Liste des messages
Liste des messages, inserés par falyfenosoa, par ordre de date
falyfenosoa
(
22/09/2010 13:42)
Tantara marina RA8 # TGV
Izay indray vao afaka nitsidika kely e!
Asa izay mahatadidy fa hatramin'ny panneaux publicitaire tetsy Antanimena izay an'i INJET no efa nilan'i dadarabeosy vaniny izay miseho ho manana noho izy, t@ f...
suite
répondu par diloo le 24/09/2010 23:56
falyfenosoa
(
08/05/2009 11:22)
MAMETRA-BELOMA
Mametrakany veloma aminareo amin'izay ny tenako, be izay tafatafa momba ny politika izay fa ny lesona azoko tsoahina sy tarafina amin'ny fomba fanaovana politika eto madagasika dia POLITIKA mifototra ...
suite
répondu par xxx le 09/05/2009 11:53
falyfenosoa
(
08/05/2009 08:50)
NY FISAINAN'NY MPANAO POLITIKA MALAGASY
Io fisainan'ny mpanao politika io no tsy mampandroso antsika, olona tokony ho gadraina i PIerrot Rajaonarivelo satria anisan'ny nanodinkodina volam-panjakana, toy izany koa Ratsiraka sy Tantely Andria...
suite
répondu par Mirananirina le 09/05/2009 10:58
falyfenosoa
(
07/05/2009 05:29)
Tena Ihany no Menatra (TIM)
Mahavariana ihany fa ilay olona nogadraina indray ity no ilàn'ny TIM vonjy, tsy iza fa i Pierrot Rajaonarivelo. Iza izany ilay hoe dia ny Tena Ihany no Menatra....
suite
répondu par falyfenosoa le 08/05/2009 08:44
falyfenosoa
(
06/05/2009 09:36)
fijo
Mba angatahanr'ise mba avoahy eto hoe iza no tena tompon'andraikitra tamin'ny fanangonana ireo hazo sarobidy tany amin'ny faritra avaratra? tsy dia te hitonona anarana ny tenako nefa na izany aza mba ...
suite
répondu par fijo le 07/05/2009 21:00
falyfenosoa
(
29/04/2009 12:54)
NY FIAFARAN'NY MPITONDRA TSY MIJERY NY VAHOAKANY
IMPANJAKA 12
1 Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan'ny Isiraely rehetra hampanjaka azy.
2 Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay naleh...
suite
répondu par fijo le 29/04/2009 19:14
