FIANGAVIANA HOAN4IREO DIASPORA
1. TEGEVE
(
11/05/2009 04:57)
anaka isany
ny ato @ foibe moa dia tsy misy intsony ny fifamptokisana,bla bla bla tsy misy ezaka manokana ataon'ny tsirairay ,fa manatena foana ny hiarovan'ny capsat hatrany
raha mba toa anareo zay tsapanay sy hitanay tanteraka nanao manifestation tao paris ireny mantsy ny tato @ nay dia mino aho fa nandroso ihany ty fikarakarana ity
mba nandalo ny eritreritro alina hoe maninona raha mandefa 100eur ianareo zay 5000 personnes nilahatra dia mba misy hividianana ppn, sy avancena kely an'ireto capsat reto (tsisy valeurs ntsony le ariary zao mantsy ,tena latsaka be)
efa nanao an'io antso io ny tato @ foibe ho anireo mpnohana ny fanjakana halatra fa tsisy niraika
dia misaotra anareo mialoha
(l) (l)

novalian'i xxx ny 11/05/2009 13:16
2. xxx
(
11/05/2009 05:01)
Izahay aloha dia tsy hanomé ,ny vola nangalarinareo ngà rava sahady ??? fa natao inona daholo???
raha tsy mahay miray hina ianareo dia tsy mahagaga izany ,koa olona miady seza daholo ve no ao ,

4. pikatti
(
11/05/2009 05:16)
Hevitra ho atsipiko ihany ity,dieny tsy mbola rava ny tsena dia asaivo milahatra koa ny tgvistes hoe jerena mba misy firy ry zareo ao frantsa ao :-D :-D :-D
fozaorana reny ve hipoitra eo
fozaorana reny ve hipoitra eo
5. xxx
(
11/05/2009 05:20)
Zany hono e,mba omeo vola ny HAT hividianany vary sy andohavany karaman'ny capsat de averiny miaraka @ zana-bola refa vita ny fifidianana :-@ :-@ :-@ :-@
8. xxx
(
11/05/2009 08:56)
TEGEVE:
anaka isany
ny ato @ foibe moa dia tsy misy intsony ny fifamptokisana,bla bla bla tsy misy ezaka manokana ataon'ny tsirairay ,fa manatena foana ny hiarovan'ny capsat hatrany
raha mba toa anareo zay tsapanay sy hitanay tanteraka nanao manifestation tao paris ireny mantsy ny tato @ nay dia mino aho fa nandroso ihany ty fikarakarana ity
mba nandalo ny eritreritro alina hoe maninona raha mandefa 100eur ianareo zay 5000 personnes nilahatra dia mba misy hividianana ppn, sy avancena kely an'ireto capsat reto (tsisy valeurs ntsony le ariary zao mantsy ,tena latsaka be)
efa nanao an'io antso io ny tato @ foibe ho anireo mpnohana ny fanjakana halatra fa tsisy niraika
dia misaotra anareo mialoha
(l) (l)
ny plus plus hoe hanamboarana an'i commandant charles sy lylison ,rakotonandrasana ,sy ndrinarijaona izao no maha maika anay aty ,ny capsat ihany no heverinay hanao ny mission ,hivoaka tsy ho ela ny affiche sy nyrecompense
9. ravol
(
11/05/2009 09:08)
Ny tena aza mpiasam-bazaha ka be vava any ivelany any modia aty mba mitombo ny kil miady an-trano aty @ tanàna, fahan'ny olona lainga dia mino ry chien de salon, tsy sahy miatrika ny zava-misy aty akory fa mitsaoka any, miverena modia raha sahy e! Mampitombo ny harenam-bazaha fotsiny any le gasy maintikely reto modia mba hojerena raha mahazaka ny foza aty @ tanàna ee!
10. ravalotgv
(
11/05/2009 09:17)
mety ho eo amin ny 50 eo ho eo ny tgviste raha milahatra zany hoe mihoatra ny ratsantanana aloha de efa azo atao hoe bedebe
sniff
tcroufff
dosy be ra xxx de lasa bedebe ny isa navoakany satria mahita kadriple
ççsniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

12. xxx
(
11/05/2009 12:54)
ravol:
Ny tena aza mpiasam-bazaha ka be vava any ivelany any modia aty mba mitombo ny kil miady an-trano aty @ tanàna, fahan'ny olona lainga dia mino ry chien de salon, tsy sahy miatrika ny zava-misy aty akory fa mitsaoka any, miverena modia raha sahy e! Mampitombo ny harenam-bazaha fotsiny any le gasy maintikely reto modia mba hojerena raha mahazaka ny foza aty @ tanàna ee!
ha ha ha , avy indray ra fialonana isany. Izahay tsy hody ary tsy maintsy miteny nefa satria gasy. AZO !!!
13. xxx
(
11/05/2009 13:16)
Ny diaspora aza mampidy mbola hiainan'elah isany any fa isaoro ,tsy mahalala fomba ntsony anie ny sasany ato zany é
Ny an'i baziloup ndray efa tsy mahagaga ,jirama a,iny resaka tsy mitombina akory
Ny fako eran'ny tanàna aloha esory zay elah va o miteny ,io ihany np mampirediredy an'elah eo