 15:31)
Tsika sy elah foana anie le maso sy sakay taloha reny é,tadidin'elah tsara reny fa zao no tena izy é,tsy vhv zah fa diso elah,
mirana anie lesy hotran'ny anabaviko fa aza ataon'elah an'zany le kozy, namana daholo ny fandraisako zay olona mbola vonona ny hiresaka amim-pahatsorana