Ampidiro aloha ny tenimiafina
pros hono ny ry sarla ,sy lylison nefa toa vendrana ihany
1. zoam
(
12/05/2009 08:46)
Izany procedure fanaovana arrestation izany aloha dia tena mbola tsy hain'ireto olona voalaza anarana ireto izany,mety ny fahaizana no tsy ampy ve?,satria raha hitady olona ianao dia mila mandefa convocation aloha dia rehefa tsy tonga t@ io convocation io izay vao misy ny mandat d'arret,saingy ny ataon'ny ry zalahy capsat ireto tena hafa be mihitsy no sady mahamenatra .Tonga hatramin'ny solontenan'ny ONU handeha hanofana an'i capsat ,http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=497524
répondu par fijo le 12/05/2009 22:35
2. andrywui
(
12/05/2009 08:48)
NY ANLAH TY KOU FILM EFA NALEFA TETO FOANA IO DINIKELAH IO : OVAY DINIKA HAFA NDRAY FA LEO AN'IO DINIK'ONDANA IO NY POKNA E !!! :evil: :evil: :evil:
3. locl
(
12/05/2009 08:56)
io ary fa tsy mahatantsy sahady andrywi, rehefa mitsikera ny TGV ny olona dia romotra sahady, mbola aiza e! Mbola hialalao eto foana isika fa mahatatesa valinkitsaka fa mpamosavy nilevina amorondalana
4. andrywui
(
12/05/2009 08:59)
hoy locl
hono oa letsy locl !! fa iza moa izao zao letsy no tena voahitsaka ,voahitsak'i sarla ??? ha ha ha !!
sahady, mbola aiza e! Mbola hialalao eto foana isika fa mahatatesa valinkitsaka fa mpamosavy nilevina amorondalana
hono oa letsy locl !! fa iza moa izao zao letsy no tena voahitsaka ,voahitsak'i sarla ??? ha ha ha !!
5. xxx
(
12/05/2009 09:00)
tsy zakanareo ve ny marina é,toa mimenomeno be tsma zany ,inona ny blem nao ao é
zay tsy mahay ampianarina leity a
ary raha elah no leo de aza mamaly fa tsy olona retara no lazain'elah leo ,MAZAVA!!! :twisted: :twisted: :twisted:
zay tsy mahay ampianarina leity a
ary raha elah no leo de aza mamaly fa tsy olona retara no lazain'elah leo ,MAZAVA!!! :twisted: :twisted: :twisted:
7. andrywui
(
12/05/2009 09:02)
zoam ! moramora fa vao maraina be loatra zao ka mbola ela vao ho hariva !! mbola ho lava ny lalao eto ka sao de hiditra hopitaly vao maraina eo toi !!! izao fotsiny : izao de izao elah de mamorona dinika vaovao fa ity dinik'elah ty efa ntaolo be de tsy mahate hamaly !! mazava ve ramosé Tim ???
8. xxx
(
12/05/2009 09:07)
Mbola fanina nasin'i pikatti leity koa eto no mitonatonana :-D :-D :-D :-D
9. andrywui
(
12/05/2009 09:09)
Pikatti anlah zany efa novitaiko omaly ny momba azy fa mitahia izy fa efa lasanko razana fa elah miafikafina io sisa ry zoam !!
10. xxx
(
12/05/2009 09:14)
Aza mikorapaka ialahy fa toa mbola faninabe , aiza ary zany ,mbola ampian-dra pikatti eo ny daozy zay vao tatra eo,
11. besandry
(
12/05/2009 09:14)
Ny tim no tena mpamosavy milevina amorondàlana satria
Tsotra fotsiny : Fony teo @ pouvoir ra8 nanana ny fahefana rehetra izy dia tena ny fahefana rehetra hoy aho ka naninona no navela ho tafakatra naka ny fahefana ry tgv ??
Ny manàkana ny hafa haka ny fahefana aza tsy vitany dia inona koa no azo ambara amin'izany :roll:

12. xxx
(
12/05/2009 09:26)
Ka io anie ilay lazaiko fa vendrana ny tgvendrana fa ny TIM koa dia mbola vendrana nohon'ny vendra e!
