Tantara marina RA8 # TGV

1. falyfenosoa ( 22/09/2010 13:42)
Izay indray vao afaka nitsidika kely e!
Asa izay mahatadidy fa hatramin'ny panneaux publicitaire tetsy Antanimena izay an'i INJET no efa nilan'i dadarabeosy vaniny izay miseho ho manana noho izy, t@ fotoana nanalan'Ingahy Patrick ramiaramanana (PDS Tana-ville) an'ireo panneaux ireo no efa tsy nifankahazahoan'ny TGV sy Ra8, tadidio tsara fa t@ izay dia niteny i TGV hoe: izao ve no mba atao ny mpandraharaha malagasy, ary na ny tenako aza nalahelo satria tsy nampoiziko ho izany ny toetran'ny Ra8, mba mpivavaka ihany nefa dia be fialonana ny zava-bitan'ny olona.
tadidio tsara fa nanomboka t@ izay no vaky io resaka TGV io fa tsy nisy resaka Frantsay, avy eo nahazo ny trophé des jeune entrepreneur ihany koa i TGV taorian'ny RA8 dia vao maika nitombo ny fankahalan'ny Ra8 an'i TGV, niampy ny nahalany an'i TGV ho maire indray taty aoriana dia lasa 1000fois ny fankahalana tao am-pon'ny Ra8, izany dia tadidio fa toy ny nanjo an'i Farao, nanamafy ny fony hatrany ka ny niafarany dia ny zanany mihitsy no nafoiny, dia nino ve ianareo fa raha niziriziry teo Ra8 dia tsy niafara t@ fahafatesana no nahazo azy?
Matoa ny olona iray lasa mpitondra dia sitrapon'Andriamanitra izay, ary rehefa alan'Andriamanitra eo ianao dia ny olona izay tena tsy eritreretinao na ny olona tsy tianao no lasa mandimby anao rehefa tsy manaraka izay voasoratr'Andriamanitra ianao.
Tadidio fa alahatra isika fa tsy mpandahatra, ary Andriamanitra no tompon'ny fandaharana. Aza manao tsinotsinona ireny madinika ireny.
novalian'i diloo ny 24/09/2010 23:56
2. ngaila ( 22/09/2010 13:44)
Ka ny madinika madinika eny iany
3. diloo ( 24/09/2010 22:54)

Matoa ny olona iray lasa mpitondra dia sitrapon'Andriamanitra izay, ary rehefa alan'Andriamanitra eo ianao dia ny olona izay tena tsy eritreretinao na ny olona tsy tianao no lasa mandimby anao rehefa tsy manaraka izay voasoratr'Andriamanitra ianao.

Aza ampidirina amin'ny resaka politika eto ny resaka Andriamanitra ry falyfenosa an.
Misy lohahevitra mikasika ny fivavahana sy ny finoana natokan'i Hery hanaovana dinika eto @'ny sera2.
Enao angaha mpamonany sa te hisolo an'Andriamanitra no hitsara an'i rakoto na i rabe raha nahazo laka , na nazera teo amin'ny laka, na nangalatra laka dia noho ny sitrapon'Andriamanitra.
Aminao izany ny fomba ahazoana ny sitrapon'Andriamanitra, dia:
-ny mahaiza mangalatra fahefana, mahaza mamono mpiray tanindrazina rehefa mahazo ilay fahefana ankeriny, mahaiza mamono mpitandrina, mahaiza manatresaka roa ny lohan'ilay madama bouquiniste, mahaiza managadra ny mpanao gazety radio fahazavana, mahaiza manampim-bava ny vahoaka tsy haneo ny heviny eny amin'ny place de la démocratie, mahaiza manome fahazotoana an'i ra-sarla, an'i ramarosokina, i ra8 zandary, ny FIS, i organès sy ny UZI hitifitra sy hampatohotra ny vahoaka.
Mahagaga ahy ianareo milaza azy ho mpivavaka ity, be fitsarana sy miatsara velatsihy.
Indrindra moa fa ireo milaza azy ho mpitandrina toa Ramino Paul sy i monsaigneur Odon, tsy nisy na iray aza, eny na dia tsy miombon-kevitra amin'i tompokolahy pasitera Rasendrahasina, izay novonoin'ny miaramila FIS à bout portant teny mausole, tsy nandray fitenenana mba hisian'ny fandriampahalemena, hiangavy ireo miaramila hanaja ny zon'olombena ary tsy hamono olona fahatany tahaka io mpitandrina io.
Sitrapon'olombelona no zava nisy tao anatin'ny aizina nandritra ny 19 volana izay, fa tsy sitrapon'Andriamanitra velively.
Aza maka ny toeran'Andriamanitra enao, fa Izy irery ihany no mahafantatra ny anjara ny tsirairay manoloana ny fitsapana hiainan'ny tsirairay eto amin'ity tany fandalovana ity.
Izaho tsy dia spécialiste ny théologie, fa tiako fantarina, principe-na 10 commandements avy aiza no nahitanao fa ilay Didy milaza fa tsy azo atao ny mangalatra, tsy azo atao ny mamono, dia nanjary lasa commandement vaovao hoe: azo atao ny mangalatra fahefam-panjakana, aza atao ny mamono vahoaka avec la bénédiction de monsaigneur Odon sy i pasitera Ramino, koa izay no mahatonganao hilaza fa sitrapon'Andriamanitra ny nanaovana kodeta.
Enao toa mitovitovy amin'ireny jiosy nivavaka tamin'ny omby lahy volamena tao amin'ny désert ireny, fony i Moïse nihaona sy nomen'Andriamanitra ny tabilao misoratra ireo Didy Folo.
Tena mampiesona fotsiny enao kle.
4. diloo ( 24/09/2010 23:56)

