Dinika eto @ sehatry ny politika
1. Noue
(
10/05/2009 19:41)
Saika tsy hanao ity dinika ity aho saingy mba variana ihany mahita ny mpamaly dinika eto !
*Raha mba manana sujet ianao, dia tsy mba io sujet io no valiana fa ianao no henjehina
Ohatra zao ity ee!
besandry Namana faha : 51798 Nisoratra anarana : 2009-05-10 olona vao nisoratra anarana androany avy dia miditra XXX dia manao dinika oe
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a070c8dd39b5
dia avy eo indray dia manao dinika vaovao oe
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a072868f3bc0
Dia hoy aho oe maninona raha mba ny dinika (sujet) no valiana fa nahoana ny olona no enjehina lava zao eee?????

Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-05-2009 19:19:09
Lohateny : Tsy maha-enjika an'i tgv ranoue
e!e!e!e!e! alefa izao sary ngoda be ka e!e!e! , karohina ity vaovao etsy sy eroa ka eee!!!! , lasa nirifatra be i tgv dia ranoue nianjera
kofona be ny mpitazana :�)
to tao @ legalista tany paris i ranoue , adino ny parapluie dia kotsa be
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a070c8dd39b5
dia avy eo indray dia manao dinika vaovao oe
Mpandefa : besandry [ Valio ] 10-05-2009 21:18:00
Lohateny : MAMPALAHELO I RANOUE FA TSY NAHAHENJIKA AN'I TGV
tgv ranoue
Aok'izay fa tsy hahazo azy intsony sao mbola handrovitsihy mihoatra noho izao
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a072868f3bc0
Dia hoy aho oe maninona raha mba ny dinika (sujet) no valiana fa nahoana ny olona no enjehina lava zao eee?????
novalian'i ravonjison ny 11/05/2009 15:34
2. besandry
(
10/05/2009 19:50)
Dia maninona ??? demokrasia koa ny eto ranoue a!! na xxx na besandry na noue . tsy misy miraharaha izany ranoue a ! forum avokoa izany , fa voatsindrona MAFY ve ranoue ka migrevy sy nanao recherche kely tsy fidiny
Ndàna miporteé plainte ao amin'ny policen'ny serasera
Hatsikana koa io an !
Ndàna miporteé plainte ao amin'ny policen'ny serasera
Hatsikana koa io an !
3. xxx
(
10/05/2009 19:52)
ataon'ny olona hatsikana fotsiny ilay mahay informatique beeeeeeeeeeeeeee!!
xxx ihany ity ranoue o !
xxx ihany ity ranoue o !
4. iartistika
(
10/05/2009 20:01)
ary le noue refa manavendrana olona nga tsy manenjika! tsy mahazaka le noue! mbola aiza ary izy zany! !de refa tsy faly mibontsina!ra tsy efa mibontsina ny mpametaka afisy :@ :@ :@
5. besandry
(
10/05/2009 20:06)
i rahery efa mananatra foana efa fantatry ny olona aby any izany , fa ataony andrangitana an'i andranoue aby any ireny , dia aza mandrangitra olona intsony rehefa tsy mahatanty oe!oe!
6. patrick2002
(
10/05/2009 21:36)
Dia hoy aho oe maninona raha mba ny dinika (sujet) no valiana fa nahoana ny olona no enjehina lava zao eee?????
Sao dia tsy ianao ary io ra-noue
jerevo aloha ny tena vao miteny olona ,ny anao tsy ny hevitra no hoentina fa i Ravalomanana aminy maha-Ravalomanana azy no tohanana ,ka hamposay ny hevitra hanohananao anì Ravalo dia andao hampiadiana ny hevitra .
nitsipazany Ravalo boite na aorta avy nohaniny tany dia faly milelaka , :P :P :P
7. pikatti
(
10/05/2009 22:14)
Ary andrywui mintsy zao fisainana zao manokatra ps vaovao fa efa maharaka ny olona retra zao ,tsy tantinareo mintsy mantsy le vaovao entiny eto koa maninona raha mitondra vaovao hafa koa lisany fa tsy tonga de le olona no pepona ,zany ve de mba misaina
Elah aloha rapah tsy haiko ntsony na akama fa mialatsiny aho fa hevitra mampiseha ny habibiana sy ny tsy rariny no betsaka no entin-i Noue eto ,ary fangaha moa tsy maintsy manohan olona enao rapah vao hafaka ny hidinika , !!

8. ravonjison
(
11/05/2009 15:34)
besandry:
Dia maninona ??? demokrasia koa ny eto ranoue a!! na xxx na besandry na noue . tsy misy miraharaha izany ranoue a ! forum avokoa izany , fa voatsindrona MAFY ve ranoue ka migrevy sy nanao recherche kely tsy fidiny
Ndàna miporteé plainte ao amin'ny policen'ny serasera
Hatsikana koa io an !
Aza afangaro ny demokrasia sy ny desordre ry BESANDRY a . Misy ny lohateny ,dia io lohateny io no tokony ezahina resahina, na manapepo olona aza ianao dia ataovy misy hifandraisany @ ilay lohateny. Fa raha tsy izany dia lasa korontana fotsiny ny eto, toy ny zava-misy eto Dago @ izao fotoana izao.