13. andrywui
(
12/05/2009 09:29)
eo ihany le TIM oe vendrana noho ny vendrana fa le izy donto be ty no tena mahalagy ny mieritreritr azy !! satria rehefa manazava dinika amndry lerony de tsy maintsy misakra adiny 2h na 3h vao mazavazava ratsy amindry zalah TIM le tiana resahina
14. zoam
(
12/05/2009 09:30)
mahamenatra izany hoe tonga aty amintsika ny solontenan'ny ONU momba ny droit de l'homme hampianatra an'ireo capsat ny momba ny fitandroana ny fandrihampahalemana ,izao tapitra samborina daholo izay mitondra ny anarana hoe Ravelson,izany ve dia mba pros,ireny angamba le miaramila t@ sy zandary t@ andron'ny deba le atosi2 fotsiny eny fa na dia CEPE no hanany,
16. xxx
(
12/05/2009 09:35)
adoboko eo ty lohakelin'elah ty andrywui fa aza be konetaka é,efa nazavaiko zany fahiny nefa mbola tsy niditra tao an-doha ihany tena kondrana piren'ny tgvendrana, fa maninona izy io no hoatran'izany é
17. xxx
(
12/05/2009 09:38)
VENDRANA DIA VENDRANA ALOHA NO HITA JUSQU'A MAINTENANT, MAINTIEN DE L'ORDRE ZERO,TSY MAHAGAGA VENDRANA TOA AN'IREO CAPSAT IREO IHANY NO MANOHANA AZY ETO,IZAHAY NA TIM AZA REHEFA TSY METY NY ATAON'NY TIM NA RA8 DIA LAVINAY FA TSY LECHE CU.
18. kidoropamba
(
12/05/2009 09:43)
Marina ilay nolazain'ny charles hoe: "Mbola safosafo iny nataoko t@ mandafy iny".
Marina io raha nahita an'ilay Manandafy ny marainan'io niakapeo fa mila scanner hono iny lohabeny iny. tssssss!
Olona nanaovana habibiana izany ve dia mbola ho sahy hiaka-peo sy be zesta? Tena safosafo marina ireny ra charles a.
Izany hoa ka miaramila MIARO VAHOAKA. Raha tsy teo CAPSAT dia efa LAFON-DRAVALO INDRAY NY TAOLAM-PATY TAO MANJAKAMIADANA.

19. tafondro
(
12/05/2009 09:43)
Mba asio famaritana @ teny sy hevitra mazava tsara ary ny hoe vendrana ry Andrywui sy Besandry handinihana izany . Fahavendranana ve ny miaro ny ain' ny olombelona tsy ho vonoin' ny olona mahazo baiko hanao izany ? Fahavendranana koa ny miala tsy hiady @ olona nahazo ny mangidy noho ny fisehoan- javatra ? fahavendranana ve ny miaro ny tanindrazana tsy ho varotana ambongadiny @ olona tsy fantam-pototra sy tsy fantam-pihariana ? fahavendranana ve ny tsy manaiky ny fandrangitana sy fampihantsiana ny samy malagasy hifamono eo anoloan' ny tolotra sy kolikoly avy @ ireo malagasy fositra sy manao lohan' androvo ? Dia mino ve ianareo fa ny hevitra famitaham- bahoaka dia tsy hiseho masoandro any aoriana any ? olombelona mandia tany sy miloloha lanitra ka mbola holena sy hosolafaka ihany . Aza variana mampiady ganifa fa tsy anjely akory , olombelona mitafy nofo sy rà ihany!!!
20. zoam
(
12/05/2009 09:57)
kidoropamba:
Marina ilay nolazain'ny charles hoe: "Mbola safosafo iny nataoko t@ mandafy iny".
Marina io raha nahita an'ilay Manandafy ny marainan'io niakapeo fa mila scanner hono iny lohabeny iny. tssssss!
Olona nanaovana habibiana izany ve dia mbola ho sahy hiaka-peo sy be zesta? Tena safosafo marina ireny ra charles a.
Izany hoa ka miaramila MIARO VAHOAKA. Raha tsy teo CAPSAT dia efa LAFON-DRAVALO INDRAY NY TAOLAM-PATY TAO MANJAKAMIADANA.
T@ voalohany noheveriko fa bandy mba misaina lesy ialah ry kidoro , 7ans ra8 no mba nisy liberté ihany ,izao ka 1mois efa tonga hatramin'ny ONU sy resaka droit de l'homme ny kozy