Manimba ve ny masturbation
1. xxx
(
10/05/2009 17:17)
Izaho zay manoratra de vehivavy manambady,talohany fanambadiana de mahazatra ahy ny manao masturbation ,nh ny nanambady aho de nanjary tsy mahazo fahafinaretana zany rhf manao firaisana aminy vadiko de mety nh ny antony fanaovako masturbation taloha ve no antony e?Masturbation ny dikany ianao ihany no manao aminy vatanao firaisana ara tanana ,manantena valiny avy aminareo oooooooooooo :?:
novalian'i FENOSOA2 ny 23/03/2013 08:28
3. kerena09
(
11/05/2009 07:22)
Masturbation = fanahin' ny fahavetavetana sy fijangajangana mitoetra eo @ tanan' olona iray manaiky ampisany. Vokany: ataon'io fanahy io ny fomba rehetra tsy itiavanao hiray @ olona (vadinao oh), fa de ny tenanao ihany no tiany iarahana, ary ny tena loza de mety ho tia olona ihany ianao, fa vehivavy mitovy @nao. Any @ sainao no simbainy voaloany, ny tokatranonao ny manaraka ...Manànà fanam-paha-kevitra hanohitra tsy hanao io fomba io intsony, de mivavaha fa vonona anafaka sy anamboatra ny fiainanao Andtra .
4. Lejoba
(
11/05/2009 12:28)
misy fampianarana izay hoe ny olona manao an'io hono manjary tia tena satria zatra manome fahafinaretana irery ny tenany ka tsy mahay mizara sy mandray @ hafa intsony; na lahy izy na vavy.
Betsaka nefa ny ol tsy manam-bady no manao an'io.
Ny azo atao, angamba, dia ny manajanona avy hatrany ilay izy. Raha sanatria mangidihidy dia asaivo ataon'ny vadinao, betsaka koa mantsy ny manao izany ary mety ho lalao hafa indray aza izay.
Azo inoana fa hanjary hahay mankafy @ izay ianao avy eo
mahavità be eh
mety ilain-drams koa io raha reraka izy nefa ianao mitady dia mba ny tanany aloha no miasa

5. Ratoa
(
11/05/2009 18:58)
Mba misy mahay mamorona.
Ny masturbation dia zava-mpitranga @ ny adolescents satria izy ireo dia voarara tsy iray aman'olona noho ny vatany mbola tsy vonona hiteraka ary noho ry zareo mbola zaza tsy mbola natao hana-tokatrano. Misy Pulsions naturelles avy anaty rehefa tonga ny puberté izay manosika ny organe hitady firaisana. Rehefa tsy misy "point d'application" dia tsy maintsy mitady soupape ary ny mastrubation no soupape naturelle.
Ka raha lehibe ianao ka tsy mivenjivenjy mitady lehilahy etsy sy aroa, dia mitaky ny natiora: velona indray ny masturbation, marihiko fa voa porofo fa ny olona rehetra dia efa samy nanao masturbation teo @ ny adolescence-ny. Ary izay tsy nanao izany dia déséquilibré rehefa atsy ho atsy.
Raha araka ny fijeriko dia voaloambadinao io, izany hoe tsy mbola niray taman'olokafa ianao. Tsara izany ary tsy olana izany.
Tsotra fotsiny: Tereo ny fenao, tahaka ilay poritra tia hanao pipi rehefa misintona ny azy izy ary somary "lacher-ho kely ny fanerenao ny fenao rehefa midina indray izy. Ary @ny farany dia tena tereo mafy mihitsy efa ho 30 secondes. Dia mazahoa fahafinaretana é/!
Ary lazao azy koa ny ampitso na rehefa kelikly fa tsy nahazo fahafinaretana ianao. Dia lazao koa raha nahazo

6. lemenakely
(
11/05/2009 20:16)
Sahala @ drogue io e! Tsy misy afatsy ny saina ihany no manajanona azy!
7. booboo
(
12/05/2009 11:39)
Kerena09 > 8O 8O 8O 8O 8O 8O.
xxx vôlohany > atoroy ny vadinao ny faritry ny vatanao ahazoanao fahafinaretana rehefa miray ianareo, ireo faritra ahazoanao fahafinaretana rehefa mi-se masturber ianao. Tsy manimba ny masturbation raha atao @ onony. Voalazan-dRatoa io hoe sopapa natoraly ho an'ny vatana io fomba io.

