Monja Roindefo : REVEKO ny adinao
21. andrywui
(
11/05/2009 15:38)
Maranitra loatra anie elah ry pikatti de tsy maintsy mailo e !!! ary sao de nisy pikatti fopla ary tafiditra ato fa tsy tena pikatti io ?? toa tsy le pikatti fantatro isan'andro mantsy ty !! mailo, mailo , mailo !!! o ry zalah ato a !! ozalah no fanoratra pikatti vrai tranio ve ry fa sao de voafitaka isika fa fopla io ??? tena otran lasa gentil be tampoka teo manko lengama
22. pikatti
(
11/05/2009 15:45)
nampindraminy ahy lesy le mot de passe de mba mampiresaka anelah eto zah , zarako aza mba misy analana :-D :-D :-D :-D
23. andrywui
(
11/05/2009 15:53)
sady le tena pikatti vrai manko tsy dessin animé otranio fa sakay kely rano zay lery !!!
24. pikatti
(
11/05/2009 15:56)
izy ihany lesy ty a, mody kalma be @ lah aloha fa refa miakatra ny daozy zay vao tena mifampitana
25. andrywui
(
11/05/2009 16:00)
Ary ataonalah fakana aina aho zany ??? efa io anie essera ka rah vao be kozy eo ko elah de avy essera ee !! i kidoro efa ho avy eo zay lery bazylou efa nirava niasa koa !! i ra-patr ko ho avy eo !! petsa eo elah vao bevaka eo letsy ry lety
26. pikatti
(
11/05/2009 16:11)
misy @ reo anie akamako é, mifaly eto ara-hevitra amiko fa tsy manao resaka poakaty toa an-dry bazily,
tsy mifezaka zany lesy zah, tadidin'elah reny ps vrac be fampiansan'elah reny ,fa bazily klou tena vrai fozaorana é,ary miantso akama ngà elah zany sa mifezaka sahady
tsy mifezaka zany lesy zah, tadidin'elah reny ps vrac be fampiansan'elah reny ,fa bazily klou tena vrai fozaorana é,ary miantso akama ngà elah zany sa mifezaka sahady
27. andrywui
(
11/05/2009 16:14)
Mifezaka ve ?? ha ha ha ! kofy anie letsy ny aty ee!! bandy zatra dona isika ka tsy mirepla amzany !! ny Tim no ndana miainga any ref ts mahatanty petsa eto !!
28. pikatti
(
11/05/2009 16:27)
betsaka loatra le resaka afangaron'elah zany
vakina miadana hatrany @ farany zay va mamaly ,io mantsy no mahatonga an'i essera hors sujet foana,aza tezitra elah essera a, ato mantsy resak'olon-dehibe
vakina miadana hatrany @ farany zay va mamaly ,io mantsy no mahatonga an'i essera hors sujet foana,aza tezitra elah essera a, ato mantsy resak'olon-dehibe
29. andrywui
(
11/05/2009 17:16)
ataon'i esssera mahamay eo elah fa izy mipetraka tsara io no kotabay eo
30. pikatti
(
11/05/2009 17:27)
antsoy tany koa izy é, elaha zany efa tsy mahita avaly tsony ,fa ahoana aloha ny hevitr'elah fa le kozin'elah teny @ café iny anie ka toa pro R8 kay elah ty
31. andrywui
(
11/05/2009 17:47)
Za anie mirevy andravalo fa ny ataony no tsy reviko e !!ny fitondrany no tsy miady am piesiko !!
32. pikatti
(
11/05/2009 18:01)
zany aloha mazava ,sa aza pro tgv t@ voalohany fa nony voatery tato ambadika ty lery de lasa niova tsy fidiny, fa raha tsy izay dia efa nitombaka ny fanampiana rehetra taty ivelany ary tena è grande vitesse,indrisy fa piégé koa le tary é
