stèles en la mémoire des martyrs tao @ magro

1. xxx ( 09/05/2009 07:13)
rahoviana no mba ho tokanana ireo steles an'ireo 80 olona maty t@ le black monday iny,atao eo tokotanin'ny magro.Ho fahatsiarovana an'ireo tapaporohana sisa tsy may
novalian'i xxx ny 09/05/2009 08:55
2. andrywui ( 09/05/2009 08:38)
hotokann'i Tim ve ?? izy aza tsisy lohany ko iza no hitokana andreo eo e !!!
3. Mirananirina ( 09/05/2009 08:48)
tsy haiko
4. xxx ( 09/05/2009 08:55)
tena misy fanavakavahan kosa ny an'i tgv raha izany,samy maty avy ve dia misy halakobika tsy tiako tarehy,lery kosa aloha favy be raha hanao pub eh ,tokony io ihany no asa ataon'i lery fa hitako hoe tena mety aminy mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5515