Hividy ordi

1. PACO11 ( 08/05/2009 08:44)
novalian'i bazylou ny 25/05/2009 22:07
2. PACO11 ( 08/05/2009 08:46)
Salama daholo e.

Raha hividy ordi, de inona no tokony ho fantatra?Miandry ny valiny avy aminareo tompoko o.
Merci
3. nilex ( 08/05/2009 12:42)
Raha hividy ordi ary ianao dia mila manana config izay mba tena tianao.Aza mividy occasion mihintsy raha tsy azo antoka tsara an.
Toy izao ary ny config standard amin'izao fotoana izao:
1/Microprocesseur
P4 3ghz farafahakeliny an ,fa ny lamaody izao dia dy Dual core na ny core 2 duo.
2/Ny RAM
Raha mety dia 1ghz farafahakeliny no atao amin'izay mba misosa tsara ny machine e.
3/HDD
Raha mety koa dia 160 G ny disque amin'izay malalaka tsara e.
3/SYSTEM D EXPLOTATION
Tsara ny vista fa mifidifidy périphérique be io an,nefa mbola milay koa ny Win XP e.
4/CARTE GRAPHIQUE
Raha tia sarisary na jeux ny ankizy dia tsara raha 256 Mo any ho any ny mémoire n'ny carte graphique de misosa tsara ny sary e.
5/ireo ny standard fa azonao ampiana zavatra hafa araka izay ilanao azy.
Rehefa mividy dia tsara raha mividy zavatra tsara e,na clone na de marque dia samy tsara avokoa
4. bazylou ( 25/05/2009 22:07)
ammmennnn!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1184