mampalahelo ahy ireto bandy mandany

1. bazylou ( 08/05/2009 23:14)
andro mitsikilo ahy hoe i ravalotgv iny e, i salopard e, maketsy makeroa!!!!
olona manana hazon damosina le atao hoe bazylou fa tsy mpitondra ps 10000 ohatranareo mianakavy e!!
samia milaza e!! tsy maintsy oe izay foanan anie le fika rehefa tsy mahatakatra sy vendranabe !! de tena zanak'ilay 8 marina ireto !!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :p :p :@
novalian'i xxx ny 09/05/2009 11:47
2. xxx ( 08/05/2009 23:17)
Resaka bazily
3. xxx ( 09/05/2009 07:15)
tsy i salopard ela bazily fa ravalotgv an :-D :-D :-D
4. ravalotgv ( 09/05/2009 07:39)
ouaina lelika aleo aloha hianika

tsy koi anie na iza ihany aza i bazylou ee
sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. andrywui ( 09/05/2009 08:32)
Ataondra bazylou faninnnn ny Tim e ! maninnn rah mivoaka kely any antokotany aloh nareo miady hevitra oe iza marina moa aho e (bazylou) !!!!ha ha ha ha
6. Mirananirina ( 09/05/2009 08:53)
olona manana hazon damosina le atao hoe bazylou fa tsy mpitondra ps 10000 ohatranareo mianakavy e!!

Hitovizantsika io
7. xxx ( 09/05/2009 11:47)
Resaka bazily =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1016