8. mmmhh
(
12/05/2009 13:29)
Lazao azy ny faritra mampisy excitation anao e,
ka na hisy na tsy hisy penetration dia mba homeny fafiny @ ze hitiavanao azy ianao,
Rah tsy enao vadiny mintsy no milaza aminy hoe, zao no tiako na hoe , izao no tsy tiako dia tsy hiova @ fanaony izy
satria enao tsy miteny aminy dia heveriny fa tianao le izy zao koa...

9. xxx
(
12/05/2009 13:37)
Izay no mahagaga @ vhv sasany e! aty ambadika mimenomenona nefa tsy sahy milaza sy manoro izay mba ahazoanay fafinaretana akory rehefa eo anatrehan'ny vadiny. Fa angaha mpaminany vadinao no ahafantatra izay rehetra momba anao. Rehefa tsy mahay mi- communique dia aza mitaraina.
10. sitlo
(
13/05/2009 07:20)
Aleo kambony manontanintany foana toy izay manaonao foana.
Izaho aloha mbola tsy manambady dia tsy haiko tsara ny fandehany ao. Fa raha ny saiko fotsiny no mandinika dia afaka anaovana fika tsara izany. Fomba roa no hitako.
1- Aza ampitoviana. Aza mieritreritra mimast na tsitsi avy amin'ny mast fa ny vadinao foana ankafizina. Masony ohatra na tsy haiko, anontanio an'ireo exfavy ireo. Ataovy tahaka ny aventure sy exploit, experience... ny miaraka aminy. (tahaka izay ihany mantsy no niandohan'io mast io)
2- Ity no efficace kokoa angamba. Sady mimast no miaraka amin'ny vadinao.
Eritreritra fotsiny ny ahy ireo fa tsy haiko na ho poinss na tsia. Tsy misy mangidy tsy andramana e!

11. mmmhh
(
13/05/2009 08:02)
sady le izy koa ne tsy voatery ny hiandry ny avy aminy foana enao fa ataovy izay fomba hazahoanao fafiny reefa miaraka nareo, aza atao anaty saina izany mast zany,
Mba ianao ndray no mpamily fa tsy zatra entina foana e,
mba hifandimbiasana io koa,
ndraindray enao no mamily ny fiara, de ndraindray izy no mamily ny fiara,
de reefa tonga @ toronao le mamily de ataovy @ ze hitiavanao azy e, :-*

12. Ratoa
(
13/05/2009 16:44)
isika vhv gasy dia efa nampanarina tsy hiteniteny na hikasikasika iny faritra ambany iny.
NY fitenin'ny reniko "na tiana aza ny vady, tsy mitanjaka eo imaso-bady". Izany hoe tsy ambara aminy daholo izay rehetra hitanao, indrindra izay mikasika ny vatanao..
Sarotra tamiko mihitsy ny niresaka io ta@ vadiko teo amboalohany. Nony elela, izy no nanontany aho hoe :"nahita fahafinaretana ve ianao?".
Ny vali-teniko?: " Inona ah? Inona ity lazainao? Izaho angaha vehivavy janga no ahita fahafinaretana @ izany?"
Tsy niteny izy fa ela ela taty aoriana dia niova izy ary nampianatra ireo voalazako eo ambony ireo. "Ataovy izao... ataovy moa é!!!
Eny é! Izany no fitaizana noraisiko: ny anambadia_kiterahana! adidinao ny miray ara-batana @ ny vadinao. Ny fahafinaretana ara-nofo dia tsy natao ho an'ny vhv vanona. Aza mampiseho fahafinaretana mihitsy.
Naha menatra ahy ny fanontanian'ny vadiko. Fa noho ny fitiavana dia nivaha tsy kelikely ny henatra izay ny bloquer ny zavatra rehetra

