Manimba ve ny masturbation

21. vale ( 21/05/2009 15:53)
kerena09: hay vare!!!!! tena sambany za nahandre anizany :lol:

xxx: tsy manimba izany ny fanaovana masturbation voavakiko tanatin'ny magazine iray io, raha tsy oe enao ihany no manao ze hanimba anao à fampiasanao fitaovana mety hanimba anao e! lol

22. ikaretsaka ( 22/05/2009 12:57)
koto> misaotsa e
23. soanja ( 22/05/2009 16:53)
xxx:

Izaho zay manoratra de vehivavy manambady,talohany fanambadiana de mahazatra ahy ny manao masturbation ,nh ny nanambady aho de nanjary tsy mahazo fahafinaretana zany rhf manao firaisana aminy vadiko de mety nh ny antony fanaovako masturbation taloha ve no antony e?Masturbation ny dikany ianao ihany no manao aminy vatanao firaisana ara tanana ,manantena valiny avy aminareo oooooooooooo :?:


Amiko manimba aby ny zavatra rehetra rehefa atao be loatra sy tsy ahafahana manodina fiainana milamina intsony.

Raiso mora! Fantaro ny vatanao ary izay fantatrao ao dia zarao amin'ilay sila-panahinao fa izy hahalala anao!


24. FENOSOA2 ( 23/03/2013 08:28)
slt?. izao lazaik anw tss afa ts n vavaka manova toe-tsainaw io satria mbl ao aminw le saina-drats nataonaw taloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603