Ity koa izany izany izao dia ho lazainao fa sitrapon'Andriamanitra

, raha tadiadiavin'ireto olona miaramila FATY sy ilay te hangalatra ity terrain minier ity manoloana ity ramatoa tompon-tany:

vakio azafady:

Mananjary : Intervention militaire dans un périmètre minier privé
Vendredi,
24 Septembre 2010 00:00

Des opérateurs miniers dénoncent les formes de persécution à leur endroit.

Des abus de toutes sortes continuent de ternir l’image déjà sombre de la transition.
A l’instar de ce qui se passe actuellement dans la commune de Maroharatra, District de Mananjary où une petite entreprise d’exploitation minière subit la pression de militaires qui sont visiblement de mèche avec une personne qui veut accaparer les biens des propriétaires d’un périmètre minier qui fait l’objet d’une exploitation déjà avancée. Randriatsivelany Eliane gérante de cette entreprise accompagnée de ses proches collaborateurs a donné hier une conférence de presse pour dénoncer « les actes d’intimidation perpétrés à leur endroit ».

L’histoire remonte en mars 2007 où le titulaire de permis qui est donc une femme a fait appel à un collaborateur natif de la région, dans le but de mieux s’adapter aux us et coutumes locaux. « Il s’agit d’un simple collaborateur et non pas d’un associé puisque, aucun contrat n’a été signé. De plus, il n’a pas participé aux différents frais et investissements pour constituer l’entreprise » ont expliqué les propriétaires de l’entreprise, en ajoutant que dés le début, « ce collaborateur voulait seulement tirer profit des résultats de l’entreprise ».

Collaborateur indélicat

Pire, l’idée lui est venue, par la suite de s’accaparer indûment de la carrière en question. « Cet individu a commencé à semer le trouble en incitant les ouvriers et les Fokonolona à nous expulser de notre carrière. Il a également perpétré des actes calomnieux : diffamation, trafic d’influence, menace de kidnapping et de mort contre nous » selon toujours les propriétaires qui ont méme subi, « un envahissement du périmètre par des bandits armés de fusil à pompe, de pistolets automatiques et de kalachnikov ». Des pierres précieuses ont été méme volées par ce collaborateur indélicat et ses acolytes qui n’ont pas hésité à incendier16 maisons d’habitation du propriétaire. Ce dernier a évidemment porté plainte et obtenu gain de cause. Mais le jugement en sa faveur n’a jamais pu étre exécuté, face à la résistance du collaborateur et de son frère qui, comme par magie ont bénéficié d’une liberté provisoire depuis décembre 2009.

Manœuvre dilatoire

Le malheur des propriétaires ne s’est pas arrété là puisque le 8 septembre 2010, la police des mines a notifié la fermeture de ladite carrière afin de permettre aux deux parties de s’arranger. Le propriétaire est alors invité à se rendre dans la Capitale pour procéder aux négociations. Ce qui n’était visiblement qu’une manÅ“uvre dilatoire puisque la partie adverse, restée sur place a profité de l’absence du propriétaire pour s’introduire dans la carrière pour s’adonner à des pillages et des séquestrations. Et ce, avec l’appui de militaires armés conduits par deux Lieutenants Colonels. « Ce qui est étonnant c’est que ces militaires, soi-disant, dépéchés par la primature et se déclarant protecteurs de ce collaborateur sont munis d’armes lourdes tels que des lance-roquettes et autres kalachnikov, terrorisant ainsi la population locale » conclut les prioritaires de la carrière qui en appellent ainsi à la sagesse des dirigeants actuels, à commencer par le PHAT pour prendre les dispositions qui s’imposent.
R.Edmond

izay izany ilay hoe: mangalara toa ny nataon'i andry TGV ny kodeta,fangalarana fitondrana, fa ny fangalarana dia sitrapon'Andriamanitra.
Tena thèse-na théologie fopla ny anao ry falyfeno-osy be tandroka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388