13. milamm
(
13/05/2009 23:36)
hafahafa ny resaky Ratoa farany eto,ny fahafinaretana dia voa-janahary @ rehetra ny fandaingana na fanafenana ny marina momba ny tenanao dia noforonina ary tsy midika fa ara-dalana na koa ny sainao manafina no mila jerenao akaiky na malaza aza fa saro-pady ny malagasy @ resaka fanaovana mety ho ny fitaizana anao zany izay tsy nivelatra sy nazava tao antsainao tsara momba ny firaisana nahatonga zany ,matoa misy ny fitaovampananahana dia tsy natao hiterahana fotsiny fa koa hangalana fafiny tsy ny adolantsento ihany no mila fitaizana @ zany fa na ny lehibe sasany aza
14. mmmhh
(
14/05/2009 05:44)
ratoa:
Eny é! Izany no fitaizana noraisiko: ny anambadia_kiterahana! adidinao ny miray ara-batana @ ny vadinao. Ny fahafinaretana ara-nofo dia tsy natao ho an'ny vhv vanona. Aza mampiseho fahafinaretana mihitsy.
tena tsy miray hevitra @ ratoa mintsy zah eto, amiko ny fahafinaretana ara-nofo natao ho an'ny mpivady , zany hoe reciproque na lahy io na vavy,
ary tena mifanohitra ny @ teninao, rah mpivaro-tena no iraisan'ny lehilahy iray, tsy mieritreritra ny hanome fahafinaretana ho azy velively ilay lhl fa fahafinaretan'ny tenany ihany, reefa azony ny fahafinaretany de vita,
Rah mbola tia anao ny vadinao, tsy maintsy manontany izy hoe "tianao ve??...." izany hoe te hanome fahafinaretana anao izy,
fa any andro tsy hanontanianany an'zany intsony reefa miray ianareo, de ataovy antsaina hoe, niova ny fitiavan'ny vadiko ahy, ohatrany hoe manala ny vesatra any aminy fotsiny izy de vita, sanatrian'izany hoe manao @ mpivaro-tena,
:-*
15. xxx
(
14/05/2009 06:06)
Io voalazan'i Ratoa io dia maro ireo vhv gasy no manana io toe-tsaina io.
Surtout ny haut plateaux (miala tsiny aho).
Nanana chance ianao Ratoa satria mbola niezaka ny vadina t@ fanotaniana. Fa misy ny lhl sasany dia tsy manana io toetra manotany io fa rehefa hitany fa tsy azoazony ny fandehan-javatra , dia iny izy no lasa.
Ny problema ny vhv tsy fantatra hoe ahoana sy ahoana io no nisarahako t@ vadiko 2 taloha. Ohatran'ny sanatry an'izany ianao rangahy manao @ saribakoly tsy mihetsiaka kle. Miandry mivelatra hoatra voro-damba fotsiny izy. Ny hezaka ataonao toa tsy raisiny...Ohatran'ny lasa adidy dia mankaleo. Fiainana fohy ity tsy mba misy handany andro aminy eo ko!
@zao nitady toko ka sendra vato , dia hita mihintsy ilay defference.

