fananana potika

1. xxx ( 10/05/2009 19:15)
Mety mba hanonitra ny simba sy may tamin'ireny black monday ireny ve ny fanjakana ?
novalian'i pikatti ny 10/05/2009 22:34
2. locl ( 10/05/2009 19:19)
Izany dia tsy hisy mihintsy, na ataoko aza hoe hisy pays mba tsara sitra-po hanome vola hanarenana ireo dia tsy ho tonga velively any @ concerné......Olona mamba noana daholo ange ry HAT mianakavy e!
Ny vola fanome CAPSAT aza efa manahirana azy
3. Havantsika ( 10/05/2009 19:33)
Hono aho, iza no ambony ny aina sa ny fananana? be ny potika sy very noho ny ady sy korontana isan-karazany fa azo narenina ihany na dia ela aty aoriana aza; fa ny mampalahelo dia ny lahy tokana ny aina ka tahaka ny niseho 7 février ireny dia tokony tsy hisy intsony raha manjaka ny Fitiavana sy ny fihavanana.

Isika Malagasy iray ihany, raha ny HAT rehetra no lazaina fa mamba noana, mba olona tahaka inona ilay nilaza tahaka izany ? amiko ny mpitondra manao izay daniny ny kibony, mamabo ho azy samirery ny harem-pirenena ary mivarotra tanindrazana ho tombotsoany tsy tokony hisy eto Madagasikara intsony ary na iza na iza te hitondra tokony ny toe-panahiny sy ny fitiavany ny tanindrazany no aoka jerena

Misy olona tsara daholo ao amin'ny camp rehetra ka aoka hijoro ireo hanavotra ny firenena fa misy koa tena tsy izy ka aza atao safobe mantsina e!

Misaotra
4. besandry ( 10/05/2009 19:43)
ireo tena tsy izy ka mitady handrodana
Dia ho avy ibesandry hanala ny olana
Ny firenena ho avotana fa aza misy matahotra
Izay mbola mitady ndao re ongotana !! (l) (l)
5. besandry ( 10/05/2009 20:13)
Tsy misy fananana potika izany fa eritreritr i bary ny an'i xxx , tsy maintsy mbà mampakatra moral aloha alohan'ny hianjerana tateraka 8)
6. pikatti ( 10/05/2009 22:34)
fa inona leity zany kozinareo zany ry besandry fa tsy mazava elah ve no ongotana sa ny HAT manambony moral alohany hianjerany ,marina zany ,efa hitan'elah mandrovi-tsihy io koa inona indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861