Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti
(
11/05/2009 05:32)
TAZANA TENY @ FILAHARANA OMALY I andrywui
Nalahelo toko ny fitantaran'ity namana ity ny nanjo azy ary nilaza ny antony nahatongavany teny
Nilaza moa i andrywui t@ zay fa izy dia nampanatenaina ny ho ministry ny fialam-boly sy ny hatsikana,te...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 11/05/2009 14:12
TEGEVE
(
11/05/2009 04:57)
FIANGAVIANA HOAN4IREO DIASPORA
anaka isany
ny ato @ foibe moa dia tsy misy intsony ny fifamptokisana,bla bla bla tsy misy ezaka manokana ataon'ny tsirairay ,fa manatena foana ny hiarovan'ny capsat hatrany
raha mba toa anareo za...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 13:16
xxx
(
11/05/2009 03:58)
momba an'i bazylou na ravalotgv ihany e
Kobo teny @ manifestation GTT i bazylou teo @ depart manif teo republique aty paris ,hay pro ra8 hay lery iny sa mety agent double ?miasa hoan'i TGV sy Ra8 aty ivelany
izay no nahatonga azy ra8tgv
...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 11/05/2009 09:14
bazylou
(
10/05/2009 21:40)
de ho hita eo e!!
""Daty mifanindry! Fantatra izany izao fa amin’ny 19 mey no hanatanterahana ilay fifampidinihina karakarain’ireo «Groupes de contact» avy amin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena ho famahana n...
tohiny
novalian'i benkintana ny 10/05/2009 23:07
zandikely
(
10/05/2009 21:08)
BRAVO MONJA ROINDEFO
Le premier ministre Monja Roindefo est la première haute personnalité de la Transition à avoir osé interpeller publiquement et avec un ton ferme l’ambassadeur des Etats-Unis à Madagascar, Niels...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 13:04
besandry
(
10/05/2009 20:16)
fa aiza i ranoue e ! mampatory zazakely injay angÃ
Rehefa avy nanao fikarohana , dia mampatory zàzà an !
Tandremo 8) rehefa manao politika dia politika fa tsy politika handrangitana no atao
Mora kely ny mijery vaovao eto @ net...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/05/2009 09:44
xxx
(
10/05/2009 19:54)
Mitady an'i noue mahay informatika be
Nisy panne ny ordi andra8 ka maika be izy mitady an'i noue hatraizatraiza...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 13:20
locl
(
10/05/2009 19:43)
5.000 manifestant selon la police à Paris
Tsy mbola nisy toy izany raha mbola manifestation, tsy nahasakana ny olona ny orana.
Fa angaha moa tsy afaka nandeha tany CAPSAT ny TGV e????
Dia hatao censure koa ve journal TF1 sy France 2 mandeh...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2009 20:32
Noue
(
10/05/2009 19:41)
Dinika eto @ sehatry ny politika
Saika tsy hanao ity dinika ity aho saingy mba variana ihany mahita ny mpamaly dinika eto !
*Raha mba manana sujet ianao, dia tsy mba io sujet io no valiana fa ianao no henjehina
Ohatra zao ity ee!...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 11/05/2009 15:34
bazylou
(
10/05/2009 19:38)
vive tgv!!
""Andry Rajoelina sera-t-il candidat ou non lors de la prochaine élection présidentielle ? C’est l’une des questions qui revient souvent dans divers cercles politiques et auprès des simples cit...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 13:37
besandry
(
10/05/2009 19:18)
MAMPALAHELO I RANOUE FA TSY NAHAHENJIKA AN'I TGV
tgv :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: ranoue :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
Aok'izay fa tsy hahazo azy intsony sao mbola handrovitsihy mihoatra noho izao...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/05/2009 13:26
xxx
(
10/05/2009 19:15)
fananana potika
Mety mba hanonitra ny simba sy may tamin'ireny black monday ireny ve ny fanjakana ?...
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/05/2009 22:34
xxx
(
10/05/2009 19:11)
Sary inona io?
[center][img]http://www.clubthatseal.com/images/epicbike.jpg[/img][/center]
...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:50
xxx
(
10/05/2009 17:19)
Tsy maha-enjika an'i tgv ranoue
e!e!e!e!e! alefa izao sary ngoda be ka e!e!e! , karohina ity vaovao etsy sy eroa ka eee!!!! , lasa nirifatra be i tgv dia ranoue nianjera
kofona be ny mpitazana :�)
to tao @ legalista tan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/05/2009 22:25
xxx
(
10/05/2009 17:17)
Manimba ve ny masturbation
Izaho zay manoratra de vehivavy manambady,talohany fanambadiana de mahazatra ahy ny manao masturbation ,nh ny nanambady aho de nanjary tsy mahazo fahafinaretana zany rhf manao firaisana aminy vadiko d...
tohiny
novalian'i FENOSOA2 ny 23/03/2013 08:28
kidoropamba
(
10/05/2009 17:08)
Hisaorana ny CAPSAT nampandositra an'i levalo
Na inona lazaina na inona lazaina fa hoe mafy levalo, mafy TGV, mafy ratsirahonana, mafy satrobory....CAPSAT ihany aloha no nampiditra ny bolina e.
Raha tsy teo ireo dia mbola nagerendravalo ny lo...
tohiny
novalian'i benkintana ny 11/05/2009 13:47
Noue
(
10/05/2009 15:06)
Topimasom-baovao
[URL=http://img352.imageshack.us/my.php?image=nouveauuuuuuuuuuuuuuu.jpg][IMG]http://img352.imageshack.us/img352/8428/nouveauuuuuuuuuuuuuuu.jpg[/IMG][/URL]
[size=70][color=red][b]Les époux Ravalomana...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2009 20:31
sarxxx
(
10/05/2009 14:59)
mividy vaovao
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara.
Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr
Manorata dia ho valiana sy omena info iana...
tohiny
novalian'i andria ny 10/05/2009 16:32
sarxxx
(
10/05/2009 14:58)
mividy vaovao
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara.
Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr
Manorata dia ho valiana sy omena info iana...
tohiny
sarxxx
(
10/05/2009 14:22)
mividy vaovao
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara.
Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr
Manorata dia ho valiana sy omena info iana...
tohiny
novalian'i shinning ny 25/09/2009 07:59