16. mmmhh
(
14/05/2009 06:50)
Io voalazan'i Ratoa io dia maro ireo vhv gasy no manana io toe-tsaina io.
Ny azy kosa anie fomba nitaizana azy e, zany hoe nampidirina tao an-dohany le izy rah ny fahazoako ny resany,
17. xxx
(
14/05/2009 09:25)
Voalaza teo :
Io voalazan'i Ratoa io dia maro ireo vhv gasy no manana io toe-tsaina io.
Ny azy kosa anie fomba nitaizana azy e, zany hoe nampidirina tao an-dohany le izy rah ny fahazoako ny resany,
Izay ilay fomba fialana sy fanilihana ny tsiny any @ RAD. Fa angaha izy tsy misy saina mba handinika sy hamakafaka. Ny firesahana @ olona na namana na famakiana boky sns...dia fianarana azo raisina avokoa. Tsy hoe rehefa avy any @ RAD dia marina sy mety avokoa.
Ary matetika ny RAD Malagasy dia tsy miresaka sexualite eo anoloan'ny zanany izany mandrakariva. Ny information azo avy @ namana sy olona any ivelany sy ny zavatra hafa no hitondran'ny Malagasy maro ny sexual life-ny.
Ka raha io voalazan'i Ratoa io dia toa tsy dia mitombina loatra.
18. Ratoa
(
16/05/2009 18:22)
Mahagaga koa ireto ianareo
Sahala @ tao tsy fantatreo izany lanjan'ny éducation de base.!!!!
inona no maha tonga vhv be dia be ho frigide ? @ ny ankapobeny dia ny éducation de base izay manjary obstacle psychologique. Ary mety ho izany no tsy ahitan'ny sasany fahafinaretana. nahoana ilay nametra -panontaniana no nahita fahafinaretana irery ary nahoana no tsy mahita intsony nony manambady? Ny manampy azy hamaha ny olana no ilàna ny valintentsika fa tsy ho ara-raotina hitsarana izay mamaly. Indrindra fa tsy voatery hamaly izy. Misy ny tsy mitady ahita fahafinaretana mihitsy satria no velezina tao an-dohany fa ratsy izany.
Sady tsy mpihatsara ivenan-tsihy aho no tsy mpandainga fa ny fitaizana , ny filamatra sy ny tanjona eo @ ny fiainana, dia samy manana ny azy.
Secondaire tamiko mihitsy ny firaisana @ dehilahy, dernière aho raha io no jerena fa 1ère kosa aho raha zavatra hafa.
Fa nony nivady kelikely izahay dia be dia be ny olàna mikasika ny lafin'ny fiainana rehetra no niova sy niha tsara
Tsy fanomezan-tsiny ny RAD mihitsy ny ahy fa fankasitrahana satria ny tsy firaharahako anio dia natratrarako tanjona betsaka eo @ ny fiainako anefa tsy diso anjara koa aho nony tonga ny fotoanan'izany.
Votoantony: aiza ny vaha olana?

19. kotobekibo
(
18/05/2009 22:04)
mety mahavaly ny fanotanianareo angamba ity reportage ity
miala tsiny fa mitovy ihany ny ankabeazany fa saingy ny fitohizany no tsy haiko loatra ;
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pardon+mais+c%27est+trop+bon/video/xhp5r_pardon-mais-cest-trop-bon_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pardon+mais+c%27est+trop+bon/video/xhp8t_pardon-mais-cest-trop-bon2_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pardon+mais+c%27est+trop+bon/video/xltw7_pardon-mais-cest-trop-bon-3_news
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pardon+mais+c%27est+trop+bon/video/xhqhu_pardon-mais-cest-trop-bon-suite_creation
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pardon+mais+c%27est+trop+bon/video/xlt6p_pardon-mais-cest-trop-bon-2_news
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pardon+mais+c%27est+trop+bon/video/xhqzc_pardon-mais-cest-trop-bon-suite_creation

20. vale
(
21/05/2009 15:49)
xxx:
Izay no mahagaga @ vhv sasany e! aty ambadika mimenomenona nefa tsy sahy milaza sy manoro izay mba ahazoanay fafinaretana akory rehefa eo anatrehan'ny vadiny. Fa angaha mpaminany vadinao no ahafantatra izay rehetra momba anao. Rehefa tsy mahay mi- communique dia aza mitaraina.
:-D :-D :-D :-D :-D