Tena Ihany no Menatra (TIM)
1. falyfenosoa
(
07/05/2009 05:29)
Mahavariana ihany fa ilay olona nogadraina indray ity no ilàn'ny TIM vonjy, tsy iza fa i Pierrot Rajaonarivelo. Iza izany ilay hoe dia ny Tena Ihany no Menatra.
novalian'i falyfenosoa ny 08/05/2009 08:44
2. xxx
(
07/05/2009 05:45)
Aiza leisy no misy an'izany???
Ary tsy hitanareo angaha fa ilaina daholo ny antoko politika rehetra hifandinika mba hamahana ny olana misy eto Madagasikara(satria efa latsaka an-katerena)
Dia vendrana ve ny tgv satria ny olona mbola any ampigandrana no antsoina hiaray latabatra hifandinika ,tsia lesy (fa raha mbola nisy saosy tao dia nialany aloha izany),raha olona misaina tokoa ianao dia tsy namorona an'io dinika io

3. essera
(
07/05/2009 06:56)
Izao ange efa manomboka kôpy ireo hoe tena tsy tafa intsony ilay ARA-DALANA fa aleo misarangotra amin'izay azo hisarangotina am zay.
Dada mihitsy ange no tena fôpla nanome ny toky fanantenana e.
Eh !!! ohatran'ny hitao ery lery refa le am tenin'ny filoham-pirenena : "Tena hiasa am zay tsika...". Mahatsapa izy izany fa mbola nisy tsy nidémaka tsara tao aloha. Mila ampandriana am teny ohatra izay foana ny vahoaka isaky ny alahady hariva mba appetraka tsara an'ilay famatsiana ny asa malotony.

4. xxx
(
07/05/2009 06:59)
Ahoana koa ty bandy é
Efa mivaha ve elah ry essera a,resaka dada a dada a
ny zavatra manjo ny Gasy ry leity no jereo a!!!

5. essera
(
07/05/2009 07:55)
xxx:
Ahoana koa ty bandy é
Efa mivaha ve elah ry essera a,resaka dada a dada a
ny zavatra manjo ny Gasy ry leity no jereo a!!!
Raha vantany mora tohina dia aleo mamaky fotsiny fa tsy mamaly. Tsy voatery ny zavatra tianao foana ts'inona no hitan'ny masonao. D'accord ???
6. falyfenosoa
(
07/05/2009 08:54)
Tsy mpamorona akory na mpandainga ny tena fa izay no teny nataon'ny Depiote TIM omaly hariva, miantso an'i Zafy Albert sy Pierrot Rajaonarivelo izy ireo hifanohana rahampitso zoma. Anisan'ny hita tao Raharinaivo Andrianatoandro, sy ilay depiote avy any soanierana Ivongo raha tsy diso ny fitadidiko.
8. xxx
(
07/05/2009 17:02)
Zavatra tsy mazava @ reto tgv reto dia ,tsy io HAT-CAPSAT io akory no mahaforina ny reprresetant ny Madagasikara
Diniho fa tsy vitan'ny hoe raha misy mifandray ny samy mpanao politika dia wawawa fotsiny ,
Mbola mitohy sy hita taratra eny @ nareo eny ihany ny hoe" halako bika tsy tiko tarehy"
ny hevitra ry nama no mila ampifandraisana a,fa tsy ny olona na tsy tianao aza,ary tadidio fa izay no anisan'ny ilavana ny tetezamita hampifandray ny hevitry ny antonko rehetra mba hivoahana @ ty crise ty
Dia hilaza indray ve enao fa tgvendrana @ zay ,manàna saina!!!

9. falyfenosoa
(
08/05/2009 08:44)
Io fisainana io no tsy mampandroso antsika, olona tokony ho gadraina i PIerrot Rajaonarivelo satria anisan'ny nanodinkodina volam-panjakana, toy izany koa Ratsiraka sy Tantely Andrianarivo, ireo olona ireo dia tamin'ny andron'ny Ravalomanana no nenjehina ary namoahana didy fa nanodinkodina volam-panjakana.
Amin'izao fotoana izany izay mpitondra nifandimby ka nanodikodim-bolam-panjakana dia mifampiaro rehefa miala eo amin'ny fitondrana. Raha izany no izy dia aleo ho fanjakan'ny Baroa dia izay mafy be no tompon'ny fahefana.
Aiza ho aiza moa izany ilay fanjakana tan-dalàna? sy ilay fitakiana hoe avereno ny ara-dalàna?
Dia rehefa miala koa Andry Rajoelina ka voalaza fa nanodinkodim-bola dia hiantso ireo mpitondra teo alohany sy ny Communauté International dia hitady fifampidinihana ary hiaraka amin'ireo olona voalaza ireo, raha izany dia tsy maintsy hihinam-bola foana zany ny mpitondra?
Raha izany dia aleoko MANOZONA IZAY MPITONDRA ETO MADAGASIKARA REHETRA FA RAHA MANODIKODIM-BOLA DIA TSY HOVANONA IZY SY NY TARANANY MANDRAKIZAY ARY NY FIANAKAVIANY REHETRA.