ho tokanan'ny hat anio
1. bazylou
(
08/05/2009 10:31)
etsy antaninarenina ny tsangambaton'ny tolona sy ny olona maty ny 7 fev 2009 :-D :-D
répondu par xxx le 08/05/2009 23:21
2. tsiafoi1
(
08/05/2009 10:53)
Tsangambaton'ireo olona notifirin-drizareo capsat tamin'izany ve mba hanosoram-potaka ny filoha Ravalomanana.
3. xxx
(
08/05/2009 11:05)
ireo olona nasainy TGV novonoina taminy 07 fev 2009 ve? taminizany no efa voavidiny ny miaramila :-D :-D :-D
4. xxx
(
08/05/2009 11:08)
Sssss , efa tsisy andaniana fotoana marina ry Alain Ramaroson sy ny tariny ka izany no handaniana volam-bahoaka ! Dia tsy ohatran`ny mandatsa ny mana-manjo ve ny hoe "Ny havanareo no maty nataonay sorona fa izahay no migalabona amin`ny seza nangalarina " ? Tena mampalahelo ilay toe-tsaina !
5. falyfenosoa
(
08/05/2009 11:15)
Na inona antony nahafaty ireo olona ireo dia tia tanindrazana izy amiko, na iza haneso na iza handatsa ireo maty ireo, amiko dia nitolona izy noho ny tsy rariny, soa fa mbola maro no velon'aina afaka manaporofo tsara ny zava-niseho.
tsiafoy1; mampalahelo raha toa ka olona toa anao izay tsy nanatri-maso ny zava-niseho no sahy milaza an'izany, na amin'izao aza ianao dia mamporisika fotsiny ny mpanohana ny ara-dalàna fa tsy sahy miseho akory mandeha milahatra eny an-dalambe fa misitrika ao amin'ny toeram-piasana izay misy anao ao amin'ny operateur telephonique ao.
tsiafoy1; mampalahelo raha toa ka olona toa anao izay tsy nanatri-maso ny zava-niseho no sahy milaza an'izany, na amin'izao aza ianao dia mamporisika fotsiny ny mpanohana ny ara-dalàna fa tsy sahy miseho akory mandeha milahatra eny an-dalambe fa misitrika ao amin'ny toeram-piasana izay misy anao ao amin'ny operateur telephonique ao.
6. xxx
(
08/05/2009 11:46)
tena nahery fo marina aloha raha sahy nihanika lapapanjakana izany ka, tena gangs mihitsy e, mety nisotro ny aleoko maty kosa angamba ireny e? ho any TGV !
7. andrywui
(
08/05/2009 14:22)
tokony hatao sary eo amle tsangambato i Ravalo mitana kalaky mitifitra le zaza 13taona !! ho hitampoko , hitampirenena eo de ny TIM mihoby sy mihomehy mankasitraka azy sady mihosindrà ao aorinanay !!!
8. andrywui
(
08/05/2009 14:23)
tokony hatao sary eo amle tsangambato i Ravalo mitana kalaky mitifitra le zaza 13taona !! ho hitampoko , hitampirenena eo de ny TIM mihoby sy mihomehy mankasitraka azy sady mihosindrà ao aorinay !!!
11. bazylou
(
08/05/2009 23:16)
tsy misy avoka indray de miafina ao ho eresaka bazily!!! avoahy le info raha milay e!!! :-D :-D
12. xxx
(
08/05/2009 23:21)
Reaska bzily io ry zalahy a,tsy ilaina dinihina akory aza,natao hihomezana fotsiny :-D :-D :-D
