5.000 manifestant selon la police à Paris
1. locl
(
10/05/2009 19:43)
Tsy mbola nisy toy izany raha mbola manifestation, tsy nahasakana ny olona ny orana.
Fa angaha moa tsy afaka nandeha tany CAPSAT ny TGV e????
Dia hatao censure koa ve journal TF1 sy France 2 mandeha any Dago???
:lol: :lol: :lol:
2. ndaty
(
10/05/2009 20:24)
raha tany madagasikara sy t@ andron'ny ravalo ianao, dia noroahin-dravalo toa an'i pere URFER.
Ny vazaha tsy mahazo miteny @ ravalo rehefa any madagasikara
ny ekipany escorte-na polisy, voaaro tsara afaka milahatra rehefa eto andafy.
et un homme comme ça que vous essayez de nous vendre.
Pauvre de vous, vous avez perdu le sens de l'honneur
3. xxx
(
10/05/2009 20:32)
Tsy mbola nisy toy izany raha mbola manifestation, tsy nahasakana ny olona ny orana ka afaka mitondra elo izy dia mandeha eny anelakelan'ny orana e! :lol: :lol: :lol:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0331