Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
09/05/2009 07:13)
stèles en la mémoire des martyrs tao @ magro
rahoviana no mba ho tokanana ireo steles an'ireo 80 olona maty t@ le black monday iny,atao eo tokotanin'ny magro.Ho fahatsiarovana an'ireo tapaporohana sisa tsy may...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 08:55
benasy
(
09/05/2009 06:19)
HAFATRA IHANY...
Fantatro ise,
Mba hamotehana ny maha isika, dia fitaovana noheveriny hahomby nampisain’ny vazaha ny ribany sy foto-pisainany; nasesika teto amintsika.
Ka indro niodina nanaraka ny fomban-tany...
tohiny
novalian'i benasy ny 19/05/2009 08:05
xxx
(
09/05/2009 05:59)
tselonina
Mba mangataga ny tononkira azafady raha misy manana :
mpihira :
tselonina
lohateny :
tsara petrapetraka
de misaotra betsaka...
tohiny
xxx
(
09/05/2009 05:39)
eny sa tsia
asio fifidianana fotsiny hoe tia any tagv nareo satsia dia vita toy ny fahiny ok merci :oops: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/05/2009 08:50
Rafahafahana
(
09/05/2009 05:08)
FPVM sy TGV
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny FPVM sy ny TGV. Mety hiaraka ve ny fivavahana sy ny politika?...
tohiny
novalian'i nofinofy ny 24/05/2009 12:43
bazylou
(
08/05/2009 23:14)
mampalahelo ahy ireto bandy mandany
andro mitsikilo ahy hoe i ravalotgv iny e, i salopard e, maketsy makeroa!!!!
olona manana hazon damosina le atao hoe bazylou fa tsy mpitondra ps 10000 ohatranareo mianakavy e!!
samia milaza e!! tsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 11:47
bazylou
(
08/05/2009 21:53)
miady an trano sahady ry tim!!!
milay mihitsy no ataonareo ka! Enjehana indray ve i Alain Andriamiseza satria mitady hahasarika olona, izay ela fombanareo TIM mahatonga ny fivakisana. Ny tolona mbola tsy vita dia izao sahady no hata...
tohiny
novalian'i pink ny 09/05/2009 22:46
xxx
(
08/05/2009 20:48)
KATAHOTRA BE RY MANANDAFY !notampenambava indrisy ! ndroo !
NOTAMPENAMBAVA NADRITRA NY FIVORIANA ? TSY NAHAVITA NANOFOKA AKANJO AKORY AZA NOHON'NY FAHATAHORANA
BETSILEO MPANDRANGITRA ADIMPOKO
REHEFA RESY RY ILAY SDF GIGOLO ITY DIA AZA MANDRANITRA ADIMPOK...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 15:08
Noue
(
08/05/2009 16:24)
Ho antsika « Gasy-Tia-Tanindrazana »
[size=70][color=green][b]Le collectif GTT « Gasy-Tia-Tanindrazana » vous informe que la Grande Marche de samedi à Paris est une manifestation pacifique pour la Justice, le Droit de l’Homme ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 12:01
sitlo
(
08/05/2009 15:37)
700 milles dollar
Nihiratra ny voamasoko nahita ity vidina logiciel Unreal Engine.
Hitako ny vazaha foana no mahavita mamboatra jeux video. Fa kay tsy an-jaza ilay ziva.
Nefa ny sponce amin'ny recherche 3D vision...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/05/2009 11:45
andrywui
(
08/05/2009 14:50)
Mila mihenjana tsara ny Fanjakana fa be loha ny TIM
Tsar mihitsy aloh nisian'io ra-charles io amzao tsy afa mikofoka mitsy ra- TIM kely fa manjokaiky mitampif^pify kely daholo ee! tena tsy mihetsika sy tsy miteny mihitsy anie !! ny TIM eto amin Forum ...
tohiny
novalian'i onlineloanchoice ny 02/05/2018 07:34
falyfenosoa
(
08/05/2009 11:22)
MAMETRA-BELOMA
Mametrakany veloma aminareo amin'izay ny tenako, be izay tafatafa momba ny politika izay fa ny lesona azoko tsoahina sy tarafina amin'ny fomba fanaovana politika eto madagasika dia POLITIKA mifototra ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2009 11:53
endrika01
(
08/05/2009 11:12)
ETSY KELY ANGE E,VEHIVAVY NDRAY NO FILOHAM-PIRENENA.
Kou maninona mou,raha vehivavy ndray no fidiana ho FILOHAM-PIRENENA E ! Ny lehilahy rehetra nandalo teo hatrizay toa ahitana indrokely avokoa,refa tsy hanaiky ny hiverenany Filoha Marc Ravalomanana ny...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/05/2009 10:11
mmmhh
(
08/05/2009 10:57)
Creme dessert - creme anglaise
Mba zarao fomba fanaovana creme anglaise, na creme dessert ireny ze mahay o?
Misaotra mialoha, :-* ...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/05/2009 18:59
bazylou
(
08/05/2009 10:31)
ho tokanan'ny hat anio
etsy antaninarenina ny tsangambaton'ny tolona sy ny olona maty ny 7 fev 2009 :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:21
artefy
(
08/05/2009 10:27)
dialaogy
Teo ambony fandriana tao an'efitra no niseho ity resaka ity:
Bema: Peta o! eo mba lelafiko kely ny an'i Peta...
Peta: Ao ary aloha inonoako kely ny an'i Bema e...
Bema: Ka ny ahy ange henjana be ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 13:23
Noue
(
08/05/2009 09:05)
Zao ve dia tsy hankarary fo raha mbola manana fo mitempo
[size=70][color=red][b]Les militaires ont perquisitionné jeudi vers 16h la maison de connaissances de la famille de M.Constant Raveloson à Ilanivato. N’y ayant pas trouvé le leader légaliste, il...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 23:54
falyfenosoa
(
08/05/2009 08:50)
NY FISAINAN'NY MPANAO POLITIKA MALAGASY
Io fisainan'ny mpanao politika io no tsy mampandroso antsika, olona tokony ho gadraina i PIerrot Rajaonarivelo satria anisan'ny nanodinkodina volam-panjakana, toy izany koa Ratsiraka sy Tantely Andria...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/05/2009 10:58
PACO11
(
08/05/2009 08:44)
Hividy ordi
[img]http://[/img]...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/05/2009 22:07
