Tsy maha-enjika an'i tgv ranoue

1. xxx ( 10/05/2009 17:19)
e!e!e!e!e! alefa izao sary ngoda be ka e!e!e! , karohina ity vaovao etsy sy eroa ka eee!!!! , lasa nirifatra be i tgv dia ranoue nianjera

kofona be ny mpitazana :�)

to tao @ legalista tany paris i ranoue , adino ny parapluie dia kotsa be :oops:
novalian'i pikatti ny 10/05/2009 22:25
2. Noue ( 10/05/2009 17:30)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) hatsikana sy lalao toa misy toerana natokana ho azy anie atsy ambadika atsy eee! :-D :-D :-D :-D

mais bon ! ity jerevana aza eee

http://www.youtube.com/watch?v=A61gTVqqr4Q&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Etopmada%2Ecom%2F&feature=player_embedded
3. besandry ( 10/05/2009 18:54)
mamaky takotra ve sisa ranoue a ! Tsy misy mahataitra ny olona intsony ny sarykelinao na ny hatsikana na n'inoninona :lol:

Fa inona indray no tsy lohandranoua tao e ??? 8) 8) 8)
4. besandry ( 10/05/2009 19:09)
mais bon ! ity jerevana aza eee !! TSY MISY HANAIKY NY ORDRE N'i RANOUE TSY TE HIJERY IZAHAY

MANDROVITSIHY TAHAKANDRANOUE OMENA BAIKO O !

fa izahay kosa afaka manome baiko ANDRANOUE : ENJEHO I TGV FA TOA TSY HO AZO INTSONY haingan'ity manaova tongotra ankatoka dia rehefa mianjera dia hanaovana hatsikana , ampio ny sary kely fa toa tsy misyy effet intsony

Ndrosany ! mampalahelo ry izy
5. pikatti ( 10/05/2009 22:25)
Ny toe-tsainao ry besandry no tena mapalahelo fa angaha elah na hidradradra eo hanakana ny vaoavao fa mba misainà kely,ary tsy elah no hampangina sy ny tary milaza vaovao sasany eto ,manao fomba capsat koa leity zany ,koa mitady ny hibetraoka fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0845