Mitady an'i noue mahay informatika be
1. xxx
(
10/05/2009 19:54)
Nisy panne ny ordi andra8 ka maika be izy mitady an'i noue hatraizatraiza
répondu par pikatti le 11/05/2009 13:20
2. xxx
(
10/05/2009 19:56)
ho avy eto izy raha vao misy xxx be dia be , aza matahotra e!
ho avy izy amin'ny angady sy ny arona
ho avoakany eto daholo hatramin'ny xyz abcd sns.............
ho avy izy amin'ny angady sy ny arona
ho avoakany eto daholo hatramin'ny xyz abcd sns.............
3. xxx
(
10/05/2009 20:02)
ndàna enjeho malaky fa efa lasa lavitra b itgv , anao variana mikaroka xxx ao ranoue
4. xxx
(
10/05/2009 22:54)
Misy olona miteny irery ndray ato,lasa adala le besandry kay ts mahazaka fofony
besandry a, besandy ajanony raha tsy zaka é,ao amboariko ny vadin'elah fa zah mahay manamboatra :evil: :evil: :evil:
besandry a, besandy ajanony raha tsy zaka é,ao amboariko ny vadin'elah fa zah mahay manamboatra :evil: :evil: :evil:
5. besandry
(
11/05/2009 09:42)
I Besandry tsy lasa adala ny porofo d tsy zakan'ranoue ny resaka d nivadika xxx izy
Ny vadiko tsy hamboarin' élà fa ialahy no hoamboariny :oops: :oops: :oops:
Ny vadiko tsy hamboarin' élà fa ialahy no hoamboariny :oops: :oops: :oops:
6. pikatti
(
11/05/2009 13:20)
besandry poak'atidoha elah manenjika mpisera fa tsy mamaly sy mamoaka zay vaovao hitanao any,refa tsy mahay dia aza mialona ,
ndàna mba mianatra
ndàna mba mianatra
